Nakaiza i kala bozy eeeeeeee
21. madamakely
(
12/02/2009 12:07)
bozyboleta:
tsy azon-dry ireo resaka nataoko rehetra
Tena zay mitsy aloha e! Otran'ty ambany ty, tsy haiko mihitsy ny dikany. :-D :-D
tsy dia misy baguage loatra
hay ve diso tsipelina e! otran'ny le hoe "monsieur le ministrA des affaires étrangères", porta bangazy aza no tena fitenintsika gasy koa, tsy maninona fa ahitsiko hoe BAGAGE eh!
22. bozyboleta
(
12/02/2009 12:20)
:lol: :lol:
Hay ve bagage e!
Dia hoe diso tsipelina ve?
Na clavier azerty na qwerty, tsy mifanakaiky mitsy ny u sy ny a.
Ndryyyy. Tena tgv marina nareo, mitady hipasopasoka foana nefa ny fera tsisy saribao
Hay ve bagage e!
Dia hoe diso tsipelina ve?
Na clavier azerty na qwerty, tsy mifanakaiky mitsy ny u sy ny a.
Ndryyyy. Tena tgv marina nareo, mitady hipasopasoka foana nefa ny fera tsisy saribao
23. andrywui
(
12/02/2009 12:31)
bozy efa metimety anga ny faha salamana toa efa afaka mivovoh be enao ? sao de torana eo ndray fa ndana alou matory kely de rariva mvern eto ra efa metimzety !!
24. Fahazavana
(
12/02/2009 12:46)
Fa efa lasa mitapy mihintsy ve ? i mpanenjika e! izahay izao manomana sady ny vacance , nanao solde teny @ zarah sns ....i mpanenjika na ravitoto aza tsy levony
io diabetiny io au lieu de insuline ni hitsindronany dia ranomangatsiaka no halefany miao ! isaky ny hanindrona ny tenany dia mangovitra foana mantsy
Ary Andriamanitra aza ampidirina amin'ny ankondrananao ! Hajao izy ny fahendrenao hadàlàna eo anatrehany . ok ! tsy azonao akory io a!
ndàna mody any zimbabowéé dia taizao ny ankizy RAHA MANAKAMBO ny Fiangonana tsy an-tena fa an'Andriamanitra
Iz"ahay hanao izay revinay fa Andriamanitra irery ihany no hatahoranay MAZAVA !
Efa vita ve ny valizy kely herinandro anie sisa e!
Ny taim-bava samy manana , rehefa mitady INDRY

25. ifiona
(
12/02/2009 12:56)
inona koa ary ty ataon'ireto tgviste ireto tsy mahita lazaina ntsony d manadala ny sasany sisa :lol: :-D
26. Fahazavana
(
12/02/2009 12:59)
Efa tsy mandaitra intsony ny fiadin'ilay dondrona ity ! rehefa misy olona tsy mifankahazo aminy dia foronina hoe marary e !safotra e! tsy mandeha intsony io fika io MAZAVA VE , ataovy aloha izay hahalevonan'ny vavonin ty ravitoto sy hanenana ny kolesteroly dia ampiakatra ny taux n'ny fer
maizintsaina na ny resaka sex aza mbola obsedé tony fa tsy mahasahy miresaka izany normal kofona be aho mamaky ilay sipozitoire angà tsy nahatakatra sipozitoir bogosy tany dia sosotra b :lol: izay no tiany hatao dia zé tsy faly bobon pecto

27. ngoiha
(
12/02/2009 13:02)
ka io anie ry bozy efa haterin-tsika any ANjanamasin'e HI HI HI :-@ :-@ :-@ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
28. xxx
(
12/02/2009 13:07)
Aiza ilay mandatsa-baratra no nalehany é ???? ha ha ha ha ha :^) :^) :^)
29. xxx
(
12/02/2009 13:08)
Aiza ilay mpandatsa-baratra no nalehany é ???? ha ha ha ha ha :^) :^) :^)
30. Fahazavana
(
12/02/2009 13:09)
Ka io mpanenjika io anie ka efa eny anjanamasinina fa tsy haterina intsony e Tsy mahazaka ny reussiten'ny hafa hi hi hi
Hanao chateaux indray izahay , hamoaka bmw , vacance tsy vacance intsony ny fahafinaretana moa tsy lazaina intsony dia inona indray no azon'i mpanenjika atao ! tsy maha afaka ny alahelo intsony eto @ forom dia hamono olona amin'izay ve ??? mieritrereta e !fa hita b hoe andevizin'ny HAINE hi hi hi eh oui

31. Noue
(
12/02/2009 13:12)
andrywui:mbola nanao fety r'isé aaa ! faly loattra eee !!! tsy nangovitra kosa eeee !!! tena mbola
iNoue mitondra sary tsy miteny votany kely io no tsy haiko na aona ny fahasalamany halina na aona fa toa izao ko vao nandady kely nangovingovitra namelona ordi nandefa anle sary votany kely tsy miteny io !!
:D :D :D :D ato aaa !
32. madamakely
(
12/02/2009 13:15)
Tsy azoko intsony ny fitohizan'nilay resaka, fa iza ity Fahazavana ity ary resak'iza no valiany e?
De iza koa le mandatsa-baratra e?
De iza koa le mandatsa-baratra e?
33. andrywui
(
12/02/2009 13:35)
slt Noue !! nanao ahoana ny aretina ?? efa niafana ve ?? aiza ndray le sary votany kely tsy miteny ireny ary mba ho jerena ndray e!! le anikeo maraina alo isaorana an'i Noue fa ra tsy nisy anreny mpihira reny marina de rava ny tsena !! misaotra e !!! mangatsiatsiah
34. tsiafoi1
(
12/02/2009 13:37)
Raha mandalo ny sarety (ara-dàlana)
De mitrena mafy ireo kisoa,
Ny alika mivovo, misarangotra tokoa...
Ilay mpitarika niherika,
Nanao tazan-davitra eny aloha....
Tsy nijanona ela teo!
Fa de nanohy indray ny diany aloa....
TOHIZO NY LALANTSIKA Ra8 a!
De mitrena mafy ireo kisoa,
Ny alika mivovo, misarangotra tokoa...
Ilay mpitarika niherika,
Nanao tazan-davitra eny aloha....
Tsy nijanona ela teo!
Fa de nanohy indray ny diany aloa....
TOHIZO NY LALANTSIKA Ra8 a!
36. Fahazavana
(
13/02/2009 08:08)
Hita taratra amin'ny kisoa sy i alika izay tsy iza fa lay tery saina nanoratra n ireo poezia tsa misy fotony ireo ny antony tsy mampandroso an'i dago , avadika reglement de compte foana tsy viatan'ny kisoa sy alika ianao fa dokotra sy ganagana koa angidina marivosalosana gidro metisy lalitra "hitanareo fa hisafoaka b izao i angidina hamaly anio ireo" io toe-tsaina hanananao io no tsy mampandroso an'i dago
ohatran'io hataonao io mihintsy no hataon'i tgv
:lol:
ohatran'io hataonao io mihintsy no hataon'i tgv
:lol:
37. Fahazavana
(
13/02/2009 08:28)
Efa lany andro ny toe-tsainao
Maneké hiova saina dia hiova ianao
Aza lany andro manenjika ny hafa
Avelao izy fa na ra 8 aza tia ny mitafa
Ny vehivavy afaka ankehitriny
Tsy midika mihintsy hoe
Alika iny
Ny kisoa koa tsy mitovy azy ireny
Toe-tsainao izany
Dia anao samy irery
Hovay ny toe-tsaina afaka manampy anao ny fikambanana" ni putes ni soumises "
Oroka masina mandrampihaona o ! 8O

38. tsiafoi1
(
13/02/2009 09:20)
Raha kisoa ono, de sakafo matsiro ho an'ny sasany
Raha alika koa de, mpiandry tanana mahatoky
Raha dokotra sy ganagana indray, de mihaja sy ifanotofana rehefa fanasana
Raha angidina indray de, midika fa manana ny liberté totale
Raha gidro indray, mendri-kaja sy tsara fiarovana any @'ny parc zoologique
Raha lalitra indray, Mpiasa mavitrika manangona ireo otrik'aretina mpamely ny zanak'olombelona....
Mba jereo @'ny FAHAZAVAN-tsaina hoa le poezia fa aza mora misafoaka tahakan'ny ambodia mitafy odi-janak'ondry.... Malagasy anie ka mila mahay mamaly kabary e!