saino

1. ssendra ( 10/10/2008 15:27)
mba mitady ny tonokiran'i blanc(AMBONDRONA): "SAINO" vaovao izay mba manana ô! misaotra mialoha..... ^:^
répondu par ssendra le 13/10/2008 11:40
2. ni81 ( 10/10/2008 16:07)
Mambabo ny fanahy 'zay rehetra ataonao ahy
Tsy hoe inona na koa hoe ahoana
'Reo fakam-panahy, mahamay
Mandoro ka tsy tantinao avelao ho tsiny ihany
Tazoninao ny soa sy tsara tsy mety hanandratsy

Ho anao ihany (no hanoratako )
Ty soratra hitoetra (any aoriana)
Ny tenanao ihany ('zay no ambarako)
Fiainana manam-petra, Sainonao

Atao ny tsy hiteny! raha misy ny tsy mety
Diso ndray anefa ra zany no iainana
Mananatra ny hendry aho raha sitrakao de avelao
Hilaza ny ao am-po sy saina na mangidy na mamy ny miaina
Tazoninao ny soa ...
3. tsiambaratelo ( 10/10/2008 16:13)
Mmmhhh!
4. ssendra ( 10/10/2008 16:22)
ni81: mhhhh merci merci anh! :-* :*
5. ni81 ( 10/10/2008 16:25)
ni81: mhhhh merci merci anh
de :) 1 :-*
6. ssendra ( 10/10/2008 16:29)
Mambabo ny fanahy 'zay rehetra ataonao ahy
io no tena tiko am hira io :wink: :^)
7. ssendra ( 10/10/2008 16:31)
merci aky ry ni fa ilay hira tiko be anefa ny tonony tsary haiko moa ilay feo manga dia manga mahasafinonoka :-D
8. ainaheri ( 10/10/2008 17:50)
ssendra>>Inn doli zany nataony zany?? hihihi
9. ni81 ( 10/10/2008 18:45)
merci aky ry ni fa ilay hira tiko be anefa ny tonony tsary haiko moa ilay feo manga dia manga mahasafinonoka
tsisy fisaorana fa ankafizo dia mihirà mafy e :)
10. ssendra ( 10/10/2008 18:56)
ainaheri:

ssendra>>Inn doli zany nataony zany?? hihihi


hummmm! ho lazaiko ve????:-p :-D


ni: mbola enarana tsenjery fa efa mikika ihany refa mande lay hira hihihi


11. ni81 ( 10/10/2008 18:58)
ni: mbola enarana tsenjery fa efa mikika ihany refa mande lay hira hihihi
sady tazonina eny an-tanana ny tonony, dia sady mihira miandalana ihany :lol:
12. ssendra ( 10/10/2008 19:01)

iTY AZA no tena milay beuh! mampité tomany lay tonony snifff



ALEO ALOHA

toa ts aritro iany
ny iandry anao
niezaka iany aho fa toa
ho mafy iany tsy ho eo ianao
ho rava ve reo zay efa natao?
tsy maintsy mbola iaona indray andro any
zao kosa iteny hoé

tsy andrinao
tsy kivy aho anefa
tsy itàna anao akory aho mandéana
tsy ho ahy intsony ny fonao
aléo alou samy haka ho azy indray

zaho koa nino
téo foana ianao
indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
tsy alaelo iany na koa hoé itmany
f'izaho aloha dia mbola hitraka atrany
ny momba anao koa efa lavitra ahy
taraina sisa ny ahy hoé

tsy andrinao...
:snif:
13. ssendra ( 10/10/2008 19:03)
ni81:

ni: mbola enarana tsenjery fa efa mikika ihany refa mande lay hira hihihi
sady tazonina eny an-tanana ny tonony, dia sady mihira miandalana ihany :lol:


ho atao anzay mitsy ka! farany ve tsy ho haiko ihany

ambondrona ihany io aleo aloha io an! hummmmmm! milay e!


14. ni81 ( 10/10/2008 19:05)
iTY AZA no tena milay beuh! mampité tomany lay tonony snifff
:(
15. ssendra ( 10/10/2008 19:37)
ni: mampté tomany andr kounkou ve io????:sniff:
16. ssendra ( 10/10/2008 19:38)
:snif:
17. ni81 ( 10/10/2008 19:50)
betsaka @ ny hirany no :( daholo ny tonony e...
18. tsiambaratelo ( 13/10/2008 09:03)
ssendra:


iTY AZA no tena milay beuh! mampité tomany lay tonony snifff



ALEO ALOHA

toa ts aritro iany
ny iandry anao
niezaka iany aho fa toa
ho mafy iany tsy ho eo ianao
ho rava ve reo zay efa natao?
tsy maintsy mbola iaona indray andro any
zao kosa iteny hoé

tsy andrinao
tsy kivy aho anefa
tsy itàna anao akory aho mandéana
tsy ho ahy intsony ny fonao
aléo alou samy haka ho azy indray

zaho koa nino
téo foana ianao
indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
tsy alaelo iany na koa hoé itmany
f'izaho aloha dia mbola hitraka atrany
ny momba anao koa efa lavitra ahy
taraina sisa ny ahy hoé

tsy andrinao...
:snif:



Zay mahandry volamena=))
19. ssendra ( 13/10/2008 11:40)
tsiambara: ka izy tsy mahandry dia aleo amzao kou! :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0922