Andao hanao resa-behivavy eee! lol

1. vale ( 30/08/2008 11:31)
Manahoana daholo ! tsy ataoko hoe ny nahafaly anao androany tahaka ny dinika fataon'i booboo ty an, fa kosa izay zavatra rehetra mety mahafaly antsika vehivavy, na tsy androany aza ,de afaka tenenina daholo. Ohatra ny ahy androany , tena faly be aho fa manana pêche be mihintsy, te hikarakara vatana be, te handeha hivoaboaka be, anefa nisy fotoana aho tena déprimé tanteraka, na hamboatra ny voloko aza tsy vitako fa dia tairiko amin'ny frisés eny foana, farany lasa mihongotra be izy izao! ohatra nahafaly io an, fa zavatra mahafaly ahy koa ny mahazo sms tsy ampoizina, dia tena faly be koa rehefa misy mi-inviter handeha restaurant! ny anareo inn?? :wink:
novalian'i ssendra ny 06/09/2008 08:57
2. neo83 ( 30/08/2008 16:20)
kasa anoratra za vao nahita fa diso adresshe. oooo !
3. ni81 ( 30/08/2008 16:40)
kasa anoratra za vao nahita fa diso adresshe. oooo !
raha toa ianao ka ...... dia miresaha izay zavatra mahafaly anao eto koa e! :lol:
4. vale ( 30/08/2008 18:50)
ze zavatra mety hahafaly antsika vehivavy kah! ohatra faly rehefa itondran'i ramose voninkazo....sns ee! :-D
5. Herimiafina ( 30/08/2008 19:24)
Nareo ve falifaly rehefa be mpikaoty be dia mahatsapa hoe mbola mitana izaho izany klé? :-D :^)
6. vale ( 30/08/2008 21:51)
:-D :-D :-D :-D faly mintsiny kah!! :-D :-D
7. Herimiafina ( 30/08/2008 21:59)
Dia tsy baorikena mihintsy ny resaka ataon'ilay bandy fa taritina eny foana, atao rezerva amin'ny andro manaraka dia falifaly foana? Manao an'izany ve ianareo vehivavy? :-D :^)
8. vale ( 31/08/2008 00:13)
:-D :-D :-D io kosa non eh ! :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 31/08/2008 07:14)
Herimiafina:

Nareo ve falifaly rehefa be mpikaoty be dia mahatsapa hoe mbola mitana izaho izany klé? :-D :^)

------------------------

indraindray mahakamo satria tsy serieux.
misy le bandy tonga dia resaka sexe no tiany iarahana aminao.

10. ni81 ( 31/08/2008 07:40)
Nareo ve falifaly rehefa be mpikaoty be dia mahatsapa hoe mbola mitana izaho izany klé?
:lol: Misy ny sasany mikôty fa te hananihany fotsiny ka tsy azo itokiana ny hoe tena mbola mitana aho na tsia. :)
11. fahamarinana ( 31/08/2008 08:11)
ni81:
te hananihany fotsiny ka tsy azo itokiana ny hoe tena mbola mitana aho na tsia.

:arrow:indrindra rehefa mijery fitaratra zao ianao efa mahita fa mikaraikona,na atao hoe kely aza...:-P ,aiza izy rehefa lasa angorodao mihintsy...dia double menton..dia volombava sisa tsy maniry...:-P (l)
12. fahamarinana ( 31/08/2008 08:15)
vale:
ze zavatra mety hahafaly antsika vehivavy kah!

:arrow:ny ahy ny hafaliako dia hiditra ny mpianatra dia afaka hikirimba amin'izay faha hitady sy hijery ary mety hividy fatin-damba eny amin'ny magazay,sady manaiky hihinana any amin'ny cantine ry zalahy 2 fois par semaine dia manana 2 journées lava be ho ahy manokana.Ilaina ihany ilay izy rehefa tena dinihana. (l)
13. vale ( 31/08/2008 12:16)
zà konkoa faly be rehefa misy olona avy any mcar ka mitondra anana ho ahy!!! :miam: :miam: :miam: :-D
mahafaly ahy koa rehefa le tsy misy atao iny ka jour de congé de misy mi-proposer hoe andao ho ankary ananona, na hitsangatsangana, izany oe noforonina le izy izany, tsy nampoizina ee, zà manko sokon-dia izay ihany. :^)
14. tslem ( 01/09/2008 07:34)
fahamarinana:
:arrow:ny ahy ny hafaliako dia hiditra ny mpianatra dia afaka hikirimba amin'izay faha hitady sy hijery ary mety hividy fatin-damba eny amin'ny magazay,sady manaiky hihinana any amin'ny cantine ry zalahy 2 fois par semaine dia manana 2 journées lava be ho ahy manokana.Ilaina ihany ilay izy rehefa tena dinihana. (l)


Dia zah koa d mitovy am fahamarinana zany mintsy,d zah na tsy hividy aza fa mijery fotsiny d afa-po :)

fa HS kely==> sao d mahita na mahafantatra nareo oe aiza kay no misy mpivarotra toile drap ?
15. tywa68 ( 01/09/2008 08:33)
zah koa d mitovy @ i fahamarinana, hoe hiditra ny mpianatra fa maika hikirimba :-D :-D

16. kelly13 ( 01/09/2008 09:22)
za hikirimba hiaraka aminareo

fahamarinana>nenà ankia d tonga d nozariko cantine na d @ zao izy maternelle izao aza a! @ zay ny journee-ko lava beuuuu fôna fôna hahahaha

tslem>ary ra mijery tt fait? :°)
17. sakaizakely ( 01/09/2008 09:54)
za zany tsy norma ka

nena tsy foiko alefa cantine fa tena mahafinaritra ahy ny mikarakara andry zareo, ny maka sy manatitra any ampianarana, mamboatra sakafo etouetou j'adooooooooooooore
de le miaraka manao activités ny alarobia na mibalady koa tiandreo be

sady zareo koa tsy tia mandeha am cantine fa beuuuuuuuuurk oun :-D :-D :-D :-D kanefany le ry zareo tsy afaka manao caprices any manko de aleony misakafo aty antrano manadala neny :-D :-D :-D :-D

nena ny mahafinaritra ahy rehefa misy fotoana ka afaka manao scrap kely fa io no mba fialamboly tena tiako sy mahasondriana ahy, dia izay mikasika an'io activité-ko io de mahafinaritra ahy daholo, ohatra hoe avy manao commandes matériel @ internet de mahavoaray azy de faly ery de kitankitana ery mi décorer albums njay :P :P :P
18. sakaizakely ( 01/09/2008 09:56)
oay nainga adinoko le + important

mahafinaritra be ahy zao dia nanomboka tam alakamisy teo ny saison 4 Desperate Housewives sur Canal+ de tena izilay e :°) :°) :°)
19. tywa68 ( 04/09/2008 14:24)
Kelly13 : hay ve tsy zah irery no mamela zaza any @ cantine e :lol: :-D laozako mikirimba ery an-tsena (mijery fa tsy voatery mividy an) :-D :-D
Sakaizakely : tena mahafinaritra kosa aloha ilay série Desperate Housewives io e ! zahay rehetra d manaraka koa (nefa sady te-hijery Envoyé spécial, arakarak'ilay sujets koa aloha e). :lol:
20. kelly13 ( 04/09/2008 14:50)
tywa68> :-D :-D fita fa na tsy hividy aza d mahazo fafahinaretana ny maso sady nenà kou entiko hizarana azy rehefa lehibebe!
nahita ny zanakin'ny zaobaviko mantsy za d zay no tena nahatapakevitra ahy handefa azy cantine, reo zanak'anabaviko sady mifidifidy sakafo b no ze aroso azy rehetra d tsisy tiny, zany refa oe mba alefa cantine zany mou d tena ady korotana nenazy menakavy, ka aleo zarina ka

sakaizakely>ny zanakanay ankia ra entindry mikirimba mijery magazay zany d tsy mba namana mintsy a. ny tena mampimé aminy d rehefa mahita ilay "M" an'i mc do tonga d oe "mmhhh, manzer", nefa refa entina ao d "zouer" no hahafaty azy :-D (mampimé kou le oe izilay)

ny ahy ny mahafinaritra b ahy zao androany d avy ny orana aty aminay, d mba nidina kely ny hafanana, mikarenkon'ny hafanana mintsy mantsy za ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1106