OVIANA INDRAY NO HAKA AN'I AMBOHITSOROHITRA
1. MANAKASINA
(
15/02/2009 04:12)
raha ny fahafantarako dia mbola tsy azo ny lapan'ambohitsorohitra, izao ny cua koa votsotra, nefa ny ministera alaina, oviana ary no iveriana @ ireo toerana ireo ny mpitarika ny tgv, sa ijanona eny ambatobe ihany aloha , aza adino fa mbola , ho alaina i mahazoarivo, iavoloha; miangavy re aza asiana ra latsaka intsony e
novalian'i Papoose ny 16/02/2009 23:41
2. ralalaina
(
15/02/2009 09:32)
Tsy maintsy alaina ireo ry bainina na dia ho tifirina ilay RA8 MPAMONO OLONA INY ARY IZAHAY
3. zama91
(
15/02/2009 09:54)
olona 10.000 ve no mpanaraka an' tgv nefa mba firy aloha ny olona nametraka an'ra8 teo mandritra nt 5ans.iZANY NO DEMOKRASIA VENTESINA LAVA ENY @ 13MAI.EFA NATAO VILLE MORTE ,SY NY GREVE GENERAL ,TSY NISY MPANARAKA,EFA NATAO DAHOLO IZAO ALANENINA REHETRA IZAO MBOLA VITSY E,IZANY NO HO FILOHA BODONGERONA TE HITONDRA NY TANY SY NY FANJAKANA,DIA ASA FOTSINY RAHA IREO NO MAHAZO NY FITONDRANA
4. marozevo
(
15/02/2009 10:33)
Mazava kokoa angamba ity loha hevitra ity raha atao hoe : "Rahoviana indray no ho entina hovonoina eny Ambohitsorohitra ny vahoaka".
5. gabidemony
(
15/02/2009 11:34)
Diso fanoratra angamba i MANANKASINA nanao ny lohateniny io
fa tokony hoe : Rahoviana indray no hande hanao sorona ny ainy ,hamono
gasy kely loha moha taritina. :evil:
Fa i andry ve mba manaraka ireo olona ireo mande manfika etsy sy ero eh :?:
fa tokony hoe : Rahoviana indray no hande hanao sorona ny ainy ,hamono
gasy kely loha moha taritina. :evil:
Fa i andry ve mba manaraka ireo olona ireo mande manfika etsy sy ero eh :?:
6. yuka
(
15/02/2009 11:44)
aleo mintsy ranga ralalaina sy kidoropamba anao lohalarana @fakana an'Ambohitsorohitra amizay voatifitra any fa be wa wawa fotsiny eto aa!
saika adinoko de i Andrywui kou!
:D :-D :-D
saika adinoko de i Andrywui kou!
:D :-D :-D
7. xxx
(
15/02/2009 11:45)
gabidemony:
Diso fanoratra angamba i MANANKASINA nanao ny lohateniny io
fa tokony hoe : Rahoviana indray no hande hanao sorona ny ainy ,hamono
gasy kely loha moha taritina. :evil:
Fa i andry ve mba manaraka ireo olona ireo mande manfika etsy sy ero eh :?:
marina izany diso fanoratra izy ,ny marina dia hoe rahoviana ny polisy no haka an'i tgv any antranony,tsy maintsy ho maraina kosa aloha e
:-D :-D :-D :-D
8. gabidemony
(
15/02/2009 12:04)
Ra misaina i Andry de tsy tokony ny vahoaka no atao sorona manafika etsy sy
eroa,fa ataoko fa manana sponsore na hoe misy mpanosika izy ao afara ao,manam-bola.Inona no tsy ikaramany olona(tireure d'élite) ohatra hakana an'ny ravalo lazaina mpamono olona de faranana @ famonoana azy zany? ary mba firy moa no maty @reny nefa tsy mahazo voninahitra akory.
Midika anie izany fa anisany tsy miraharaha andragasy kely koa anie lery eh
na firy maty na firy maty fa ny fantany fotsiny ny hoe tsy maintsy tafiakatra eo @ seza io.
Ex:
Politique= jeux video
Mitondra firennena iray oh:Madagascar = Toerana hilalaovana azy
Mpitondra sy ny antoko panohitra = Mpilalao ilay jeux
Vahoaka miaina @'io firenena io = marionnette hapedina
Rq: Ny mpitondra sy ny mpanohitra(mpitarika) no mpilalao na resy amboninahitra na mandresy mahazo ny zavatra tadiaviny, fa ny vahoaka izay nampiedina kosa de misy ny maty ary misy ny mandresy nefa avy eo tsy hita akory hoe inona no tombony sy fiovana fa vao maika tò miova me mahantra

9. Noue
(
15/02/2009 12:39)
tsssssss ! raha mbola tsy tonga saina t@ ireny connerie nataony ireny io dia tsy ho tonga saina intsony eeee !!! mila hidina eny @ 18 fa tsss
10. ralalaina
(
15/02/2009 13:47)
aza mpme gabine a,ny hevitry ela aza maimbo ohatra ny anarana ihany,RA8 efa miala any no tohananareo mianakavy eto
RAVALO MIALA MIALA FA MPAMONO OLONA
RAVALO MIALA MIALA FA MPAMONO OLONA
11. tsinjo
(
15/02/2009 14:37)
mba fatatry iala ve lty ra RALALAINA fa dadany io 1er ministre anla nge lty no nampamono teny iavolaha 1991 ,nanome baiko e ,naninona izy zao nigadra ? ka tsy ny vahoaka njay ary no diso nanafika teny ? torak'izay kou i ndremanjato richard general ,nanome baiko nitifitra tetsy soanierana ? nigadra izy sa naninona ka izao refa ny miaramila presidence no nifitra de we mpamono olona ? :-D :-D :-D :-D nefa samy zone rouge zao iany ?
samy tsy nisy somation doly ireo :-D :-D :-D :-D
ka refa maty de maty e,reny atao we matimaty fona lty a
samy tsy nisy somation doly ireo :-D :-D :-D :-D
ka refa maty de maty e,reny atao we matimaty fona lty a
12. tovolahy007
(
15/02/2009 15:05)
Dia mba enga anie ka tena i RALALAINA mitsy no ho eo alohan'ny rehetra @ izay fakana toerana anisan'toerana voafritra ho mena, fa tsy hijanona fotsiny any andafy any na handrisika ny olona fotsiny de avy eo iny fa lasa mitsaitsaika miala mora mandeha mamonjy ny tranony toy ny nataon'i ANDRY VENDRANA. Ny tiko lazaina eto de ireo be vava ireo no tena mamporisika fotsiny fa tsy anisan'ny ny mba mandray anjara, ka ASAKASAK'IZAY TSY HISAINA ALOHAN'NY HANAOVANY ZAVATRA FA DE EO ENAO NO RAISINA. Iza mo ilay niteny hoe:"KOA ANDEHA ALAINTSIKA IZAO VE ZANY NY LAPANTSIKA RY VAHOAKA??" IZA IO OLONA IO? I RONDEFO, nefa MBA NARATRA VE IZY NA MATY TAMIN'INY FOTOANA INY, TAIZA IZY T@ ? Ilay olona ko mo nohon'ny tsy fieritreretana de iny fa manao toy ny alika notsipazana taolana. MAMPALAHELO NY POLITIKA GASY. ALEO HO FOHAZINA I ANDRIANAMPOINIMERINA HITONDRA AN'I MADAGASIKARA FA TSSS. MIERITRERETA TSARA ALOHA IZAY VAO MITSIKERA IO NOSARATAKA MOMBA AN'ANDRIANAMPOINIMERINA IO.
13. kidoropamba
(
15/02/2009 15:20)
MIFALIA IZAY NIFOFO NY AIN'NY MALAGASY. MIFALIA FA MATY NY GASY. FA TAPATAPAHANA KOSA NY LOHAN'IZAY NAHAVANONDOZA KA RAVALOMANANA IZANY. TSY TAITRA TSY MAIKA RABAINA.
NY RANTSANIFINDRAVALO NO HANDRAVAHANAY NY FASAN'NY GASY NIFOFOINY AINA T@ 07 FEBROARY INY.
NY RANTSANIFINDRAVALO NO HANDRAVAHANAY NY FASAN'NY GASY NIFOFOINY AINA T@ 07 FEBROARY INY.
14. heidi
(
15/02/2009 15:50)
kidoropamba:
MIFALIA IZAY NIFOFO NY AIN'NY MALAGASY. MIFALIA FA MATY NY GASY. FA TAPATAPAHANA KOSA NY LOHAN'IZAY NAHAVANONDOZA KA RAVALOMANANA IZANY. TSY TAITRA TSY MAIKA RABAINA.
NY RANTSANIFINDRAVALO NO HANDRAVAHANAY NY FASAN'NY GASY NIFOFOINY AINA T@ 07 FEBROARY INY.
ka inona no hiandrasana ary????
:-D
15. tsinjo
(
15/02/2009 15:51)
RAKIDOROA: na ny mpanohitra na ny mpitondra samy mpamono olona letsy zao fa loza ho an'izay niaviany loza
16. Papoose
(
15/02/2009 16:39)
Noue:
tsssssss ! raha mbola tsy tonga saina t@ ireny connerie nataony ireny io dia tsy ho tonga saina intsony eeee !!! mila hidina eny @ 18 fa tsss
araky ny hvtry noue??? taiza ho aiza no tena nanomboka nisian'ilay connerie ka nahatongavana @ zao etape zao ary?
18. gabidemony
(
15/02/2009 20:28)
RAVALOMANANA SY ANDRY SAMY TSY MENDRIKA NY HO FILOHA
POINT :!: :!: :!: :!: :!
POINT :!: :!: :!: :!: :!
19. Andribe
(
15/02/2009 22:35)
gabidemony:
RAVALOMANANA SY ANDRY SAMY TSY MENDRIKA NY HO FILOHA
POINT :!: :!: :!: :!: :!
MARINA IO ATAOKO MINISITRIN NY FIGIDRANA ELA REHEFA VOATSANGAA NY VOVERNEMASAKA
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. essera
(
16/02/2009 09:42)
Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E.
Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hidirana daholo ny zavatra rehetra. Mba manaja tena e !!!
1) FJKM (vice président de la FJKM).
2) TIKO (produit laitier).
3) TIKO FARM (tout ce qui a trait à l’élevage et ses dérivés : veaux, vaches, cochons, couvées en plus de la collecte de lait qui a conduit à la ruine des centaines de petits producteurs en milieu rural).
4) FEED MILL (tout ce qui a trait à l’alimentation des animaux de ferme, particulièrement les provendes à base de maïs et manioc).
5) MAGRO (Magasin de gros).
6) ALMA (Asa Lalana Malagasy qui rafle tous les marchés juteux sans appel d’offres comme la réfection et routier)
7) CCM (CCM pour Compagnie de construction malgasy (bureau d’études de génie civil, construction de routes (encore !), de barrages…).
MBS radio et TV (Média).
9) Radio Mada (Média).
10) Radio Fahazavana (Média). .
11) Imprimerie Blueprint. (Imprimerie).
12) Imprimerie MBS. (Imprimerie).
13) I-MADA (Publicité et impression).
14) TIKO AIR (Société aérienne).
15) TIKO OIL (Huilerie).
16) MANA (Minoterie)
17) Shoprite (Grande surface - actionnaire majoritaire)
1 CARLTON - ex HILTON
19) COLBERT (Grand hotel - actionnaire à hauteur de 40%)
19) URBAN GRAPHIC ou NYR IMAGE (acolyte)
20) Secteur EXPORTATION :
21) Secteur MINIER
22) Somacodis, Sinpa, Sice. (les noms seulement sont obsolètes)
23) TIKO AGRI (collecte de tout ce qui se fait en matière de… matières premières. Un champ très vaste…)
24) Presse : Le QUOTIDIEN et NY VAOVAONTSIKA
25) TIKO GROUP BTP (spécialisé dans la fabrication de produits pour BPT comme les agglomérés, les buses, la vitrerie, la peinture bref tout quoi !).
26) Abbatoir