vady vazaha
23. malalazo
(
27/07/2006 14:41)
Matetika aloha interetny fanambadiana vazaha, fa raha za indray de aleoko ihany gasy ka! sa ahoana :lol::?::?::-*=))
24. Herimiafina
(
27/07/2006 14:56)
Mety daholo na gasy na vazaha kah, mety daholo kao na interet na fitiavana, tsy dai be rahraha satria misy zavatra tsaratsara kokoa hono izany eto antany e! Le eksperiansa tsy mety vita, ilay fikarohana malala ilay kandra milay be tsy foiko sns.
la vie ne se resume pas au sexe et à l'argent.
la vie ne se resume pas au sexe et à l'argent.
26. xxx
(
27/07/2006 17:55)
manana namana be dia be manambady vazaha aho..
Ny olana tsy misy ny affection, sy tendresse, ilay gontigonty etc.... azo avy @ gasy...Asa inn ny tena oe fitiavana @ ny vazaha?
Tsy hain-ndry zareo ny manome an'ireo...
Ny olana tsy misy ny affection, sy tendresse, ilay gontigonty etc.... azo avy @ gasy...Asa inn ny tena oe fitiavana @ ny vazaha?
Tsy hain-ndry zareo ny manome an'ireo...
27. Herimiafina
(
27/07/2006 18:06)
Misy vazaha favy lavitra noho ny sipa gasy sasany kosa leisy ry xxx an, sady matsiro no mahafinaritra, mba kaozy e!
tsy misy resaka intéret mihintsy satria dai iaraha-mihinana izay hanana eo e, mba kaozy e, fa tena tia an, tia lavitra sy honnete kokoa aza amin'ny fitiavana omeny! :^)
tsy misy resaka intéret mihintsy satria dai iaraha-mihinana izay hanana eo e, mba kaozy e, fa tena tia an, tia lavitra sy honnete kokoa aza amin'ny fitiavana omeny! :^)
28. patrick2002
(
27/07/2006 18:14)
mbola hotohizana ny cas lazain'ny XXX sy herimiafina ery ambony
cas 7:ny vazaha betsaka ny compliment azo aminy oh dis ma poule , tu es belle cherie, etc etc.
cas 8:mba te hiaraka @ tsy mitapaka indray ilay joba gasy fa mivindavinda ohatry ny biby lava hono ilay an'ny gasy mitapaka =))=))=))=))
cas 7:ny vazaha betsaka ny compliment azo aminy oh dis ma poule , tu es belle cherie, etc etc.
cas 8:mba te hiaraka @ tsy mitapaka indray ilay joba gasy fa mivindavinda ohatry ny biby lava hono ilay an'ny gasy mitapaka =))=))=))=))
31. fameusecousine
(
27/07/2006 19:30)
tsy miakina @ natinalote io na sino na japoney na vazaha na gasy koa possible misy resaka interet.miankina @ ilay olona io0 ..anjaranao no miejry ary amiko tsy olana mahintsy zany nationalite zany sy reska conflit culturel zany ...ny difference manatsara fa tys manahena akory...miankina attitude ilay olona sy ny attitude nao io..sincere ve ianao sa misy enjeux sy attentes miaraka aminy...:P:P:P:P
32. cutie
(
27/07/2006 19:50)
Mpandefa : methode [ Valio ] 27-07-2006 23:45:39
Lohateny : Re : vady vazaha
Ka le fitiavana koa anie efa interet e!
tsy marina zany :-D
33. cutie
(
27/07/2006 19:50)
Mpandefa : fameusecousine [ Valio ] 28-07-2006 00:30:35=D=D=D=D=D
Lohateny : Re : vady vazaha
tsy miakina @ natinalote io na sino na japoney na vazaha na gasy koa possible misy resaka interet.miankina @ ilay olona io0 ..anjaranao no miejry ary amiko tsy olana mahintsy zany nationalite zany sy reska conflit culturel zany ...ny difference manatsara fa tys manahena akory...miankina attitude ilay olona sy ny attitude nao io..sincere ve ianao sa misy enjeux sy attentes miaraka aminy...
34. xxx
(
27/07/2006 21:13)
salut je suis une vazaha mariée avec un malgache depuis 11 ans et 16 ans de vie commune et je voulais seulement dire que d'être un couple mixte ou pas ,nous sommes un couple, il n'y a pas de différence avec un autre couple... de toute façon quand vous vous mariez avec une personne, elle vient généralement d'une autre famille, donc avec d'autres valeurs que la votre, alors il faudra trouver des compromis aussi comme dans les couples mixtes, la seule différence c'est le regard des autres... alors couple mixte ou pas , il y a souvent de l'amour et parfois des intérêts... ce sont des adultes consentants.:*
35. xxx
(
27/07/2006 21:30)
suite :juste on ne s'embrasse pas de face, parce que j'ai un grand nez:oops:
37. lolabe
(
28/07/2006 06:07)
NA inona lazainareo na inona de ny gasy rehefa hanambady vazaha de interet izay, na samy hiaro ny azy eo ary nareo de izay no marina, tombotsoa no tena ao andoha, cas efa hitako zany ary olona akaiky mihintsy le rangahy vazaha efa razokiny be de le sipa gasy mbola jeune tsara, le vazaha lahy manambola sy manana trano maro any andafy de naleony nanambady ilay vazaha satria hono efa kely sisa ny andro hiainany de ho lasany daholo ny fananan'ilay vazaha. Mbola betsaka no efa hitako ka aza miaro tena eo ry Fasaly a, interet foana io, na ianao any andafy io aza de interet no nandehananao any , ko naninona no tsy nijanona teto Dago satria eto ny tanànanao, satria tsapanao fa tsy misy interet loatra eto, tadidio koa fa ny vazaha tsy hanome anao ny tena fitiavana izany fa ny firaisana ara-nofo ihany no tena tadiaviny aminao
38. belahasa
(
28/07/2006 06:31)
...kely amin'ny SPSS hahafahako mi-generaliser azy kely
ary ra atao SAS le,
sady ny généralisation né tsy oe manao empirik d ampy e, sa ts zany mou?
fa refa mitia de misy interet foana amiko. Ny interet teneniko dia satria tiako izy ka j'ai interet à sortir avec lui. Dans ce cas, mon interêt c'est de pouvoir vivre mon amour.
39. xxx
(
28/07/2006 07:06)
tery saina be i lolabe !:-D:-D
tsy nameny ny vazaha fitiavana ngà ianao ?dia mamely mafy hatraminy olona mipetraka andafy ? :-D:-D
tsy nameny ny vazaha fitiavana ngà ianao ?dia mamely mafy hatraminy olona mipetraka andafy ? :-D:-D
40. xxx
(
28/07/2006 07:21)
Ha! ha! ha! ha! lasan'ny vazaha angaha ny sipan'i Lolabe no de tena marary fo ery izy izany. Saika hanaraka azy tany an-dafy de tsy tafavoaka de mialona ny namana lasa any an-dafy?
Mahaiza mitazona sy manambitamby de tsy lasany intsony @ manaraka e!
Mahaiza mitazona sy manambitamby de tsy lasany intsony @ manaraka e!