aretina tazo malaza

1. sarobidy ( 01/03/2006 05:52)
De mampalahelo ange r'reto le olona voan'le tazo fa tena k.o herinandro fara faha haingana.De tsy hay tsony zay marina we dengue ihany ve lou le izy sa zany tsikongonia zany e
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:21
2. watafon ( 01/03/2006 06:50)
Dengue hono le izy k ! fa le fisehony ange mitovitovy ihany e! fa soa ihany fa tsy mortelle ilay izy fa mandreraka fotsiny !!
3. bruno ( 01/03/2006 06:58)
Tsy mbola tonga eto amintsiko hono ilay tsikongonia lazainao io fa dengue ilay izy ka malefaka nohon'ny tsikongonia ilay izy ka raha voatsabo tsara dia sitrana farafahatarany dimy andro aty aoriana .Na dia izany aza anefa dia aleo mailo ihany e!
4. Fiffi ( 01/03/2006 07:06)
ka tsy fantatra intsony izay marina nefa ny marary misy hiany koh
5. Veloo ( 01/03/2006 17:39)
ie wa ry fiffi.. loza retsy ko
6. watafon ( 01/03/2006 17:45)
k ny marary v moa tsy hisy e! fa soa ihany fa tsy mamono le izy !
7. Veloo ( 01/03/2006 17:49)
no sady tsy ampy vitamine ko anie ny olona e...:(
8. watafon ( 01/03/2006 18:09)
zay aloha d marina e! k le fiainana doly no mahatonga an'izany e!
9. Veloo ( 01/03/2006 18:23)
angaha tsy mampalahelo mihitsy e:(
10. fijo ( 01/03/2006 19:06)
mampalahelo koa ve i veloo?
11. Veloo ( 01/03/2006 19:11)
fijo a an3 tsy za ka :roll::-D:-D
12. fijo ( 01/03/2006 19:15)
asa ko ndry tsihaihay izay
13. watafon ( 02/03/2006 12:18)
:-D:-D
14. fijo ( 02/03/2006 20:00)
kôzy e
15. Veloo ( 02/03/2006 20:39)
lozany mime fotsiny ndrekakiko?:roll:
16. fijo ( 03/03/2006 04:18)
ka haninona ary izy hoy ndry?ho tezitra indray ve
17. Fiffi ( 03/03/2006 05:04)
fijo: an3 aleo miheritreritra lalindalina angamba :-D
18. Veloo ( 03/03/2006 15:46)
fijo ty ko :roll:
19. watafon ( 03/03/2006 17:18)
veloo, zaranao marina aza za mba nime kou ! sa tokony alahelo v ?
20. Veloo ( 03/03/2006 17:26)
wata a an3 faly no tsara ka ary njy nga mbola tsy matory? to mbola ato fona?:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1232