aiza hy HCC

1. MANAKASINA ( 01/02/2009 04:20)
TOA mahagaga ihany ry malagasy havako, fa toa tena fanjakany barofo no misy eto madagasikara, izay rehetra atao dia mety avokoa, ao no milaza fa izy no lehibe indrindra sy afaka mibaiko eto madagasikara, izany ve dia mety , aiza ny hcc manoloana izany , raha samy ilaza izany daholo ny vahoaka tsirairay dia samy filohampirenena daholo ny gasy rehetra. mba mandiniha ihany e!
novalian'i mia ny 01/02/2009 05:06
2. mia ( 01/02/2009 05:06)
Efa tsy menatra intsony e!!na ny imagen'ni dago aza efa simba tanteraka;
ho an'ny olona aty ivelany dia mpivaro-tena ny ankamaroan'ny ny vhv gasy satria izay hono ny reportage nandeha taty nojeren'ny be sy maro!

Ny maire tonga dia mitonon-tena hoe izaho no mibaiko sy filoha, tsy hay intsony hoe mankaiza ilay dago raha izao foana e!

Ny forum amin'ny site gasy rehetra variana amin'ny fifampiandaniana ho an'izatsy na izaroa

Raha nijanona t@ izay moa atao ahoana fa dia misy mifamono sy mandroba ary mangalatra koa rehefa avy novoriana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409