Mitady fomba fahandro carottes!

1. vale ( 01/12/2012 23:15)
Manao ahoana daholo,

manana carottes be dia be aho dia ankoatry ny lasary, sy afangaro @ hena dia tsy mahafantatra recette azo handrahoina azy aho, sao mba misy manana recettes azo anaovana carottes nareo?! na mamy izany na masira, misaotra mialoha!
novalian'i ora ny 30/04/2014 09:19
2. Lars ( 03/12/2012 16:25)
Andramo atono ndray refa tsitandry tsony zé anaovana azy e!
3. ral_ ( 04/12/2012 17:11)
Lars:

bjr, Ataovy jus, compote asiana citron na voasary fa mahatsara maso ireny, dia avy eo indray ianao manontany hoe: "manana tsaramaso be dia be aho ...."
4. vale ( 05/12/2012 05:12)

ral_:

Lars:

bjr, Ataovy jus, compote asiana citron na voasary fa mahatsara maso ireny, dia avy eo indray ianao manontany hoe: "manana tsaramaso be dia be aho ...."


Misaotra ral_ ah! hay tokoa moa azo anaovana jus ny carottes, fa ilay fanaovana azy compote no tsy haiko, dia asiana citron na voasary koa ve izy atao compote?!
5. mirananirina ( 06/12/2012 08:32)
Azo anaovana mofomamy ihany koa ny karoty, izaho aloha tia fa betsaka ny tsy tia !na cake na gateau sns !
Ity moa misy ataoIngrédients (pour 6 personnes) :
- 250 g de carottes râpées
- 125 g de sucre
- 2 Å“ufs
- 60 g de cerneaux de noix concassés
- 125 g de beurre fondu
- 200 g de farine
- 1 sachet de levure chimique
- 1/2 cuillère à café de cannelle



Préparation de la recette :
Préchauffer le four à thermostat 5 (150°C).
Fouetter les Å“ufs avec le sucre. Quand le mélange double de volume et devient mousseux, ajouter peu à peu la farine et le beurre fondu tout en continuant de fouetter puis la cannelle, la levure et enfin les carottes râpées et les noix sans arréter de fouetter.
Bien mélanger, verser dans un moule a cake et faire cuire 1 heure.
Laisser tiédir avant de démouler.
ko copier coller eto
6. Ratoa ( 06/12/2012 14:54)
Azo alona @bocal misy saumure na vinaigre ny carotte, atao dia azo tahirizina ela, amambolana, azo atao confiture koa izy irery na asiana citron
7. zoum ( 11/12/2012 08:38)
Atao bonbon carotte koa e ,atao toy ny manao bon2 coco.rapena dia miaraka arotsaka @ siramamy,ato b siramamy e .avela ho ritra dia atsotokotoko dia vita.azo asiana parfum
mazotoa
8. booboo ( 11/12/2012 14:05)
Afaka atao flan koa.
9. niryna ( 21/12/2012 19:29)
Ity koa misy fandrahoana karaoty hafa.Tapatahana kely ny karaoty Adrahoina ao anaty rano mihoatra ny karaoty ilay rano.Asiana sira kely sy siramamy.Rehefa hadiva ho ritra dia asiana dobera kely.Vonoina ny afo rehefa ritra tanteraka ilay rano. Dia izay .. Ny ankizy tsy mety mihinana legume no tena anaovana an'io fa tian'ny ankizy ilay izy
10. vale ( 22/12/2012 20:24)
MISAOTRA BETSAKA anareo namaly sy nanolotra recette fa tena hafa-po aho, miala tsiny raha izao vao tafiditra eto noho ny fahasahiranana, bà be daholo, dia manaova fety sambatra ô!!! :-)
11. mpisotrtoaka ( 07/02/2014 11:37)
Atao solona Gode lehireto fa tena mety a ! Saingy rf avy ampiasaina d malozotra be tsy tian'ny bitro intsony !
12. ora ( 30/04/2014 09:19)
miompia bitro BDB ref tsy hitanw intson zay fika hanaovan ilay karaoty ry vale an, ireny bitro ireny no tena mahay manao sakafo ny karaoty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3507