ady an-trano sisa e
1. MANAKASINA
(
23/11/2008 08:37)
fa ity malagasy ity kely dia tonga @ tanjona araky izay ilain-dry zalahy azy
- mahantra tsara ( tsy misy sakafo 95%)
- tsy misy trano (lasany sinoa sy karana)
- mpiasa malagasy kely karama ( adevo moderna any @ zone france)
-tsy misy tany fa lasany mpanambola ( akorondranano atsinana, duige
-tsisy akanjo anaovana fety fa tsisy fifidianana mandritra ny 4 taona( tiserta ra8)
-mbola betsaka ny tsy voalza fa ny andrasako sisa dia ny ady an-trano amin'izay tanteraka ily voasaoratra e " mino fotsiny ihany"

novalian'i MANAKASINA ny 25/12/2008 14:24
2. kidoropamba
(
23/11/2008 11:26)
Indrindra fa ireto mersenera, (société militaire privée) ireto no miaro an'ireo vahiny ireo ka tena tsy misy dikany raha ireto miaramila gasy eo anatrehany e.
Bandy vonona hamono ny malagasy ireto ,miaramila vahiny ireto ka tsy hihambahamba raha hitifitra izany. jereo kaongo, tchad, centre afrique, ethiopie, somalia.....F'angaha mandraharaha an'izany ireto firenena matanjaka?????? avelao maty eo nareo ho izy fa ny harena dia ho anay.
Siora Ravalomanana ô. Ampidiro ihany ny BIBY ao antrano satria efa manana raopilanina handosirana ianao. 8O 8O 8O 8O

3. penguin
(
24/11/2008 15:02)
Tongava dia mba omeo karama avo ny vahaoka Malagasy ary e. Sao nareo no tena manakarama varimasaka hatrizay. Mba lazao kely hoe ohatrinona no karama omenareo ny solafanareo ao antranonareo io fa toa tsy ampy SMIG akory.
4. bazylou
(
24/11/2008 22:31)
aza be fialonana ry penguin tsy ampy trondro a;; rehefa tsy mahaloa ny saosiny ianao dia mipitsika no mety e
:-D
:-D
5. nikah
(
25/11/2008 16:36)
Sao dia tokony any @ pecher froid ary no hohatavezin'i penguin fa tsy TIKO??? :-D :-D :-D Somary mandehana kely any Diego refa tsy ampy trondro! : :lol: :lol:
6. penguin
(
28/11/2008 13:07)
Tena efa mihinana akoatra ny trondro é ary tsy voky akory fa afaka mivelona fotsiny aloha fa ireo vokibe an-dafy variana nikakah no loza fa mipoapoaka. Mba nampanana Malagasy firy ianao ary mba lazao hoe ? Ny olona miasa no miteny fa tsy ny mpaka ranony.
7. letavo
(
15/12/2008 12:00)
Ity anie tsy maintsy hoany ka tsy aleo mifandamina @ latabatra boribory fa rehefa mipoaka eo tsisy olona afaka hiteny intsony mandritran'ny fanalana fo ary efa maro ny raha robaka zay vao mety hiresaka ka noho izany aleo atao aloha ny rafitra mazava fa tsy io politika fitaka isan'andro io sady io tsy maintsy misy fiafarany zalahy, ary raha fintinina ny vokatra fandalovan'i Ravalo mety sarotra ny hiaro azy eo anatrehan'ny atezeram-bahoaka antsisiny indrindrandridra!
8. MANAKASINA
(
25/12/2008 14:24)
ahona indray ity taux de directeur nampidinina 10% ity, mampiova inona eo @ fiaianan-dramalagasy anefa io e! Jereo fa nampidinina ny vidiny solika nefa tsy miova ihany ny fiainany vahoaka, raha ny solika no jerena dia zavatra ilana be sy ny maro eo @ fiainana an-davandro, Fa ahona raha mba ampidinina ny prix ny prodit tiko? MBOLA HO HITATSIKA ETO MADAGASIKARA NY VOHITRY NY ADALANA ra mitohy izao