vady vazaha
1. sarobidy
(
27/07/2006 06:51)
Tena fitiavana ve ny fanambadiana vazaha sa misy intérêt , de inna no tena itiavan'ny olona an'izy io?
novalian'i antsotokana ny 30/08/2006 09:05
2. fasaly
(
27/07/2006 07:23)
na fanambadiana sam entre gasy aza rehefa hisy interet de misy foana, misy ny tena fitiavana ary te hummmmm beuh kalou raha misy fa misy kou ny an i sasany interet.....sam mamanao zay mampety ny sainy sy ny fiainany io fa asakasakao ihany....tsy ho voatery ho interet foana kou anefa raha hanambady oul ankoatra ny mpiray tanindrazana am tena:wink:
3. hery
(
27/07/2006 07:25)
Arakaraky ny tsirairay marina io. Be dia be ny gasy manambady vazaha tsisy interet mihitsy fa tena fitiavana... ary betsaka koa ny gasy manambady gasy tsy misy fitiavana fa interet fotsiny :-)
iza no tsara amin'ireo?
iza no tsara amin'ireo?
4. sipagasy
(
27/07/2006 07:27)
hihi hery marina ny anao
fa nahoana moa no voatery hisy interet ny fanambadiana e!?? fanambadiana = fitiavana na fotsy sy mainty ny miaraka na mena sy mavo!!!

5. soanja
(
27/07/2006 08:24)
Vaza= olombelona mitovy tsy ankanavaka fa ny saina sy ny fo no mitondra azy.
8. cristal
(
27/07/2006 10:41)
(l)(l)(l)Mijere affection nareo de voavaly zany;de ny 1isanjaton'ny vehivavy Malagasy manabady vazaha ihany no tsara tokatrano satria na izy ireo tany an-dafy no nifankahita na Mpiara-miasa t@ Ray aman-dRenin'ilay vevavy le vazaha.Sady ny vazaha ra manambady gasy dia tsy maintsy mampirafy izy indrindra moa fa tafody any aminy zay izy dia mazotoa manam-bady gasy fa reo ihany no tena mampiadana na mahatra aza sady be fitiavana koa a!(l)(l)(l)(l):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. MCZ
(
27/07/2006 11:02)
cristal , majinikakely> marina tokoa ireo resakareo ireo tena zavatra hita maso mihintsy ireo ,
marina tokoa io 1% io, ireo ihany no tena manana tokatrano sy tena fitiavana izany ; ny any vaza moa dia ny concubinage ihany no tena masaka ao andohany ka raha tsy mety @ izany ny gasy vavy dia eo enao solohiny hafa héhéhé tandremo ihany, fa misy koa ny ataony fitaovana hafahany mapiasa vola eto sns.. éé ,mialatsiny @ izay manambady vaza alony aaa , fa fihainana sy zavatra hitamaso io resahina io.
Fihainana daoly izany.
Dia bonne chance raha hoany France ééé hihihi
:-D :-D

12. maintsokely
(
27/07/2006 11:24)
Nanao analyse ny fiainan'ny vehivavy manambady vazaha aty aminay aho (efatra). Ny antony dia izao mirehareha ry zavavy hoe miadana be hono. Ny conclusion-ko dia izao.
1-Matetika dia interet no hanambadiandry zareo vazaha.(matetika dia afeniny ao anatin'ny teny hoe "tena fitiavana no hanambadiako ny vadiko" na "izaho tsy tia gasy fa macho"). Ny tena manambady ara-pitiavana dia discret.
Matetika raha vao tenenina hoe interet ve ny anton'ny fanambadiana ka misendaotra be, dia ao raha.
2-Misy conflit culturel ao anaty tokatrano. (na dia mahay teny frantsay aza ilay gasy dia misy foana ny tsy fifankazahoan-dresaka). Sarotra be ny mitantara angano amin'ny vazaha (ohatra hoe iza izany rakakabe izany, ny hira tiana tsy voatery mitovy .
Rehefa misy ady dia manahirana ny mifanazava zavatra satria sady tsy mitovy fomba fijery, fomba fitaizana, fomba fieritreretana. Ny vokatr'izany dia matetika mandefitra be ilay tovovavy.
3-Eo amin'ny fifandraisana amin'ny samy gasy dia tsy integré mihitsy ilay vazaha. Na dia miezaka ihany aza.
4-Misy ny diso eritreritra amin'ny hoe manambady vazaha. Heveriny hoe miadana be sy fahasambarana. Ny an'ilay sipa akamako izay izao raha vao miaraka amin'ny vadiny elabe izy dia leo ka miantso anay.

13. gaella
(
27/07/2006 11:26)
ny manambady vaza sady miadana no koa mahazo fitiavana sy tambitamby be de be,tsy marina ny woe tsy maintsy mampirafy ny vaza ,io arakaraka anao miaraka sy manambady azy fa refa omenao fitiavana feno izy de mijanona aminao irery sady manaja anao,ny gasy no tena mampirafy matetika
14. patrick2002
(
27/07/2006 12:47)
ka io araky ny famaritana ny hatao hoe FITIAVANA eh!
betsaka manko ny definition ny atao hoe fitiavana fa tsy iray ihany.
Ka misy milaza fa naturel ny fitiavana ,ireny olona ireny no miteny fa tsy fitiavana ny fanambadiana vazaha .
Misy kosa no milaza fa azo volena ny fitiavana hamboarina ,ireny olona ireny no milaza fa milay no miaraka @ vozongo.
ka na gasy na vazaha
rehefa manitona ny fo sy fanahy
dia heraho daholo fa tsy misy quoi.

15. Herimiafina
(
27/07/2006 12:54)
K'iza ra-Patrick an, elaela ise tsy hita an! :wink:
Hoy ra-Sarobidy:
Miankina amin'ny cas misy retsy io ry sarobidy an.
tsy afaka ny hilaza aho heo interet sa tena fitiavana raha tsy misy echantillonage kely dia sondage dia miampy etude statistique kely amin'ny SPSS hahafahako mi-generaliser azy kely.
Afaka miresaka cas vitsivitsy hitako aho anefa, iray na roa ao anatin'ireo marobe (tsy representatif) no azoko hambara.
-Cas1: tara amin'ilay vazaha ilay ra-kala. ilay ra-vazaha te-hioimponenana any Dago (avantage comparatif).
-Cas2: tara amin'ilay bandy gasy ilay ra-kala vazaha satria ileiry tena mahay mamely be mihintsy hono, dia tena misy fitiavana mihintsy an, na ny andaniny na ny ankilany, tsy misy calcul.
Mbola misy scenarii marobe koa mitovy amin,io fa dia anjaranao ny manadihady retsy! :wink::-*
Hoy ra-Sarobidy:
Tena fitiavana ve ny fanambadiana vazaha sa misy intérêt , de inna no tena itiavan'ny olona an'izy io?
Miankina amin'ny cas misy retsy io ry sarobidy an.
tsy afaka ny hilaza aho heo interet sa tena fitiavana raha tsy misy echantillonage kely dia sondage dia miampy etude statistique kely amin'ny SPSS hahafahako mi-generaliser azy kely.
Afaka miresaka cas vitsivitsy hitako aho anefa, iray na roa ao anatin'ireo marobe (tsy representatif) no azoko hambara.
-Cas1: tara amin'ilay vazaha ilay ra-kala. ilay ra-vazaha te-hioimponenana any Dago (avantage comparatif).
-Cas2: tara amin'ilay bandy gasy ilay ra-kala vazaha satria ileiry tena mahay mamely be mihintsy hono, dia tena misy fitiavana mihintsy an, na ny andaniny na ny ankilany, tsy misy calcul.
Mbola misy scenarii marobe koa mitovy amin,io fa dia anjaranao ny manadihady retsy! :wink::-*
16. Aino
(
27/07/2006 13:06)
aiz amoa ny hisy hivady nefa tsy hifakaty!!
na vaza aloha na gasy de tahaka ny ilay fitiavana ihany no hitarika ho any @ fanambadiana eh.

17. Herimiafina
(
27/07/2006 13:09)
Aino:
aiz amoa ny hisy hivady nefa tsy hifakaty!!
Izaho mahafantatra be dia be retsy klé, ireny voafatotra sy tratran'ny dette morale sy voan'ny tsindry hazo lena ireny, sanatriavina voavidy toy ny andevo fahiny! :wink:
18. xxx
(
27/07/2006 13:14)
humm hummm HM io an!
cas3: ra-kala mitady paps sy situation de aleony manambady an'i vozongo.
cas4: ra-kala sendra an'izay bandy gasy tsisy ilavana azy foana, sady lany andro farany aleony mandrana vazah de sendra ny azo ihafiana de aleo mijanona. Ndraindray kou io atao argument matanjaka hiazakazahana any @ vazah.
cas5: ra-kala tsy coince, ra-vazah kou tsy sarotiny de miady ny bol. Refa tsy mifanaraka de asiana divorce fotsiny...
cas6: any Dago, ny vazah de vola sy situation mandende, ka lasa tiana hoazy na de mbola tsisy fitiavana aza @ voalohany :D. Noho izany ny ankamaroan'ny gasy vavy any Dago de sady tia ny vadiny no tia ny volany sy ny situation-ny kou. Bref otran'ny vavy gasy manambady bandy gasy manana ihany :wink::wink::wink::wink:
Fehiny: lany andro be eto sika mieritreritra fa tsy hisy olona hiova hevitra zany eto. Noho izany, refa lany ny vevavy gasy de haka vazah kou zay. Zany hoe ny bandy gasy mazaka vazah kou fa ajanona eo @ stade-n'ny revy sy fanandramana ilay izy... Aleo anefa Brazil sy Argentine toy izay tena vazah hihihi. Sa ahoana ?

19. Ralay
(
27/07/2006 13:14)
Ny ahy aleoko gasy metisy vazaha dia sady ao ny fitiavana sy ny interet de tena milamina tsara :lol: