dinika

1. ssendra ( 26/08/2008 15:29)
Fa miandry hafiriana vao mba tafiditra amin'ireny hoe dinika manokana ireny???? asaina mampiditra login anefa tsy mety efa isan'andro aho manandrana foana....
misaotra mialoha !
novalian'i ssendra ny 28/08/2008 10:35
2. hery ( 26/08/2008 19:35)
Andefaso hafatra ny mpitantana ny dinika...

3. ssendra ( 26/08/2008 20:13)
efa nanoratra tamin'ny tompon'ny dinika aho fa ity foana no misokatra rehefa mi clic eo amin'ilay dinika aho

Dinika manokana
Tsy afaka mamaky ny hevitra amin'ity dinika ity ianao.
Tsy mbola mpikambana amin'io dinika io na koa mbola tsy neken'ny mpandrindra ny dinika ny fandraisanao anjara.
Raha te-hiditra hamaky na hanoratra amin'io ianao dia misorata anarana eto ambany.
Jereo eto

Handray anjara
4. ssendra ( 26/08/2008 20:14)
nefa hono izaho efa ao hoy i fijo fa tsy mety tafiditra foana.
5. ni81 ( 26/08/2008 20:29)
nefa hono izaho efa ao hoy i fijo fa tsy mety tafiditra foana.
sao dia mbola tsy ampy taona e! :-D :-D
6. ssendra ( 27/08/2008 02:05)
ni81: efa mba ampy taona kosa e! :-D :-D :-D

hery: tena manao izay mety i fijo fa tsy mety tafiditra mihintsy sao mba misy olana tokony ho jerena azafady?
7. ikaretsaka ( 27/08/2008 16:47)
mba ampidiro ny mpikambana vaovao ry krispijo a :-D :-D :-D
8. ssendra ( 28/08/2008 05:54)
dia tsy ho afaka miditra ao mihintsy izany ny ps ko ity raha izany :(
hoy i fijo oe efa nojerevan'i hery fa mbola nanandrana aho izao fa tsy tafiditra.
9. ni81 ( 28/08/2008 06:43)
dia tsy ho afaka miditra ao mihintsy izany ny ps ko ity raha izany
hoy i fijo oe efa nojerevan'i hery fa mbola nanandrana aho izao fa tsy tafiditra.
Aza malahelo fa be ny dinika hafa azo hidirana eto e! :)
10. fahamarinana ( 28/08/2008 09:42)
ni81:
Aza malahelo fa be ny dinika hafa azo hidirana eto e!

:arrow: hamafisiko ihany koa e.. :wink: (l)
11. ssendra ( 28/08/2008 10:35)
fahamarinana, ni81: ieny ary ko! dia aleo mihonona izany raha tsy misy ny hevitra :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1589