pas toi..
1. vale
(
03/03/2011 12:24)
Mba aingampanahy (izany ve moa izany?) tonga ato an-tsaina, ka alefako eto, satria tiko ny hizarana azy, azo fakafakaina sy iadian-kevitra koa, raha ilaina.
Na mamindra, na mitoetra, dia izy ihany no tonga ao an-satina, marobe ny tokony ho tompon-toerana, fa izy ihany no tonga an'eritreritra, izy ihany, iza ary izy?, mety dhl izay tianao, fa izy amiko dia ilay fitiavana, ilay namana hifampizarana, ny manjo, ny mamy indrindra koa, ilay mandany ny eritreritro sy ny androko iray manontolo, asa izy izay raha mba mahtsapa an'izany, izay no nahatonga ny lohatenin'ny dinika hoe: pas toi !...

novalian'i christian05 ny 14/10/2011 10:07
2. vale
(
03/03/2011 12:27)
mba misy toa ahy ve ianareo?! inona ny tokony atao mba ho fanafodin'ny fanadinoana, nandramako ny hira, izay sakaizako faharoa, fa tsy nety, fa resy tanteraka ny saiko sy ny foko, hihihihihihi..
3. mirananirina
(
03/03/2011 18:12)
Mitovy mihitsy isika 2 ry vale.rehefa tia dia tia ary tena sarotra mihitsy ny manadino io olona io.ary rehefa 1 dia 1.tsy tia mampirafy.asa t@ 1994 tany ho any aho nitia olona tsy aninona tsy aninona.misotro toaka.mifoka rongony.mpiady lava sns.....niaraka taminy nandritra ny 3 taona anefa aho na dia nampirafy be sns azy izy...fa betsaka anefa ny chanceko tokony hanambady t@ zay .ary olona ambony daholo fa eh.niafy teo ihany.fa ny farany de ninia niaraka t@ olona izay aho izay efa nanadala ahy efa ela......fa inona tokoa.adinoko tanteraka izy.za anefa olona mitomany aminy mihitsy rehefa tratrako mampirafy izy.fa asa amiko izay no fanadinoina haingana indrindra.ny mamindra fitiavana @ hafa
4. vale
(
03/03/2011 19:14)
miramirana> hummm, tantara koa zany ny andry izany, ; manahirana mints ilay fitiavana, tena nanao ohatr'izay lazaindry izay za, mamaly izay ol mila resaka amiko, fa e!e!e, miezaka mamindra lé fitiavana, fa e!e!,, ny al matory dia iny fa mnofy azy foana, de maraina dia lasa indray ra eritreritra, mdr,,, efa tena ataoko dol zay hanadinoana ny fisiany fa e!e!e!; raha atao oe indray avec le temps j'y arriverais, dia mbola e!e! ihan, impiry niaraka aman'ol za fa mbola malahelo anaz eny ihany, bouhhhh!!!! lol
5. soanja
(
04/03/2011 20:43)
vale:
mba misy toa ahy ve ianareo?! inona ny tokony atao mba ho fanafodin'ny fanadinoana, nandramako ny hira, izay sakaizako faharoa, fa tsy nety, fa resy tanteraka ny saiko sy ny foko, hihihihihihi..
Ny fahitako azy Vale dia ny fanadinoana dia voakajin'ny fotoana. Ny fotoana no manasitrana, ny fotoana no dokotera. Ny sisa azontsika olombelona tia mijaly atao dia manao zavatra isan-karazany hamadibadihana izay zavamisy mahazatra eo dia indro tonga tokoa ilay fotoana ary gaga ianao fa lasa aloka ny fisiany.
Zavatra iray nanadinoako olona iray izay ataoko hoe nahalasa adala ahy dia niova tanana tanteraka ary niova fomba fiainana. Niotrika toa samoina aho ary nony nifoha nanan'elatra dia lolo hafaloko tanteraka. hihihi
Tsara ny mitia na mijaly aza e!
6. vale
(
04/03/2011 20:51)
'Saotra Soanja mamelom-panantenana, asa dia ny fotoana tokoa angaha no fanafodiny, fa na iza na iza toa ohatry ny tsy nety nanadinoana azy, tantara mitohy... hi hi hi
8. Dan23
(
05/03/2011 09:37)
Otran vo nataoko tasty ambadika tatsy ty phrase 1 ty a"AIME CELUI QUI T'AIME MAIS PAS CELUI QUE TU AIME L'AMOUR"
Mampijaly tena tsika ra isisika amina olona iray izay tsy tia akory nefa misy tena tia ao fa isika no tsy mahatsikaritra
Mampijaly tena tsika ra isisika amina olona iray izay tsy tia akory nefa misy tena tia ao fa isika no tsy mahatsikaritra
9. vale
(
06/03/2011 12:16)
Dan23> tsy azoko lotra ilay phrase-fa , fa angah moa misy resaka oe misisika fa fitiavana niarahana lé izy, ka niantomboka tam amitié alou, fa ny olana ne dia lasa niova lé fitiavana dé lasa sarotra ny manadino az, na dia efa miezaka manadino aza..satria efa nisy le amitié, ka izay koa angamba ny mahasarotra azy satria: sady very "namana" ilay izy, fa raha fitiavana normal (banal) met tsy lasa ohatran'izay le fandean'ilay tantara, donc, je perds notre amité autant que je perds notre amour, d zay no tena mahasarotra le izy...
10. Dan23
(
07/03/2011 13:30)
Vale>ra azok tsara zan mety oe mpinamana B lo nareo vao nifankatia eee???ra ny fijeriko az izany mitovy amin'ilay namako iray zay io resaka io.Nanomboka 1ère année tao ampenarana zareo no nanomboka nifankahita de lasa "Meilleur ami"mo zan no filaza az,reefa nivadika ny taona dia samy raiki-pitia daôly iz roa ka dia niaraka ho azy na dia samy nanana ny azy avy aza nefa refa tonga ny grand vaccance d otran nisarak tsy ai oe aôn zan nef mbol ao anaty ao le fitiavana.niditra 3èm anné,mbol nifankahita d niaraka ndray ary farany samy very dôly ireo tompo-toerana fa iz roa sisa de mbol gaga indray fa nony tonga ny grand vac dia nisaraka ndray.hatramintsika miteny zao dia samy miasa iz roa kanefa le grand amitié ao amniz roa mbol tsara toerana foana,isankerinandro miarak mankany am resto dia tsis manis resaka tson le fitiavana nefa dia tsapa fa mbol ten samy tia izy ireo.
Ny tiana ambara moa zan eto dia ny oe"LE GRAND AMOUR DE L'AMITIE NE MEURT JAMAIS"
Rah misy ny zvtr niserana mbol manankery ilay amitié dia io no atahorana ho very
Ny tiana ambara moa zan eto dia ny oe"LE GRAND AMOUR DE L'AMITIE NE MEURT JAMAIS"
Rah misy ny zvtr niserana mbol manankery ilay amitié dia io no atahorana ho very
11. vale
(
08/03/2011 15:48)
Dan23> lol, c'est un peu comme ça, lollllll! ;fa ny tena manimba ny saiko a, zay lasa tsis relation tsony, tena simbain'ilé fitiavana le amitié , malahelo be za!!!!!!!! (merci hatrany mamaly an ;-) )
12. mirananirina
(
08/03/2011 16:57)
vale:o ry vale.izy koa anie mety malahelo mafy anao eh.fa ny azy afenininy zany hoe ilay be hambo po ireny.za tena sur.fa izao.izany vale zany no ambony indrindra @ carte beloty io hihihi ka mahaiza mamadibadika sy milalao ny carte dia foana hatreo ny alahelo.1ry io aza atao mahagaga fa mahazo ny olona tena tia .mijaly sns....
Dan23> lol, c'est un peu comme ça, lollllll! ;fa ny tena manimba ny saiko a, zay lasa tsis relation tsony, tena simbain'ilé fitiavana le amitié , malahelo be za!!!!!!!! (merci hatrany mamaly an ;-) )
13. vale
(
08/03/2011 20:55)
mirana< j'ai mallllllllllllllll, tsy fantatro akia na habompo na in, manao ankamantatra fotsiny zany zah, mdr; de oe izy mety malahelo ana ve? ra malahelo ve ankia izy tsy mba efa nifampiresaka zay?! ...tena mahasosotra be fa izy ne zao mety mahita ny redirediko dia tena ridicule be ny fahitako ny tenako mais bon, s'il veut plus de moi, et ben...., tant pis, fa ny tena blem dia le oe tapaka dol le relation efa nisy teo aminay, mais quel gros connnnnnnn!!!!! hihi.... :-(
14. mirananirina
(
09/03/2011 11:58)
Io dia zvt mahagaga ahy mihitsy @ ol sasany.maninona anefa rehefa misaraka na tsy mifanaraka ohatra hoe mikoty dia tsy mahazaka raha mijanona ho mpinamana fa tsy mirafy.miady.Ny ahy ny ex ko miresaka amiko daholo.tsy midika akory hoe misy inona fa mijanona ho mpinamana tsotra zao.ary mbola tsy nisy na 1 aza hoe niverina niaraka tamiko.nefa de ady sy tsy fifanarahana no nisarahana.Manaova premier pas hoe jerena izay ataony.ilazao fa mijanona mpinama nareo ka afaka miresaka tsara
15. vale
(
09/03/2011 14:19)
tena mba gaga koa akia za ry miramirana a, satria tena zavatra ts nahazàtra anah hatramzay koa le izy, ny ex-ko talou retraretra ny ahy mifampiresaka amiko dol, na ny nialàko na ny niala tamiko za tsy manisy rancune konkoa fa de rehefa tsy anjara zany de izay koh! sady lasa confidents aza ny sasany, mdr; anefa nisy dol ny tsy fifanarahana nahatonga ny fisarahana, mais là!... je suis confuse, o_O
16. vale
(
09/03/2011 14:30)
Manaova premier pas hoe jerena izay ataony.ilazao fa mijanona mpinama nareo ka afaka miresaka tsara
----------------------------------------------------
na za ary akia tsy manana courage hiteny aminy intsony satria efa nametram-panontaniana bedebe za ts misy valiny dol, de in no azo ifampitenenana amin'izany ol zany , je me sens vulgaire et ridicule, *_*
mety andramako ihany io voalazan-dry io satria sur za fa mety tsy safidiny koa le oe amitié-nay tapaka fa mety ts te hiresaka fitiavana amiko intsony izy, eny e, tsy hoe mety andramako fa tena andramako, fa zao za tena tezitra , mila tsy hifampiteny aminy tsony mints , mais endrasako hisinda ny fahatezerako,... pff!
le minimum de respect mba manome valiny ny fanontanina apetraki'lay oul mais rien de tout ça, je suis dégoutée!, aleo alou hisinda kely ankia a, merci pour le conseil e, za efa tena vonona oe tsy hiteny tsony koa sady malahelo le situation ian oe tapaka, mais bon!!!!!!!!!!!!

17. AndriambyII
(
15/03/2011 20:35)
Il y a eu des relations morbides en l' air iciii !!!! vite , appellons cupidon !! ouuuuouuuoouuuuu!! il vient !!!
18. vale
(
16/03/2011 00:32)
cupidon fait le dur d'oreilles, de toutes manières, cupidon azo afindrafindra..hi hi hi..
19. vale
(
27/05/2011 11:41)
slt dol! tena tsy misy vaovao intsony ny aminay e, resaka amitié io resahako io, izy matoa nanao izay dia efa namindra le fitiavana, za koa d'ailleurs efa tojo olonkafa, hummmm!
20. Dan23
(
27/05/2011 13:38)
vale:
slt dol! tena tsy misy vaovao intsony ny aminay e, resaka amitié io resahako io, izy matoa nanao izay dia efa namindra le fitiavana, za koa d'ailleurs efa tojo olonkafa, hummmm!
zannn aaaa,d aôn zan ref mfanen tampk en andalan en d ifapiavnavn v?