aretina tazo malaza

101. watafon ( 30/03/2006 19:07)
Fiffi, mpilalao fotaka !! :-D:-D:-D eo njay ary alou e! :*:*:*
102. fijo ( 30/03/2006 20:25)
io ndry fa misy manohana
103. Fiffi ( 31/03/2006 06:42)
:oops::oops: :-D:-D manosika ve ? :*
104. fijo ( 31/03/2006 19:12)
mamporisika be
105. Fiffi ( 01/04/2006 11:22)
hanao inona ?
106. fijo ( 05/04/2006 03:10)
hilalao fotaka
107. Fiffi ( 05/04/2006 03:53)
iza ?
108. watafon ( 06/04/2006 09:13)
za ndray ? :-D:-D
109. Fiffi ( 06/04/2006 13:02)
wata: kay zay no nahatonga anao tsy hita elaela an! kay nadeha nilalao fotaka tany ? :-D:-D:-D:-D:):*
110. fijo ( 07/04/2006 03:40)
ndry no milalao fotaka ko
111. Fiffi ( 08/04/2006 14:10)
de miaraka @ fijo zah zany :-D:*
112. watafon ( 08/04/2006 14:50)
hay reto mpilalao fotaka daholo tsss! ary sasao amzay ny tànana e! :-D:-D:-D
113. Fiffi ( 09/04/2006 12:21)
fijo , waya: andao hiaraka zany sika 3 :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3851