Andao hanao resa-behivavy eee! lol

21. tslem ( 04/09/2008 16:06)
kelly:
tslem>ary ra mijery tt fait?



ka zah aki mba te hanao petakofehy a,mba nisy sorajaitra kely zay mantsy azoko d sady handanina andro koa e!

kelly:
reo zanak'anabaviko sady mifidifidy sakafo b no ze aroso azy rehetra d tsisy tiny


ngah njy nivadika lelah:-D:-D:-D haiko fa diso frappe io fa mba mananihany kely anjy zah :wink:
22. vale ( 04/09/2008 16:43)
manja mintsy alou ny papoose le rehefa any am cantine eee, zà njay faly fa afaka mijanona elabeee eto am nety! :-D

23. kelly13 ( 04/09/2008 16:44)
fanitsina fa lazain'i tslem fa nivadika lhl za "zanakin'ny zaobaviko" no izy :-D :-D :-D :-D

tslem>nga njy mahay petakofehy? za mba nianatra iany tany @ college fa pfff, tsy tiko maizina, refa mitazona fanjaitra aho d lazain'i mamany oe ôtran'ny mitazona angadim-pasana ono :-D
24. fahamarinana ( 04/09/2008 17:18)
sakaizakely:
nena ny mahafinaritra ahy rehefa misy fotoana ka afaka manao scrap kely fa io no mba fialamboly tena tiako sy mahasondriana ahy

:arrow: mba nanandrana nanao an'ireny scrap scrap-ndraha ireny zà fa tena tsa mba mahita idée fa toa ratsy be zay mba vitako...tsy manana patience nefa mahagaga raha manjaitra aho dia tavela eo na alina tontolo aza indrindra rehefa mi-transformer patron zay.Dia samy manana ny passion-ny tokoa.Zà koa mba tena mankafy miara-mivoaka amin'ny ankizy rehefa week-end mijerijery boky,fnac,cinema sns...sns...Mbola afaka hiarahana moa izao fa rehefa ado angambany atsipiny ary amin'izayo ??
tywa:
Kelly13 : hay ve tsy zah irery no mamela zaza any @ cantine

:arrow: rehefa solde iny no tena tiako,mandeha maraina dia hariva be vao mody satria eo ny dadany haka mpianatra koa ka tsy misy henjehana ny fotoana....mijery fontsiny koa dia efa tiako... :) , fa ny ankizy ndray dia tsy mety azo hiditra magasins izany raha tsy hoe hividy basket angaha satria matahotra hividianako zay mora indrindra nefa ratsy.. :-D
tslem :sambatra ndry akia mahay peta-kofehy,mba tena te hianatra aho,aty misy fampianarana broderie miaraka amin'ny retraités fa vao hoe hividy ireo materiels dia efa kivy be fa be loatra... (l)
25. tslem ( 05/09/2008 07:05)
kelly:
refa mitazona fanjaitra aho d lazain'i mamany oe ôtran'ny mitazona angadim-pasana ono



iny ndray no tsy hitako :-D:-D:-D

fahamarinana:
tslem :sambatra ndry akia mahay peta-kofehy,mba tena te hianatra aho,aty misy fampianarana broderie miaraka amin'ny retraités fa vao hoe hividy ireo materiels dia efa kivy be fa be loatra...


zah tsy mba nisy nampianatra fa mijerijery an'ireny zaijaitra reny ah d nalaiko anjoanjo tany,farany nahay ho azy,refa hiniavana sy tiana koa ilay izy dia mora hay e
ampianariko ve fahama e?
26. fahamarinana ( 05/09/2008 08:07)
:arrow: tena raha tany dago aho dia tena nanaiky mihintsy sa azo atao par aterineto ireny ?? :wink: ..serieux zany an...ndeha mba hanandrana ary aho zany rahato kah ... :) (l)
27. tywa68 ( 05/09/2008 08:17)
ireto ankizy ireto koa anie be exigences fa tsy any @ rainy izy no mangataka satria tonga d mazava hoe NON :-D hafa ihany hoa i maman e (mody masiaka sy mamela any @ cantine, nefa mividy kiraro sy akanjo favy tsy zakan'ny tsena :lol: :-P

Kelly13 : ny ahy koa ilay zaitra nianarana tany @collège no mba haiko (fa tsy mahandry d aleo mividy tout fait, sady simba ny machine d zara aza misy excuse hividy vita :°) :°)

Tena manjaitra akanjo feno peta-kofehy zany i Fahamarinana ? tena mahavita ka ! mila patience sy passion e :lol:
28. tslem ( 05/09/2008 10:50)
fahamarinana:

:arrow: tena raha tany dago aho dia tena nanaiky mihintsy sa azo atao par aterineto ireny ?? :wink: ..serieux zany an...ndeha mba hanandrana ary aho zany rahato kah ... :) (l)




zah ané tsy any dago e!
29. fahamarinana ( 05/09/2008 11:03)
:arrow: :-D :-D , zany moa...diso be zà zany (l)
30. fahamarinana ( 05/09/2008 11:11)
tywa:
Tena manjaitra akanjo feno peta-kofehy zany i Fahamarinana ? tena mahavita ka ! mila patience sy passion e

:arrow: mbola manjaitra fontsiny aloha zao fa raha ampianarin'ny tslem petakofehy zà dia tahaky ny inona..tena mety ho tsara tokoa ary sur fa tsy hisy afatsy zà no hanana azy.Tena passion tokotrany,mahavita tsy matory aho rehefa manomboka zvtr zay...fa ny olana govana dia tratry ny aretina mividy ravidamba,tsy maharitra mihintsy.Na avy any dago aza dia mitondra mody koa,ataon-ny olona fihomehezana.Fa na izany aza ndraindray koa maty antoka fa be sarany ny manjaitra noho ny mividy tout fait... :) (l)
31. tywa68 ( 05/09/2008 13:12)
Fahamarinana : ka izay ilay passion, tsy voatery hisy bénéfice fa mandany andro avec plaisir e :lol: :-*
32. fahamarinana ( 05/09/2008 13:37)
:arrow: fa ny loza dia izao :ny ankizy moa zany miha-lehibe dia efa tsy dia mety hanjairana ntsony...mba nividy etiquette adidas zà zany tany dago dia nanjaitra jogging tsara be dia mbo napetaka ity izy fa avy hatrany dia hitany e... ,oainina beuhhhh Neny e..... :-D (l)
33. kelly13 ( 05/09/2008 17:34)
fahamarinana>mihevitra ny ankizy ho bado mantsy an, hahahahahahahahaha
34. fahamarinana ( 05/09/2008 17:46)
:arrow: andramana am-pitiavana aloha...fa tsy sahy ntsony koa avy akeo... :) (l)
35. Zozoro ( 05/09/2008 17:53)
Ny ahy indray ny mahafinaritra ahy dia rehefa tsy miasa iny dia antsoiko ho aty amiko ny namako dia velona eo ny resaka rehetra, mihara-manao lakozia, mihara-misary gagy eo. Ny olana dia rehefa lasa ry kala isany dia irery ny tena.
36. tywa68 ( 05/09/2008 18:01)
fahamarinana:

:arrow: fa ny loza dia izao :ny ankizy moa zany miha-lehibe dia efa tsy dia mety hanjairana ntsony...mba nividy etiquette adidas zà zany tany dago dia nanjaitra jogging tsara be dia mbo napetaka ity izy fa avy hatrany dia hitany e... ,oainina beuhhhh Neny e..... :-D (l)


Fetsy hoa ireo :-D :-D mampalahelo indray neny nisahirana ... :-D :-D
37. booboo ( 05/09/2008 18:02)
nenà ny nampivanitika anà tato ho ato dia maheno lé zazakely mihetsika. Dia tena ôtra milalao mihitsy mametraka ny tanana eo ambony kibo dia tsapako mihitsy hoe zay fa mihetsika lay zazakely, dia ahisako ny tanako dia manaraka koa hihihihihihihihihi. Dia rehefa noana dia misy coup kely zany dia lasa indray ny vanitika rery hoe ramaka zay lay zazakely dia mandaka hoe aiza ny motika e ! hihihihihihi.
38. ssendra ( 05/09/2008 18:11)
hothizana izany ity resaka ity....!
ny ahy indray ny mahafaly ahy androany dia zoma ny andro, ary andro iray fanran'izay tiako ao anatin'ny herinandro ny zoma satria mbola ho lava ny week end :lol:

dia arabaina izany i booboo nahazo fahasoavana fa mbola ao ankibo mihetsika fatratra :lol:
39. fahamarinana ( 05/09/2008 18:22)
Zozoro:

Ny ahy indray ny mahafinaritra ahy dia rehefa tsy miasa iny dia antsoiko ho aty amiko ny namako dia velona eo ny resaka rehetra, mihara-manao lakozia, mihara-misary gagy eo. Ny olana dia rehefa lasa ry kala isany dia irery ny tena.

:arrow: zozoro : ny tany nahavokisana hono tsy hijanonana ela sao manasa lovia...naika mba hiteny zà hoe mba inviter-o fa mba te hihinana koa...fa tsy manasa vilia an :-P , :)
40. tywa68 ( 05/09/2008 18:26)
booboo : tena mahavariana marina iny zaza manao bosses iny e (hoe miala any ny kabaro youpiiiiiii samboriko ity :lol: )

ssendra : ny ahy koa d tena faly aho rehefa zomà fa kivy koa nefa rehefa alatsinainy fa ohatrany ho lavabe ny semaine :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1218