vady vazaha
41. xxx
(
28/07/2006 08:23)
Za alou eto Mada e, ny fifankazahoana @ vazaha tsy midika mihitsy hoe interet na in, misy vazaha daholo na de ao am-piasana aza, mazava ho azy mety ho mpinamana alou, de lasa mifankatia aveo, k efa nisy io fa aza generaliser na ny fiainana ry lolabe a
Ny momba an-dafy indray, madainga ianao raha tsy te-hanana ny tsaratsara kokoa, sinon aleo tonga de tsy nianatra de tsisy interet avieo
Ny momba an-dafy indray, madainga ianao raha tsy te-hanana ny tsaratsara kokoa, sinon aleo tonga de tsy nianatra de tsisy interet avieo
42. mamzelkely
(
28/07/2006 10:15)
lolabe za kosa alou de tena ts d'accord aminao ee za ts manambady vazaha, fa aôna mo no tonga de hi-juger-nao we par intéret ity na tsia ny zvt hitanao angeh ts midika we ho an olona rht eee, inn n olana manambady vazah :-w franchement mila alalahana kely le saina fa ts vôtery interet fôna io ra ny filazanao de ra ohatra zany ka gasy le cas lazainao io de ts par intéret ts azoko le fiasainana :roll: zay le we aza atao bango tokana wa izy io fa ts hoe cas 1 na 2 no hitanao de we par intéret fôna 8)
43. papala
(
28/07/2006 10:28)
lay izy aloha tsy tokony généralisena be ohatr'izany, fa ny fanambadiana vazaha tonga dia hita be mizara roa : misy ireo gasy tena manam-bady ara-dalana samy mitovitovy etat physique mifampiteraka tsara, tsy mila an'izany intérêt izany fa tena fianakaviana ara-dalana. Fa misy ireo izay mpivarotena na interet arak'izay filazanareo, tonga dia eny andalana dia hita be mihintsy : ilay vazaha efa lozotra be mihintsy (antitra be) dia ilay vehivavy gasy mbola kely mihintsy ! Ireny ndry reto no tena interet a ?
44. kelly13
(
28/07/2006 11:41)
lolabe> ary inn ny intéret an'ilay vaza manambady gasy ary ra ny hevitrao no arahana e? mba ahazo nationalité malagasy v? mba ahazo trano b any madagascar v? cas iray mantsy no lazainao hoe sipa gasy mbola tanora manambady vazaha antitra b vola etc..., et alors, inona mou ny pb ra izay no hitany fa mampety ny fiainany? izay hampety ny fiainana anie no atao e, na misy interet na tsisy interet, ataoko fa na ianao io aza izay mampety ny fiainanao no ataonao! sa diso za? ra diso za d diso kou ny 1+1=1
46. kelly13
(
28/07/2006 14:51)
oujyyyy kou ty mamzelkely!!!!! ôtsan'ireny hoe mpanaikitra reny za aminy :oops::-wo^o
47. Herimiafina
(
29/07/2006 13:15)
belahasa:
...kely amin'ny SPSS hahafahako mi-generaliser azy kely
ary ra atao SAS le,
sady ny généralisation né tsy oe manao empirik d ampy e, sa ts zany mou?
fa refa mitia de misy interet foana amiko. Ny interet teneniko dia satria tiako izy ka j'ai interet à sortir avec lui. Dans ce cas, mon interêt c'est de pouvoir vivre mon amour.
tena aty amiany leisy ny SAS tsy ekendry leirony klé, raha statistika sosialy dai SPSS ihany no malaza, ary raha miditra ekonomika dai ny STATA no ekena. ireny STAT-ITCF fampiasa fahiny tany Dago ireny tsy ekendry takaka dai very maina ny boky 200 page e! :^)
48. fameusecousine
(
30/07/2006 00:41)
manova resaka ndray ny sasany zany..ary aiza lay vadinao vazaha mnajakely iny ry HM:lol::lol:
49. Ralay
(
30/07/2006 04:09)
Zah zao mitady gasy na vazaha manambola be na antritra io na tanora fa ho tiaviko tsara fa tsy interet fotsiny ka sao mba misy mahita ianareo :-D :lol:
51. totofy
(
30/07/2006 07:07)
gasy ihany no manja ééééééé !
ary raha gasy manana ttasy vaza ... misy olana ve ry reto ???????? ,par intêret ve ... par fitiavana vé....
nnnntsônaléééééé... tano ny azo fa sarotra ny mila na gasy na vaza refa mitovy ny revy dé bonne foana =))=))=))=))
ary raha gasy manana ttasy vaza ... misy olana ve ry reto ???????? ,par intêret ve ... par fitiavana vé....
nnnntsônaléééééé... tano ny azo fa sarotra ny mila na gasy na vaza refa mitovy ny revy dé bonne foana =))=))=))=))
53. fasaly
(
30/07/2006 10:58)
marina beuh kalou ny voalazan ny patrick sy herimiafina reo e
ny vaza rehefa honnete de tena honnete ary tia manome tendresse compliment foana, rehefa hp fidely dia tena fidely matotra koukou am resaka fiainana tokatrano na fianakaviana ny ankabeazany izany an. dia misy kou ny sipa vaza matotra be ihany kou noho ny sipa gasy tena marina io...
ny vaza rehefa honnete de tena honnete ary tia manome tendresse compliment foana, rehefa hp fidely dia tena fidely matotra koukou am resaka fiainana tokatrano na fianakaviana ny ankabeazany izany an. dia misy kou ny sipa vaza matotra be ihany kou noho ny sipa gasy tena marina io...
54. Herimiafina
(
30/07/2006 18:24)
Asivo hoe "ny sasany" fa tsy izy rehetra retsy fa voabala eo njay njy klé! :^)
55. kelly13
(
31/07/2006 13:26)
totofy>ny maha d'accord ahy d le we tano ny azo fa sarotra ny mila na gasy na vaza an, sisan'izay za tsy d'accord, ohatra hoe "gasy ihany no manja ééééééé". refa tsy gasy zany d tsy manja? enao kosa e!!!
57. Fiffi
(
01/08/2006 11:05)
lolabe:lolabe: aza zeneralizena kosa eh ! Raha mba sendra nahita an'izany ve ianareo de hoe ho marina zao lazainao zao ? Marina fa misy de misy ireny fa tsy ny rehetra kosa an! Fantaro tsara fa tena mi-existe ny hatao hoe fitiavana . Ary koa fa nga hono ny gasy hiany no te-hanambady vazaha ?
NA inona lazainareo na inona de ny gasy rehefa hanambady vazaha de interet izay, na samy hiaro ny azy eo ary nareo de izay no marina, tombotsoa no tena ao andoha, cas efa hitako zany ary olona akaiky mihintsy
De ahoana hoy enao ny fahitanao ireo vazaha rehetra mitady vady gasy ?
58. totofy
(
01/08/2006 17:43)
totofy>ny maha d'accord ahy d le we tano ny azo fa sarotra ny mila na gasy na vaza an, sisan'izay za tsy d'accord, ohatra hoe "gasy ihany no manja ééééééé". refa tsy gasy zany d tsy manja? enao kosa e!!!
kelly13 : enao kosa ahoana ? ... tsy marina ve ny teniko ....gasy ihany no manja ééééé ! samy hafa ngeh ry kelly13 ny tsirony é ! :-D:-D:-D:-D, handramo ngéh é ? :wink:
fa zah indray tsy tena d'accord 100% an' lé wé : tano ny azo arakaraka io.... mahazo foana é refa mila , vody sobika aza manatandrify ...na efa niasa impiry aza ...=))=))=))=))