inona indray no iseho rampitso

1. MANAKASINA ( 09/02/2009 15:04)
ry malagasy havako, samy misaina diniho ny ampitso, aza manaiky itsony atao sorona, arovy ny ainareo,
répondu par marozevo le 09/02/2009 17:57
2. Noue ( 09/02/2009 15:06)
raha mba henon'ny olona rehetra moa izao eee ???? hasio haut parleur eo @ avenue 13 Mai dia aleo henon'ny vahoaka izao eee
3. ifiona ( 09/02/2009 15:21)
ô ry reto a! maninona anefa raha mba mijanona any @ isan-tokatranony avy @ zay fa tsy mivorivory ntsony! dia @ zay anie tsisy sorona ntsony e! sa ve hitady anareo any an tranonareo "ravalo" mba hanao sorona anareo!
4. kidoropamba ( 09/02/2009 15:24)
RAVALOMANANA IHANY NO MITADY HANAO SORONA VAHOAKA HIJANONANY EO @ TOERANY.

RAHA VAO MITONTONA RAVALO DIA TONGA DIA KAPAO NY SOFINY HAVIA FA AO NO NANAFENANY NY ODY MAHERINY.

HANAO SA TSY HANAO E???????

MIALA RAVALO HOA
5. xxx ( 09/02/2009 15:25)
eny amin'ny arabe aza vitany ny manao sorona ko misy olana aminy inona ny maka olona (toy ireo zaza 29 nalainy ) any atranony rehefa tsy ampy ny sorona ataony ao Alarobia ao
6. xxx ( 09/02/2009 16:38)
hm, hadino daholo zao ireo teny mamy nandokafana an'ra8 izy vao hitondra iny. Izahay anie zanaky dada e, oa, oa, ao,oa :roll: :-P :?:
7. xxx ( 09/02/2009 17:28)
inona indray no hiseho rahampitso ?
hamory vondron'olona izay efa mihena andro aman'alina dia mody mitomany ! mi sène eeee!!! fomba iray fakana ny fon'olona io dia mody lazaina oe sniff snifff snifff tena faran-zay malahelo aho re olona oooo !! noho ireo namohy ny ainy eeee ! satria ny Malagasy tena mbola sentimentaka be nefa androany dia oe deuil national ??? nefa endrika re zany eeee ! oatran'azo lazaina oe mora de misourira
8. zama91 ( 09/02/2009 17:31)
mitohy ny tolona dia ahoana raha ny fanjakana manao bemarenina,hita fa tsy ara dalana dia tsy ara dalana eh,ary i tgv efa mihataka azy ny olona,raha mbola mitohy io grevy general io mety latsaka 1000 olona sisa no hilahatra any eny.Andao anie ho jerena eto eh,farany dia mety hisy fizarana vola mihitsy eny @ 13may dia mety hirohatra kosa aloha ny vahoaka eh
9. marozevo ( 09/02/2009 17:57)
Raha misy fizarana vola eny mba ho eny aho... Fa azoko ny vola dia mody aho koo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481