aretina tazo malaza

21. watafon ( 03/03/2006 18:04)
an3, tsy mety mahita tory za anjoany io ! fa malahelo anjy!:-D:-D
22. Veloo ( 03/03/2006 18:23)
dain de ahona ko? inn ko fa tsy miasa radem dia mba manao soirre lava2 njy knou hahahahha:-D
23. watafon ( 03/03/2006 18:30)
diso enao ry veloo, miasa fôna za na j fériés aza e! indrisy mantsy !
24. Veloo ( 03/03/2006 18:31)
ntsooooooooo aleo ary apiko any e :-D:-D
25. watafon ( 03/03/2006 18:34)
misaotra na d zay fotsiny aza e!:-*:-*:-*
26. fijo ( 03/03/2006 19:50)
asa fa tsy kabary ry veloo an
27. Veloo ( 03/03/2006 21:16)
ka ita fa ande za ko fijo ko:roll:
28. watafon ( 04/03/2006 12:18)
d tsy tonga akory veloo fa nametraka an !!!
29. fijo ( 04/03/2006 18:48)
izay ary le efa nampoiziko;valoo wa tsssss
30. Veloo ( 05/03/2006 00:06)
:°):°)
31. watafon ( 05/03/2006 16:20)
veloo, fa soa ihany alou tsy nisy kandra akory za d tsy naninn e!!!:-*:-D:-D
32. Veloo ( 05/03/2006 19:27)
wata ko inn ndray zany kandra?
33. watafon ( 06/03/2006 18:14)
veloo,:roll::roll::roll: anjekaky ôôô! kandra kosa v d tsy hainao kle! asa no dikan'izany e!
34. Veloo ( 06/03/2006 18:34)
ka efa oe tsy fantatro knou noheveriko fa sakafo :roll:
35. watafon ( 09/03/2006 19:12)
:-D:-D:-D aza mampme wa njy fa tsss ! efa ela moa njy no niala taty ?
36. Veloo ( 09/03/2006 19:47)
wata ie no sady mbola kely dia tsy aiko intsony wa eeeeeee:cry: fa t@ 2004 ao no tany
37. fijo ( 09/03/2006 21:02)
veloo an,hafaro mihintsyaho hampianatra andry teny malagasy fa tena tsssssss,aza anontaniana indray hoe inon aio "tsssssss" io an
38. watafon ( 10/03/2006 06:16)
fijo, :-D hihihi! io kosa hainy k ! sa ahoan akia ry veloo ?
39. Fiffi ( 10/03/2006 09:52)
andraso aloha hamaha vaha-olana i wata , fijo sy Veloo :-D:-D:-D:-D
40. watafon ( 10/03/2006 11:07)
Fiffi, efa milamina tsra k ! soa ihany fa eo njy !:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2956