vady vazaha

61. Fiffi ( 03/08/2006 04:59)
totofy: zah ange tsy nilaza hoe heu...ratsy ny hafa eh! fa eny aza an! marina ny anao fa rehefa tsara ny revy de hummm ! :)
62. majesty ( 03/08/2006 07:33)
Io ôtran'ny oul rehetra ihany na vazaha na gasy e,fa zany hoe ny zavatra hitako an,rehefa miresaka le oul ao akaikinay zay de hoe refa manambady vazah hono ka misaraka de mba misy zavatra azo raisina fa raha manambady gasy ka misaraka de tonga de kalesy de refa nandinika za de toa marina ihany le izy,fa na izany aza aleo gasy klé,gasy ange ka manja e :lol:
63. fasaly ( 03/08/2006 09:25)
majesty: zany an!:wink: manja ny manambady vazà ka! amzay manana sipa gasy:-D:-D:-D de mahazo tts vazà kounkou.....
64. majesty ( 04/08/2006 11:18)
fasaly::-D hum hum
65. sarobidy ( 08/08/2006 12:09)
hummm , lalintsaina mihitsy nareo zany e

majesty :de aôna enao amzany ?
66. vakiniadiana ( 17/08/2006 10:46)
Fa tsy azo lavina kosa aloha fa @ izao tena betsaka ny sipakely gasy zakan'ny vazaha antitra e
67. sarobidy ( 22/08/2006 10:54)
de zay nge ry vakiniadiana no natonga anah nanao an'ty lohahevitra ty e! d tsy hay tsony oe inna no tena marina amin'izy reny.
68. mamafara ( 23/08/2006 13:04)
tsy voatery interêt ry sarobidy ny fanambadiana vazaha. Rehefa ao ilay fitiavan , mandeha hoazy io.
Afaka mitia vazaha daholo na lahy na vavy. Ary tsy voatery hoe interêt foana hoaho lay izy ê!Misy olom-pantatro iray izay zao manambady vazaha, nefa tena sipa intelligente sy manana situation stable tsara mihitsy an! fa tena vazaha no nironan'ny fony ê! asa na efa nanmpijalin'ny gasy razazavavy na zany no "coup de foudre" aloha fa ilay vazaha koa tena tia azy ê!asa na efa lasa mitety izao tontolo izao ry zareo zay amin'izao tsika miteny izao.
Mirary soa hoan'izay te-hanambady vazaha rehetra eto amin'ny serasera ny tenako
69. tywa68 ( 23/08/2006 15:06)
i mamafara no tena mahay azy !

Hanampiako kely an'io : raha ohatra ka olona niaina taty ivelany elabe dia tsy olana aminy ny maka vazaha na alain'i vazaha ! satria tsy matahotra ny hiteny vazaha izy :lol:
70. kala ( 24/08/2006 12:55)
sarobidy > fitiavana io kou! f'angaha ny fo tia moa rehefa mitepo mahalala tsony hoe vaza ity na gasy.
izay ironan'ny fo ihany io.
Fa ny mampalahelo kely fotsiny dia ny vehivavy malagasy (miala tsiny) betsaka no mitetika harena fotsiny refa miaraka amina vazà fa toa hadino tery ny tena sentiment hoe tia.
Zany hoe tsy ny vhv rehetra no tiako lazaina an!
F'angaha rireto rehefa vazà koa moa dia hoe deba foana. Tsy hainao akory izy io na "gadra afaka" tany amin'ny misy azy tany dia roboka amin'ny mena miraviravy eo. Refa hiaraka aminà vazaha ihany aloha dia mbô toroiko hevitra kely : aleo le mba olona cultivé sy intelligent reny.
Nefa raha mety ihany aleo samy gasy ve?
Fitiavana io, tsy azo amboamboarina ka. Kôzy ê!
71. prime ( 25/08/2006 12:45)
Gasy ka manja... tsy resaka tahotra, tsy resaka vola, fa mbola hafa ihany ny gasy raha mbola manan-tsafidy...
72. tywa68 ( 25/08/2006 14:31)
hita wa ! =D
73. kala ( 29/08/2006 07:50)
prime > na gasy na vazaha na japoney, refa tsy resaka tataka sy interêt hoa masaka be foana io (l)(l)(l)

tywa68 > :-*
74. tywa68 ( 29/08/2006 09:14)
isika eto kosa angambany samy faly mifankahita eto satria efa nahita ny an'ny hafa ! hafa ihany ny gasy ê !^:^
75. tywa68 ( 29/08/2006 09:16)
zà aloha efa manana "perle" gasy ê :-D:-D
76. anako ( 29/08/2006 16:41)
sarobidy:

Tena fitiavana ve ny fanambadiana vazaha sa misy intérêt , de inna no tena itiavan'ny olona an'izy io?


Rehefa tianao lay olona na gasy na vazaha na musulman na catho na pro dia ny interet ho anao na ho anazy dia ny fitiavana :io ny zavatra lehibe. Be ny olona miteny fa rehefa manambady vazaha misy interet . Diso ny blem ni certains gasy dia tsy manana ouverture d'esprit dia tsy ampy education. io tena marina.
77. antsotokana ( 30/08/2006 09:05)
tohanako ny hevitry anako.Rehefa olona efa nifanerasera tamina karazana olona hafa firenena maro dia malala-tsaina tsara afaka mijery ny tena hoe fitiavana.Aleo aloha izay sao manao fihavin'ny tanavo vao niakatra eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.193