cheveux, soins etc..

1. vale ( 02/03/2011 11:40)
Bjr dhl,

mba zavatra voavakiko taty amin'ny net ity dia zaraiko eto sao mba mahaliana ny namana sasany e!
_Raha tiana ho lava haingana hono ny volo, dia massé_na au moins 5minintra isan-kariva ny hodidoha.
_mampiasa lait de coco ahosotra ny hodidoha sy ny volo iray manontolo mandritry ny alina, atao 2fois/ semaine (fa ity aloha ohatry ny tsy ho vitako, ny hitondra azy matory ka, Lol.)
_Assiana huile de ricin 7/8 gouttes ny shampooing isaky ny manasa loha.

*Ny fadiana kosa raha te hanana volo salama, ny fanaovana brushing à répétition.
*Ny mihogo volo amin'ny fihogo mifanetitety kely ireny fa mampiongotra volo.
*Raha manisy extention, dia tsy avela mihoatra ny efa-bolana fa manimba ny volo.
*Ny mihari-tory be loatra, efa nisy éttude natao fa ny olona zara fa matory, izany hoe: 3h à 5h par nuit fotsiny dia mora voan'ny stress izay mampihintsana ny volo.

nb: tokony nataoko tany amin'ny blaogiko izy ity (http://vale.blaogy.com) fa mbola misy olana ka nataoko eto mba hifampizaràna.

RAHA misy manana toro-hevitra ankoatr'ireo dia afaka mametraka izany eto koa mba hifanankalozana e, "les cheveux c'est la personne" hoy ny fitenenana, ka noho izany mahaliana foana ( ho ahy manokana aloha a).
novalian'i Samilynah ny 03/02/2018 17:46
2. arialy ( 03/03/2011 11:33)
vale
3. vale ( 03/03/2011 12:10)
arialy> ??? hihihihi
4. mirananirina ( 03/03/2011 18:19)
fa hono hoa.lait de coco ve tsy mamofona coco hihihi diloilo coco any dago.ny ahy indray anefa dia mora lava ny volo.presque manapaka isaky ny 2 volana eo ho eo.fa merci t@ conseil
5. vale ( 03/03/2011 20:31)
de rien miramirana ;) , tena ohatrizany koa ny fieritreretako ilay manosotra lait de coco akia a, izy maditidity beuh iny, parcontre ra sakafo misy lait de coco, tena miam be a, mdr!!
ny ay indray ny hoho no mora maniry be, ny volo normal ny faniriny, fa misy fotoana za tia manao coupe courte dia rehefa avy eo te hanalava haingana
6. arialy ( 07/03/2011 11:43)
vale< tena nisy olana ndray tam iny fahalasanan'ny msg -ko hiihihi
misaotra tam toro-hevitra é
-raha te hanana volo mangirana dia kobanina am rano nasiana vinaigre blanc kely
7. vale ( 08/03/2011 15:56)
arialy> hihihi, za gaga oe teo d tsy nisy tohiny intsony, loll!; tsisy fisorana akia a :-)

asina vinaigre blanc?? mmmm..merci, merciiii fa ataoko io, atao kely izany an, sady ra bedebe sode mamofona eo, lasa vinaigrette eo ny loha, hihihihi
8. arialy ( 08/03/2011 18:07)
vale< iéé atao kely ka am sotro lehibe (fihinanana) ny eo am 10l izay rano hanakobanana, fa mety mila koveta na zavatra otrizany asiana azy fa tena mangirana be ny volo.
vazaha vavy antitra zay no nanoro ahy an'io fa itako tsara sy nangirana be ny volony avy nosasaina
9. vale ( 08/03/2011 20:39)
merci ankia Arialy a, ra 1sotro zany atao anaty rano 10l nge ts manin zany fa tsy re ny fofon'ilay vinaigre, mba ataoko indray io, de rampitso zan za de hividy seau d'eau atao fanaovana an'io isakiny avy manasa loha, mdr!!!
10. bichette ( 13/05/2011 11:55)
hitako koa ilay hoe asiana lait de coco, ilay tena lait le plus pur possible, dia asiana ny volo, dia fonosina, dia avela alina tontolo na le plus longtemps possible, dia sasana avy eo. dia isaky ny 2 jours no atao an'io. dia misy miteny hoe tena maniry tokoa hono ny volo. fa dia mila tena manana patience mihitsy. izaho efa nanandrana, tsara dia tsara aloha ny volo e, fa dia tena manahirana be satria mitete be ilay izy, dia indraindray tena mangididy mahatsiravina reto ny hodi-doha a ! raha atao amin'ny alina dia tena manahirana satria tsy maintsy atao izay tsy hialan'ny foulard amin'ny volo satria raha tsy izany dia mamofona coco beeeeeuuuu daholo lol. dia tsy nanana patience aho dia najanoko hihihihii !!!!!

ilay massage ny loha ilaina tokoa hono, maha-salama sady mampikoriana tsara ny rà.

ilay huile de ricin indray koa hono mampaniry fa maditidity be mihitsy hihihi !!!!! fa mahatsara volo kosa aloha e ! efa nanao bain d'huile tamin'io aho, au niveau de la pousse indray aloha tsy haiko na tena maniry tokoa fa en tt cas tsara ny volo.

huile d'argan koa tena tsara ho an'ny volo ihany koa.

kobanina aminà rano misy citron kely koa mampangirana volo hono. anefa tsy mampangita ny volo gasy ve izany ????? lollll

11. tatinatah ( 27/05/2011 06:34)
Salut vale ,mety lay vinaigre blanc atao @ volo fa plus efficace koukou ny ranona voasarimakirana(zarao roa ny citron avy eo pressena de tatavanina mba hiala le ...tsy haiko ny hilazana azy lol ...)de avy eo ataovy ao anaty rano tapaky ny seau (5l) .io no hirincevana ny volo .Rano mangatsiaka no tsara ampiasaina ra mahazaka.
pour les ongles casser alonay ao anaty rano matimaty nasina jus de citron pendant 5mn rincer apres.
Havizanana:ra mahatsiaro vizambizana iny ny ranjo no lazaiko eto ah de maka huile d olive 3sotro leb de asio essence na lavande kely de massena am iny avy eo manao bain fa ouff ca te fais du bien.
Tu n as qu a essayer et tu veras.
Bonne reussite
vale:

merci ankia Arialy a, ra 1sotro zany atao anaty rano 10l nge ts manin zany fa tsy re ny fofon'ilay vinaigre, mba ataoko indray io, de rampitso zan za de hividy seau d'eau atao fanaovana an'io isakiny avy manasa loha, mdr!!!
12. vale ( 27/05/2011 11:06)
bichette: tena ilay lait de coco iny minhintsy izany no ahosotra ny loha! hummm, mety ho vita ihany aloha raha tiana ny hanalava volo aingana fa izany oe tsy atao @ alina, hihihi

tatinatah: efa reko koa io citron io fa izao za vao mahazo confirmation aky a, merci fa andramako dia ampitahaiko ireo! lol
13. Samilynah ( 03/02/2018 17:46)
Merci @ conseil,
Ny ahy indray no fataoko dia "vahona+tantely+diloilo-coco. Sady manala angadrano no maha lava volo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.322