FMA TV (Tamatave)

1. sarobidy ( 07/07/2006 12:31)
Asa na aôna na aôna fa de tapaka tsy fantatra na oe naninona na naninona ity télévisiona iray eto andrenivohitry betsimisaraka ty nefa de Télévisiona anisan'ny be mpankafy indrindra ny fandaharana alefany sy ny série iray atao oe "Destin du coeur" zay.
Mampalahelo satria betsaka ireo tsaho mandeha momba ity Télé Radio FMA ity de tsy hitan'ny vahoaka intsony izay tena marina.Lazaina fa an'i Ingahy Pierrot RAJAONARIVELO hono izy io de tsy mahazo alàlana intsony.
Ao koa ny milaza fa rehefa nampidirina teto an-toerana ny MBS (Radio Télé an'Atoa Président) de voasakantsakana hono na nogafiana hono ity Télé F.M.A ity.
Misavorovoro tanteraka ny sain'ny vahoaka eto an-toerana .Sao de mba mahafantatra ny momba an'io ianao mba hampazava ny sainay .
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 06:14
2. Herimiafina ( 07/07/2006 13:54)
Honohono avokoa retsy izany, mety ho marina mety tsy ho marina, mety ho olana teknika tsotra kely no ampifanmdraisina amin'ny raharaha politika hampisavorovoroana.

rehefa tsy misy mantsy ny transparence sy no fifandraisana mazava dia manao hypothese ny olona ka lasa misy interpretation goavana be mahatsiravina.

Misaotra amin,ny vaovao fa ny any azo hatao izao dia ny manao ankety!
3. MTN ( 07/07/2006 16:35)
Izaho aloha tsy mahafantatra eh.8)
4. sarobidy ( 08/07/2006 06:04)
Izy aloha de hono no betsaka mandeha aty de tsy hay tsony zay tena marina.

Raha ny fahazahoako azy aloha de mety olana ara-teknika araky ny voalazan'i Herimiafina ilay izy fa de araraotina ampidirana resaka pôlitika kototrany.
5. MCZ ( 09/07/2006 10:34)
hummm hohita eo ny tohiny fa mbola tsy nivoaka gazety alony :-w
6. Herimiafina ( 09/07/2006 18:50)
Reveo manja amin'ny Canalsat retsy ry Sarobidy an! Iny koa mba milay iny. :wink:
7. sarobidy ( 10/07/2006 08:37)
Herimafina< milay milay ny canal sat fa hafa ihany ko ny mba efa nahazatra ny tena kouahhh

MCZ< fa hiandry hivoaka gazety ngah vao hanao zavatra ?
8. cherinah ( 12/07/2006 07:47)
ôtran'ny efa mba misy fivoarana le télé F.M.A aty tamatave fa somary tsy mbola mahzo tsra , de misy faritra koa azony .
nenareo ve mahazo sarobidy?
9. arson ( 12/07/2006 11:15)
Aza mino ny honohono zany fa mety zavatra betsaka no nahatapaka azy e! anisan'izany oh ny lafiny ara-teknika,ny tsy fandoavana ny hetra madinidinika e!
herimiafina< averinao fa mande @ rano angaha ny canalsat e! raha tsisy sosy andoavana azy de ahona? SA ALEFA ANY @nao ny facture?HAHAAHHAHA :-D:-D:-D:-D
10. sarobidy ( 17/07/2006 09:44)
arson< aza atao an'zany kosa i herimiafina e :D
11. Herimiafina ( 05/08/2006 14:51)
Merci retsy ry sarobidy mba miaro anah an! ary elaela njy tsy hita an!
Mba omeo anah hoe leisy ry arson izany faktiora izany hangalako tahaka azy kely. :-D
12. sarobidy ( 17/08/2006 06:14)
Herimiafina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.077