rivodoza gäel

1. MANAKASINA ( 06/02/2009 07:54)
hiakatra antanety rahapitso maraina ilay rivodoza gäel, ka mety ha ndrava ny hetsika eo @ 13 mai, dia hita sahady izao fa na ny tontolo iainana aza efa manda any tgv, aza hitako
novalian'i nyavo2000 ny 06/02/2009 12:30
2. BOYSGOSS ( 06/02/2009 08:18)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Miampy ny fianakam's-ny izay efa mananatra azy @'ny toetrany
3. Noue ( 06/02/2009 08:28)
tena en plein dans le mille kle'tieeeeeee

[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i564640_reunionsat.jpg[/IMG]
4. xxx ( 06/02/2009 08:46)
HATRAMIN'NY RIVO-DOZA AZA EFA MILAZA @ RA8 MBA HIALA FA I LERY KOA NO MBOLA MIDONGY TOERANA EO!!!!! MBA TIA TENA IZANY RA BANDY!!!!!!
5. nyavo2000 ( 06/02/2009 09:02)
Ho an'ny TGV leitsy izany a!

6. xxx ( 06/02/2009 09:04)
Ho an'i Ra8 letsy io fa i lery no zokiny a!!!
7. lupe ( 06/02/2009 09:05)
raha miala Ra8 dia iza no asolon dra xxx azy?
TGV ve? dia maika zava-doza no hahazo antsika!

Ny marina dia zao: matoa tonga zao zvtra zao dia isika Malagasy mihintsy no tian'Atra handini-tena, tokony hibebaka ny Malagasy,

Tsy Ra8, na i TGV no hamonjy antsika, fa aleo Jesosy no ametrahana ny finoana tanteraka,
Mahalala hevitra Izy!
fa voaozona izay olona mahatoky olona!
8. xxx ( 06/02/2009 09:12)
raha miala Ra8 dia iza no asolon dra xxx azy?
TGV ve? dia maika zava-doza no hahazo antsika!

aleo Jesosy no ametrahana ny finoana tanteraka


Tsy misy choix firy mihintsy ny ao anaty ny sainao izany. Ny mitovy aminao no mahavery ny Gasy maro.
DEBA-RA8-TGV - JESOSY aaoka letsy
9. ifiona ( 06/02/2009 09:31)
[quote=Noue]
tena en plein dans le mille kle'tieeeeeee

Iza zao no ho entin'ny rivotra eo @ izy roa lahy? 8O
10. Noue ( 06/02/2009 09:34)
araky ny hevitr'i ifiona ????
11. ifiona ( 06/02/2009 09:41)
Noue: hihihihi izay mitonatonana mivoaka ny tranony amin'io andro io ihany no ho lasan'ny rivotra ko! iza ary ôôôô :lol: hehehe
12. Noue ( 06/02/2009 09:51)
ié !! zay aloha dia marina eee ! tsy aleo ihany ve mibonika bodofotsy ao an-trano kle'tieeeeeee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. tsiafoi1 ( 06/02/2009 10:17)
Raha mbola misy fanahy iray mitodika ka mangataka araka ny sitrapon'Andriamanitra de hiaino izy ka hamaly vavaka, ary haneho ny Heriny Tsitoha izay tsy voafetran'ny sain'Olombelona.......

Tsy toetran'Andriamanitra ny MIKOMY, fa toetran'i Losifera sy ireo 1/3 des anges tany an-danitra..... Koa esory ao am-po sy ao an-tsaina izany toetra ratsy izany..... Aleo hanaraka ny ara-dalana ihany isika de miandry fifidianana, ary any no mampiseho ny safidy am-pilaminana....
14. tokanah ( 06/02/2009 11:27)
FA NAREO ANGA NO ANDRIAMANITRA NO MAHALALA NY AMPITSO.FA INONA NA INONA DIA TSY MAINTSY MIALA RA8 TSY RAHAMPITSO IHANY NY ANDRO HO AN4NY MARINA. KA AVY KA MIARA MAHITA EO E!
15. xxx ( 06/02/2009 11:28)
io ndray njy an :-D :-D :-D :-D :-D
iza anefa nikomy taloha e, tsy Ra8 ve?
sa ny ririnin-dasa tsy tsaroana ry tsiafoy e? mba mifohaza @ sa itony koa efa tratran'ny fandemen'dRa8 e, :^)
16. nyavo2000 ( 06/02/2009 12:30)
mankala TSIAFO1 an! ireo mantsy demony lahy ka tsy azo anarina sy omena soaratra masina....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443