Liste des messages

Liste des messages, inserés par vale, par ordre de date
vale ( 16/05/2013 09:50)
manana idole ary tia azy
Bonjour, ahoana ny atao mba tsy hitiavana idole anankiray intsony rehefa en couple, toa hitanao foana mantsy izy na dia efa tsy eritreretinao aza dia lasa any ny saina, ohatry ny hoe mamitaka ilay ol... suite
répondu par vale le 07/06/2013 11:04
vale ( 01/12/2012 23:15)
Mitady fomba fahandro carottes!
Manao ahoana daholo, manana carottes be dia be aho dia ankoatry ny lasary, sy afangaro @ hena dia tsy mahafantatra recette azo handrahoina azy aho, sao mba misy manana recettes azo anaovana carottes ... suite
répondu par ora le 30/04/2014 09:19
vale ( 31/05/2012 16:13)
Mba omeo fomba fanaovana lasopy tongotr'omby! merci !!!
Miarahaba ny rehetra, mba mahita tongotr'omby amidin'ireny vahiny tavaratra ireny hoà za eto paris, dia tonga dia milendalenda be te hihinana lasopy, ny olako anefa dia tsy haiko ny fahandro azy, ka... suite
répondu par tantaramanga le 03/02/2013 05:52
vale ( 08/03/2011 16:18)
coupe faim...
Bjr dhl, mba saika hanontany ange sodé mba misy mahalala coupe faim, natoraly nareo namana ato?! za tsy te hangataka any @ dokotera fa na ilay "mediator" nalaza be iry aza moa izao lasa niteraka res... suite
répondu par cyril le 22/03/2011 09:37
vale ( 03/03/2011 12:24)
pas toi..
Mba aingampanahy (izany ve moa izany?) tonga ato an-tsaina, ka alefako eto, satria tiko ny hizarana azy, azo fakafakaina sy iadian-kevitra koa, raha ilaina. Na mamindra, na mitoetra, dia izy ihany no ... suite
répondu par christian05 le 14/10/2011 10:07
vale ( 02/03/2011 11:40)
cheveux, soins etc..
Bjr dhl, mba zavatra voavakiko taty amin'ny net ity dia zaraiko eto sao mba mahaliana ny namana sasany e! _Raha tiana ho lava haingana hono ny volo, dia massé_na au moins 5minintra isan-kariva ny ho... suite
répondu par Samilynah le 03/02/2018 17:46
vale ( 18/02/2011 11:20)
Accueil de Marc Ravalomanana : ce ne sont pas les idées qui manquent!!!!!!!!!!!!
Accueil de Marc Ravalomanana : ce ne sont pas les idées qui manquent. 18/02/2011 Publié dans (Tananews). Un propriétaire de minibus affirme que tous ses véhicules, 4 minibus ont été réservÃ... suite
répondu par laloanany le 11/03/2012 22:51
vale ( 16/02/2011 20:53)
L'avenir appartient aux métissages!?
Fandrehako matetka io, lol, ahoana ny hevitrareo momba an'io fa ny fanazavan'ireo ol handrenesako azy dia hoe efa mandroso ny fivoarana izao ka efa betsaka ny ol samy hafa fihaviana no mifanambady, sa... suite
répondu par vale le 25/02/2011 21:41
vale ( 08/11/2010 11:28)
boutons!!!
Bjr, saika mba anontany hoe mety misy ohatry ny manjo ahy ve nareo? izany oe: misy boutons anefa tsy ado za, dia traité_na ilay izy ary afaka 2 ou trois mois d iny indray fa miverina! Inona no tokon... suite
répondu par vale le 31/05/2011 16:41
vale ( 11/09/2010 14:47)
Fa in marina ary no ao an-tsainy eee?
Bjr, Manana "namana" lhl za, efa elabeee ( depuis 2007) izy io kay nanara-maso ahy foana, ary niditra namako (izy nangataka ahy ho namana izany e, tany amin'ny site hafa io an), tsy nahatsikaritra az... suite
répondu par vale le 27/09/2010 11:31
vale ( 16/07/2010 22:08)
vermicelles
Bjr, mangataka fomba rehetra azo ampiasaina ny vermicelles ( ankoatry ny anaty nems sy ny atao anaty lasopy raha azo atao ) misaotra mialoha ô!... suite
répondu par vale le 07/09/2010 16:56
vale ( 20/08/2009 22:12)
SOS cheuveux abîmés!!
Mba mila vonjy aminareo izay mba mety manana toro-hevitra hitsaboana volo fa simba be ny loham-boloko, maina be ary forehatra be mihintsy. Ny mba angatahako izany dia fomba hafa ankoatry ny fampiasain... suite
répondu par Ratoa le 22/09/2009 20:28
vale ( 15/06/2009 23:30)
TA MAIN by Gregoire!
Manahoana ô, efa nataoko lohateny io ilay tononkira angatahako aminareo"Ta main" an'i Grégoire: sao dia mba misy afaka manana an'izy io Ooo! dia misaotra mialoha indrindra ! ... suite
répondu par fahamarinana le 16/06/2009 13:15
vale ( 12/02/2009 16:25)
Fividianan-dRa8 ny Force1 miteraka resabe!!
Ho anareo izay mametraka OLANA BE amin' io fividianana an'iny avion io, NANIN koa raha notenenina oe TSY ilaina ny nanaovana investisment BE t@ fanamboarana ny Palais ao Iavoloha??? zavatra mitovy iha... suite
répondu par vale le 14/02/2009 19:48
vale ( 14/12/2008 12:34)
Tsy tafiditra serasera fa dinika fotsiny...
Miarahaba ny rehetra ô! Saika mba hanontany zaho hoe normal ve raha tsy mety tafiditra serasera mihintsy zah hatramin'ny omaly ?? Ny dinika tsy misy olana fa ny manokatra pejy tsy tafavoaka, fa vao ... suite
répondu par ainaheri le 22/12/2008 18:48
vale ( 14/11/2008 12:49)
Radio Vazogasy !!!
Miarahaba ny rehetra, Saika mba hanontany oe misy fahatapahana ve ny Radio Vazogasy sa zaho no manana olana. Hatramin'ny omaly hariva mantsy toa nijanona eo amin'ilay hiran'i Rija Ramanantoanina hoe ... suite
répondu par vale le 14/11/2008 14:57
vale ( 30/08/2008 11:31)
Andao hanao resa-behivavy eee! lol
Manahoana daholo ! tsy ataoko hoe ny nahafaly anao androany tahaka ny dinika fataon'i booboo ty an, fa kosa izay zavatra rehetra mety mahafaly antsika vehivavy, na tsy androany aza ,de afaka tenenina ... suite
répondu par ssendra le 06/09/2008 08:57
vale ( 18/03/2008 10:51)
Fomba fampidirana sary eto am serasera :)
Salama doly, Hono Hoà Hery, maninona kay raha mba ampitomboana kely ny habean'ny sary azo ampidirina eto, fa izay foana ny problèmako isaka ny mihetsika izao dia ngoda fona, mihoatra fona!!!:(... suite
répondu par kiadi le 20/04/2008 20:45
vale ( 21/01/2008 11:15)
Mère Indienna!!!!!!!
Nifanena hono ireto Malagasy 100% anankitelo, dia hoy ity voalohany, ny anay lety ny dadanay vazah ah, vazah ahoana? menamena ny molony.:-P Hoy le faharoa ny anay lety mamanay Arabo ah, Fa,fa, Arabo ... suite
répondu par vale le 21/03/2008 21:04
vale ( 21/01/2008 10:56)
Ho an'izay Fan an'i Fergie.
Manoràta aty amiko...,caaao!!!:^):-D:-D:-D... suite
répondu par vale le 21/01/2008 14:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1277