Munica Brava & Barbarita

1. sarobidy ( 29/10/2007 14:13)
Munica Brava lalaovin'i Natalia Orerio sy Barbarita, anisan'ny telenovela (feuilleton) be mpanaraka indrindra aty @ faritra atsinana.
Ary ny any aminareo inona no be mpanaraka ndrindra, mba zarao ee
novalian'i sarobidy ny 12/11/2007 12:30
2. Kwasi ( 29/10/2007 17:04)
Ka bdb ange ry sarobidy ilay telenovela e, ary samy be mpanaraka daholo. Izaho moa tsy mpanaraka fa mba hitako foana isaky ny mba mijery tele dia: Ruby, Rebecca, Gardner's daughter, Camilla, My fat Valentina, Yena la vierge.

Ny tena mba narahako dia The Promise sy Timeless (Jericho Rosales sy Christine Hermosa), series phillipines tena milay ireo.

Fa betsaka koa ny telenovela avy any Coree du sud no tsara sady mahavariana.

Ny malaza tsy azo ialana moa dia: Prison break, Lost, 24h chrono.

Misy koa ilay hoe Generation avy ao Afrika atsimo. Fa tsy milay loatra.

... Dia ao koa ny Feux de l'amour ho an'ny vhv ao an-drenivohitra.:wink:
3. sarobidy ( 30/10/2007 07:29)
Kwasi:

misy amreo teneninao reo zao efa matetika hitako taty aminay fa ny sasany tsy mbola.

Fangah kosa ny feu de l'amour ho an'ny vhv ao an-drenivohitra iany ee! d aôna zany zay tsy ao andrenivohitra?

Ary ngo d mbo fantatrao ko oe iza zany pilalao an'i feu de l'amour maty zany?
4. xxx ( 30/10/2007 07:43)
tena itako mits hoe tsara be lou le rubi nande taty antsinanana e,, le muneca bravas tiko fa tena ts de arako fa naleoko nijery io rubi io,
le barbarita ko be pub loatra sady alina be loatra de lasa tsy araka firy tosny ko
ny tiko ko zao de frères scott fa ndraindray iany vo mande alahady ariva, fa refa misy fotoana za tonga de anofa film mits fa manjary tsisy maminy tsony le izy koo
5. Kwasi ( 30/10/2007 14:09)
sarobidy> tena tsy haiko indray ny @ iny re a. Efa henoko koa fa izaho tsy nanadihady hoe iza, sady izaho koa aza ange tsy kopy n'inn n'inn @ iny feu de lam iny e, fa ny hitako fotsiny dia raha vao taraiky miditra ny trano ka tsy tafasakafo alohan'iny film iny dia tsisy fika fa lasa miandry an'iny ho vita ndray:-P, tsy laitra akisoka mihitsy ry zareo. Ka le ao andrenivohitra ihany no hitako, fa sur koa aho aloha fa raha mandefa an'io ny tele any @ toeran-kafa... kil be @ io foana nareo vhv e.:D
6. fasaly ( 30/10/2007 14:18)
itako toko io ry sarobidy tamzà tany fa zà mahagaga tsy tia feuilleton fa film indray mipika ihany no tiko:wink::-D
7. sarobidy ( 02/11/2007 07:15)
xxx: za ko tena mankafy an'iny "one three hill" iny (f. scott) sady iny alahady ariva iny mbô ijanonana antrano mahita tsara mihitsy.

kwasi: nisy fotoana izy io efa nande taty aminay kah, fa tsy d arako fa tsara iany:-P

fasaly: njiko zany le tsy mahari-pery mihitsy:-D fa d tonga dle ndray mipika no tinjy fa tsy tinjiko le mitohitohy :P
8. tess ( 02/11/2007 07:30)
sarobidy: ié!:-D:-Dzà mantsy mpakafy mijery film be ka tiko ho hitako indray mande dool ny voalohany ka hatram farany otran'ny any am cinema ihany io...fa manjary tsy tadidiy raha hoe "à suivre" na indrindra raté ny tohiny iny de....:?:-D
9. sarobidy ( 12/11/2007 12:30)
tsy mbo mety amindry ko zany le manjono (trondro) raha izany, iny ko tsinona mila patience
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7304