L'avenir appartient aux métissages!?

1. vale ( 16/02/2011 20:53)
Fandrehako matetka io, lol, ahoana ny hevitrareo momba an'io fa ny fanazavan'ireo ol handrenesako azy dia hoe efa mandroso ny fivoarana izao ka efa betsaka ny ol samy hafa fihaviana no mifanambady, sa ve raha hitarina indray dia hoe koa, rehefa tanteraka ny fikasan'Atra momba ny tany (paradisa) dia izay no mampitombona azy (hevitro manokana io farany io, tsy fantatro na aiza no tena tokony hisy an'ity dinika ity fa dia mba nahalasa ny eritreritro dia izay no nanaovako azy eto).
novalian'i vale ny 25/02/2011 21:41
2. AndriambyII ( 18/02/2011 21:08)
Tsy mbola vanimpotoanany izao fa andraso aloha any aoriana any é !! 50 ème siecle ap JC arak'i Nostradamus sy Ten choi su ,...
3. mirananirina ( 19/02/2011 13:44)
Tena betsaka tokoa ny metisse amin'izao an :)
Ny metisse hono maranitra saina sy fetsifetsy ary manao lohana metisse ihany koa,ka asa re !Mety ho marina izany.
Amiko izao dia misy karazana 3.Ny renibeko sy raibeko:merina ,betsileo
Renibe sy raibe raika,betsileo sy vaza.
Zao indray ny vadiko tsy gasy,toa mifanahosaho be ihany izy ity.

4. bazylou ( 22/02/2011 08:34)
dia inoa izany iaanreo ry mirananirina, merino-betsileo vazaha ve?
5. vale ( 22/02/2011 12:18)
tsy mbola vanimpotoan'ny metissage izany izao hoy ny etsy ambony etcy, fa mitombona ihany izany ilay fitenenana hoe: l'avenir appartient aux métissages .
Dia hono oà, ho aiza dhl izany ireny oul tsy mety mifampaka taranaka ireny amin'izay fotoana izay? mdr, mahalasa saina, hihi;

Mirana> Lol, ary saika nitovy isika sy ndry, ilay oe vazah in ftsn no tsy fantatro ? mdr, ny ahy tsisy valaka amin'ny andry ireo: arrière grand mère : merina, nanambady italien; du coté de ma maman; Mon grand-père le métisse italien merina nanambady vakinankaratra! lol
du côté de mon Père: d'origine fandriana (betsileo) pur sang! mdr, ny taranak'izy ireo misy nanambady indien, nisy nanambady africain, nisy nanambady malagasy, mdr!!

A nous le paradis terrestre donc, ha!ha!ha!ha!
6. vale ( 22/02/2011 12:22)
.. nisy ihany koa nanambady italienne, mdr!!
7. bazylou ( 23/02/2011 17:51)
metissage dia miteraka saina sadasada dia mahazo hoditra sadasada dia miteny sadasada ny olana dia tsy misy tanindrazana sadasada,

sady tsy an tany no tsy am parafara hoy ny ntaolo izay.
8. vale ( 23/02/2011 19:59)
zany mba fisainana, ka inona no ataon'i bazylou aty mila ravin'haitra aty an-tan'oul aty? raha mahavita tena fa tsy mila mifangaroharo ary!
De, diso be mints enao fa ny oul métisse dia tsy mba mirehareha hoe za "izao" na avy ary fa satria rà samihafa no nitambatra tao!, ary manana ny maha-izy azy manokana izy, i Bazylou mints izao no manana fisainana sadasada, houlaaaa!
9. vale ( 23/02/2011 20:04)

[quote=bazylou]
dia inoa izany iaanreo ry mirananirina, merino-betsileo vazaha ve?

-----------------
Dia izy dol izy izany ; tsy ny métisses ary ve no manan-karena cultures?!
, aza mba borné ihan hoà, beuuurkkk!..
10. AndriambyII ( 23/02/2011 22:09)
Tsy maintsy misy foana ilay assimilation ,fa tsy vitan' ny hoe hijanona anelanelan-taho ny olona . Io ilay atao hoe appel du sang .
11. bazylou ( 24/02/2011 19:53)
ieee, olona tsy an tany tsy amparafara kooooo; shhhh, resaka ka resaka ny anareo.

100% ihanyno ady eo.

di aahoana ianao zany sady merino betsleo italiano frantsay ve?? llooooo

beuurrk
12. vale ( 25/02/2011 04:39)
bazylou< ié izy dol izany e, merina, vakinà, betsileo, italian, ha!ha!ha!ha!
ny avenir no resahana eto, fa manin no oe tsy misy tany sadasada?! fa aiza dol ny olmbel marobe samy hafa ireo no mipetraka, fa tsy eto am planeta tany, mdrrr!!
dia bazylou izany tsy manambady raha tsy ohatranao ihany?! le izy anie resaka hoe fiaviana fa tsy voatery oe, mainty sy fotsy, etc, e ohatra hoe, ny merina manambady tanindran-tany, etc, etc;
fa hono oà sodé mba Bazylou kosa aza le nametraka dinika atsy oe: "maha mal chance hono ve ny manambady andevo? " hihhihihhihi
13. bazylou ( 25/02/2011 19:49)

ka nany saianao sy ny vatanao aza sadasada ka atao ahoana moa e
14. vale ( 25/02/2011 21:41)

[quote=bazylou]

ka nany saianao sy ny vatanao aza sadasada ka atao ahoana moa e
------------------------------------
oujyyyyyyyy! ny sainao mints no miviaka ndana miverina am andron'ny Ntaolo, mdr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5055