Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ssendra, milahatra araka ny daty
ssendra ( 12/10/2008 15:34)
triipe
Mba hatoroy ilay fandrahoina tripe any madagasikara ireny hoe izay mahalala na ilay miaraka amin'ny tsaramaso... misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/10/2008 16:37
ssendra ( 10/10/2008 15:27)
saino
mba mitady ny tonokiran'i blanc(AMBONDRONA): "SAINO" vaovao izay mba manana รด! misaotra mialoha..... ^:^ ... tohiny
novalian'i ssendra ny 13/10/2008 11:40
ssendra ( 26/08/2008 15:29)
dinika
Fa miandry hafiriana vao mba tafiditra amin'ireny hoe dinika manokana ireny???? asaina mampiditra login anefa tsy mety efa isan'andro aho manandrana foana.... misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i ssendra ny 28/08/2008 10:35
ssendra ( 26/08/2008 15:18)
namana
Somary sadaikatra ihany aho hinamana amin'ny olona zandriko be loatra na zokiko be loatra, raha vao misy mitady haka namana ahy ny be taona na kely taona loatra mihoatra amin'ny taonako dia tsy sahy m... tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/10/2008 18:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031