madagascar 1 sy 2

1. MANAKASINA ( 09/02/2009 10:08)
andao amoronana madagasikara hafa i tgv de any izy no mitondra, sy izay tiana korotanina, izany hoe
ny madagascar 1 omena any r8, madagascar 2 omena any tgv dia amin'izay milamina ny gasy
répondu par ninimalala le 10/02/2009 04:13
2. marozevo ( 09/02/2009 10:12)
Dia hozaraina indray ve ny Firenena r'ise a ?
3. Picsou ( 09/02/2009 10:13)
Raha hamorona ary isika dia aiza? Zara aza i Madagasikara nosy, tsy miady sisin-tany toy ny any Israel, ka ho zaraina indray ve?
4. MANAKASINA ( 09/02/2009 10:17)
de ahona ary ny fika, za tena leo azy 2 lahy ireo
5. marozevo ( 09/02/2009 10:24)
Tsy fidiana fotsiny izy dia aleo samy miala any kooo.... Tandremo anefa miverina amin-dRatsiraka, na i Zafy. Madagasikara tsy azo zarazaraina izany.
6. bozyboleta ( 09/02/2009 10:40)
Efa eo @ 13 mai ny fanjakany ka hitady aiza ndray moa. Sady efa io amboariny eo io koa ny lapany ka maninona fotsiny raha asiany frontières io de ao izy sy ny mpomba azy no manjaka.
Mila pasipaoro koa raha mivoaka tao de mandalo douanes.
7. ninimalala ( 09/02/2009 10:46)
Maninona mitady lavitra fa ataovy eto @ serasera ny gasikara faha 3 fa eto no be tsikera indrindra
8. ni81 ( 09/02/2009 10:52)
Maninona mitady lavitra fa ataovy eto @ serasera ny gasikara faha 3 fa eto no be tsikera indrindra
angaha teto ihany no site hitanao be tsikera?
9. tsiafoi1 ( 09/02/2009 11:08)
Efa nataon'Andriamanitra ho Nosy i Madagasikara
10. xxx ( 09/02/2009 11:21)
makaleo koa ty resaka andriamanitr'i tsiafoi1 ty! misy forum resaka fivavahana dia any mandeha fa ato resaka politika! aza afangaro ny resaka politika sy fivavahana fa tsy miaraka reo!
11. tidegrow ( 09/02/2009 14:04)
xxx:

makaleo koa ty resaka andriamanitr'i tsiafoi1 ty! misy forum resaka fivavahana dia any mandeha fa ato resaka politika! aza afangaro ny resaka politika sy fivavahana fa tsy miaraka reo!



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
aza mapihome fa ba ajao ihany andriamanitra.
12. ninimalala ( 10/02/2009 04:13)
ni81: eto aloha no hitako hatramin'izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513