Andao hanao resa-behivavy eee! lol

41. fahamarinana ( 05/09/2008 18:31)
:arrow: :-D :-D ,iny koa iray... (l)
42. kally ( 05/09/2008 18:35)
booboo:

nenà ny nampivanitika anà tato ho ato dia maheno lé zazakely mihetsika. Dia tena ôtra milalao mihitsy mametraka ny tanana eo ambony kibo dia tsapako mihitsy hoe zay fa mihetsika lay zazakely, dia ahisako ny tanako dia manaraka koa hihihihihihihihihi. Dia rehefa noana dia misy coup kely zany dia lasa indray ny vanitika rery hoe ramaka zay lay zazakely dia mandaka hoe aiza ny motika e ! hihihihihihi.
Y
OAY Booboo,faly be aho maheno vaovaon-dry.Izay izany no nahafaly ahy,maheno vaovao mahafinaritra be tsy nampoizina sady nirina. :-*
43. Zozoro ( 05/09/2008 18:42)
fahamarinana:

Zozoro:

Ny ahy indray ny mahafinaritra ahy dia rehefa tsy miasa iny dia antsoiko ho aty amiko ny namako dia velona eo ny resaka rehetra, mihara-manao lakozia, mihara-misary gagy eo. Ny olana dia rehefa lasa ry kala isany dia irery ny tena.

:arrow: zozoro : ny tany nahavokisana hono tsy hijanonana ela sao manasa lovia...naika mba hiteny zà hoe mba inviter-o fa mba te hihinana koa...fa tsy manasa vilia an :-P , :)


fahamarinana : Tongava fa tena raisina an-tanan-droa. Dia manasa lovia kosa aloha vao mody ê!


44. ssendra ( 06/09/2008 08:57)
tywa68:





ssendra : ny ahy koa d tena faly aho rehefa zomà fa kivy koa nefa rehefa alatsinainy fa ohatrany ho lavabe ny semaine :-D

ny alatsinainy no tena tsy tiko indrindra amin'ny andro

:lol: :lol: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3629