mitoy indray fandrobana

1. MANAKASINA ( 08/02/2009 17:06)
voaroba indray CAP 3000, hita izao fa efa andalana makany @ fahapotehana, i gasikara, noho ny hetsika ara-politika,
be ny maty, be ny zavatra simba,
de ahona indray no manaraka
novalian'i vale ny 08/02/2009 18:48
2. ravakamalala ( 08/02/2009 17:07)
demokrasia e!!!
3. MANAKASINA ( 08/02/2009 17:12)
demokrasia dika vilana izany e
4. heidi ( 08/02/2009 17:25)
asio sary oe!
5. marozevo ( 08/02/2009 18:04)
Vaovao androany alahady ve io sa omaly hariva, azafady.
6. vale ( 08/02/2009 18:48)
MANAKASINA:

voaroba indray CAP 3000, hita izao fa efa andalana makany @ fahapotehana, i gasikara, noho ny hetsika ara-politika,
be ny maty, be ny zavatra simba,
de ahona indray no manaraka

Ny maty aloha sitrapo ny azy , ary anatin'ireo maty ireo ihany ny ankamaroan'ireo mpandroba , fa ny mampalahelo dia ny zavatra voaroba sy ny zavatra simba!!:?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0721