pazzapa5 lasan'i poon

1. sarobidy ( 02/11/2007 10:29)
Efa misy dinika nisokatra momba an'io ve fa mitady a fa tsy mahita nefa tsy naharaka ny fandehany tao:oops:?
Melsi
novalian'i choice ny 29/11/2007 15:47
2. tovokely ( 02/11/2007 11:32)
Tsisy dikany iny fa tsy maty antoka ena na tsy naharaka aza.
Sa hotantaraiko anao eto ny zavatra henoko t@ kidaona maraina talohan'iny finale iny? Famintinana fotsiny: mbola tsy nanomboka akory ny baolina d'efa lasan'i Poon ny amboara.
3. xxx ( 02/11/2007 12:31)
izany an! i poun kosa mahavoa noho i sandra e!
4. sarobidy ( 02/11/2007 14:48)
tovokely: tantarao ary oe zany zvtr henonao tam kidaona maraina zany fa za tsy naheno :roll:
5. sarobidy ( 03/11/2007 05:47)
ka le izy wa tena tssss
6. UB40 ( 03/11/2007 14:37)
[size=24]loooool[/size]







7. pissoa ( 03/11/2007 21:07)
amin'ireo ve zany poon :oops::-D
8. UB40 ( 04/11/2007 11:00)
Io bandy io izy é!!!:lol::lol:


9. pissoa ( 04/11/2007 19:54)
OK - misaotra UB40 a :-D:-D:-D
10. bitrokel ( 04/11/2007 20:23)
aleoko aloha i poun e! i sandra mahavoa ihany fa i pour mbola mahery....mendrika ho azy ny fandresena
11. sarobidy ( 05/11/2007 08:13)
ary nanaôna le fampisehoana nataondry zareo t@ erinandro, iza nareo no tany?

Itanareo le hirandry zareo oe "profiteo la vie", iny ve tsy somary naka tahaka ny an'im melky oe "Fô pas compliké la vie"

12. koffman ( 05/11/2007 13:43)
tovokely:
Famintinana fotsiny: mbola tsy nanomboka akory ny baolina d'efa lasan'i Poon ny amboara

ary ahoana ny fahitanareo an'reny commissaire au jeu reny? De sanatria zany ve tsangan'olona fotsiny izy reny?:-D
Na izany na tsy izany mendrika izy e!=D=D
13. sarobidy ( 06/11/2007 06:45)
koffman: possible :oops:

14. ravl ( 09/11/2007 15:50)
ka l profiter la vie sy complike la vie anie max exception no nanoratra azy e
15. sarobidy ( 10/11/2007 07:30)
ravl: mazava hoazy fa feeling ray zany!!!
16. suzuki ( 14/11/2007 09:41)
misy tsy mazava mits. bandy tsy matakatra feo sady mamalan-kira. ra za njury efa tany @ step1 iny de nody. le t@ final iny jerena (whenever u call), tsy takatr' lery no mivalany. zany ve de mendrikn vôloany.
17. imgirl ( 17/11/2007 00:30)
za kou mieritreritra hoatran i suzuki e ilay lery manao punk zany tsy manan le feo ilaina mitsy nareo ve tsy mba babo nanaovan i sandra le goodbye my lover sy lé standup for love hiran olona telo tsara feo sy manakatra be nefa vitan izy irery!![IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0064.gif[/IMG]
18. xxx ( 19/11/2007 05:55)
Kaiii itako tam télé maly tam emission RTA boite noir fa hay ratsy be le vadin'i poon....:twisted:

itako izy no tsy sahy nampiseho mihitsy atram zay :(
19. choice ( 29/11/2007 15:47)
Mapme be le volony
mdr:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.063