HANAFATRA OLONA AVY ANY ANDAFY INDRAY
1. MANAKASINA
(
13/02/2009 10:32)
rehefa tsy nahita olona atao ministra eto madagsikra dia re izao fa hanafatra olona avy andafy atao minisitra, ireo mpitarika any tgv, aza hitako ka i rossy na i deba
novalian'i donna198588 ny 13/02/2009 14:22
2. andrywui
(
13/02/2009 10:44)
Vaovao lainga sy votany kely ny an'ise ry akama ! vokatry ny eritreritr'ise tsy natory halina fotsiny de entina eto !! ndana miainga ery fa aza mamahandalitra eto e! AIZA ZE POROFO ETIN'ISE ETO ? SA INONA NY MARIKA FA MARINA ZE LAZAIN'ISE ?
3. kidoropamba
(
13/02/2009 11:00)
Avelao izy manafatra olona avy any ho atao ministra, tsy olana io satria gasy dolidoly. Izany manambara fa MANANA EKIPA malagasy tsara sy maro ny TGV.
Io aloha tsy deba na rossy izany aloha.
RAVALON-DOZA ANGE KA TSY MANANA OLONA MIHITSY AFA TSY IRETO TIKO IZAY NODORAN'NY OLONA IRETO E
MIALA HOA ELA RAVALO FA TEZITRA NY VAHOAKA
Io aloha tsy deba na rossy izany aloha.
RAVALON-DOZA ANGE KA TSY MANANA OLONA MIHITSY AFA TSY IRETO TIKO IZAY NODORAN'NY OLONA IRETO E
MIALA HOA ELA RAVALO FA TEZITRA NY VAHOAKA
4. nyavo2000
(
13/02/2009 11:00)
Inona aloha ny tsy mahavoatendry ny ministra efa herinandro mahery zao e!
MARIKY NY FITAVOZAVOZANA izany aloha, manendry fotsiny aza d'efa faible ! maika fa hoe HIASA ! tsy hoe andraso eo 10 taona ?
Sa hoe lalaovina hahazoana mitazona ny vahoaka eo @ 13 f'efa lany bala sy taktika , raha tena milay de ataovy izay handraisn'ny olona ny baikonareo fa tsy hoe BAIKOKO BAIKOKO eny an'arabe saingy tsy misy mpihaino akory.

5. rangorivao69
(
13/02/2009 11:05)
androuiouioui FOTSINY NENLAH ,ELAH IO MINTSY NO MPITONDRA TSAHO ETO,ARY AZA BE ANATRA,ELAH IO IHANY KOA NO PANAO xxx ETO D MODY MANOHITRA HOE AZA ATAO xxx MBA MISAINA @ LOHA HOA; LAZAIN-ELAH FA TSAHO IO SATRIA MATAHOTRA NY TSISY TOERAN-ELAH TSONY VE,!!!! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
6. kidoropamba
(
13/02/2009 11:14)
MATORIA AO @ RAVALON-DOZA AO NAREO FA TSY MISY ZAVATRA LAZAINA AMINAREO MOMBA NY SITIRATEZIA ANAY.
FA IZAO KOSA: HCJ, manao stazy miaraka @ koutity ary any @ TPI ingahy MPAMONO OLONA RAVALOMANANA
FA IZAO KOSA: HCJ, manao stazy miaraka @ koutity ary any @ TPI ingahy MPAMONO OLONA RAVALOMANANA
8. xxx
(
13/02/2009 11:41)
MARIKY NY FITAVOZAVOZANA izany aloha, manendry fotsiny aza d'efa faible ! maika fa hoe HIASA ! tsy hoe andraso eo 10 taona ?
Koa rah tsy hanao an-Dra8 izy ty koa, dinihina tsara fa tsy apetrapetraka fotsiny ohatran'i Le8 (tsy nianatra) dia aveo soloina afaka 3 volana, 6 volana.
Tao anatiny nitondrany efa in-9 izay no nisolo ny membren'i gouvernement? aiza hisy fitondrana hanao an'zany rah tsy fitondran'olo donto.
Tsy ny fanolosoloanao ny membre ny gouvernement nao ve no mariky ny fitavozavozana? tsy matotra, fitondran'olo-donto.
Ka rah hanafatra olona avy any an-dafy Andry de maninona, inona no tokony hankarary ny fonao @ zany?
Olona manampahaizana daholo aloha no hita a anty gouvernementan'i Andry R Hatram'izao, milay ka :wink:
9. kidoropamba
(
13/02/2009 12:50)
OMEO DAKA-BO..ITY LEVALO ITY FA TENA TSY MISY ILANA AZY.
MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA TEZITRA NY FAOFY BOAY ATO E
MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA TEZITRA NY FAOFY BOAY ATO E
10. donna198588
(
13/02/2009 14:22)
averina ndray ry RATSIRAKA sy ny tariny de hotafita ny malagasy de mande tgv ndaholo de misitrika any anaty lavaka de tsy mivoka tsony, ALEO NAY MANDE FORCE 1 MANIDINA MILAY BEH!, FA TSY VOLA AN'LA RERY NO NIVIDIANANY AN'IO FA AO KOA NY ANAY; ZAY LETY EFA TEHY HIVOTRA FA TSY IZATRA @ ZAVATRA EFA OCCASION FONA. AZO RY TGVendrana