ra mandriaka foana ve
1. MANAKASINA
(
07/02/2009 16:24)
ry malagasy havana; mampalahelo; de tsy maintsy, ra mandriaka foana ve no isy eto@ firenenna; de ny vahoaka foana ve no atao sorona; diso daholo amiko izay tonatoka@ izao ra latsaka izao
novalian'i heidi ny 07/02/2009 22:45
2. xxx
(
07/02/2009 16:37)
ka io lé tsy fisainana sy tsy fakana lesona hatr@ izay indrindra ho an'ireo mpitarika, tsy vao zao no nisy ôtr'izao, zavatra tokony ho vitany resaka fifampidinihana fa ho entin'ilay saina kely sy mihevitra fa betsaka ny olona no manaraka azy d tsy rarahany raha maty eo daholo aza fa ny azy ny seza no tadiaviny, d avy eo mody mihombona alahelo @ reo maty sy naratra, d mifanilaka sy mifanome tsiny @ zay nahatonga ny faty olona!!!
Tantara efa fahita sy fandre foana! tsy haiko hoe maninona no tsy mety tonga saina!
Tantara efa fahita sy fandre foana! tsy haiko hoe maninona no tsy mety tonga saina!
4. Andribe
(
07/02/2009 16:49)
ka zay koa ny taloha no miverina mody omena mofogasy de mikapa rà mandriaka tssss :twisted: :evil: :evil:
5. xxx
(
07/02/2009 17:25)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img7.imageshack.us/img7/2162/photooriginal23669vo8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img205.imageshack.us/img205/8305/photo030245930623657lo4.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img205/photo030245930623657lo4.jpg/1/][IMG]http://img205.imageshack.us/img205/photo030245930623657lo4.jpg/1/w459.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img6.imageshack.us/img6/7808/photooriginal23670wq4.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img6/photooriginal23670wq4.jpg/1/][IMG]http://img6.imageshack.us/img6/photooriginal23670wq4.jpg/1/w512.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img205.imageshack.us/img205/5584/photooriginal23671he9.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img205/photooriginal23671he9.jpg/1/][IMG]http://img205.imageshack.us/img205/photooriginal23671he9.jpg/1/w512.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img205.imageshack.us/img205/5061/photooriginal23672cd7.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img205/photooriginal23672cd7.jpg/1/][IMG]http://img205.imageshack.us/img205/photooriginal23672cd7.jpg/1/w512.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img205.imageshack.us/img205/3492/photooriginal23674kc4.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img205/photooriginal23674kc4.jpg/1/][IMG]http://img205.imageshack.us/img205/photooriginal23674kc4.jpg/1/w512.png[/IMG][/URL]
ny mpanohana an'i tgv nanao fihetsehana no voatifitry ny police

6. Andribe
(
07/02/2009 18:06)
te hanao amiony eo ko naninoa zao raha tany ambovo nihaino radio :evil: :evil: :evil: :evil:
7. Noue
(
07/02/2009 18:49)
ka io lé tsy fisainana sy tsy fakana lesona hatr@ izay indrindra ho an'ireo mpitarika, tsy vao zao no nisy ôtr'izao, zavatra tokony ho vitany resaka fifampidinihana fa ho entin'ilay saina kely sy mihevitra fa betsaka ny olona no manaraka azy d tsy rarahany raha maty eo daholo aza fa ny azy ny seza no tadiaviny, d avy eo mody mihombona alahelo @ reo maty sy naratra, d mifanilaka sy mifanome tsiny @ zay nahatonga ny faty olona!!!ny ahy ny tena mampalahelo ahy dia NALEFA , NASAINA TONGA TANY IREO VONDRON'OLONA HANDIKA AN'IO ZONE ROUGE IO NEFA NY MPITARIKA TSY SAHY AKORY NIARAKA TAMIN'IREO OLONA NALEFANY TANY SATRIA FANTANY TSARA NY ZAVATRA HISEHO AVIEO !!!!!
Tantara efa fahita sy fandre foana! tsy haiko hoe maninona no tsy mety tonga saina!
8. ni81
(
07/02/2009 18:52)
ny ahy ny tena mampalahelo ahy dia NALEFA , NASAINA TONGA TANY IREO VONDRON'OLONA HANDIKA AN'IO ZONE ROUGE IO NEFA NY MPITARIKA TSY SAHY AKORY NIARAKA TAMIN'IREO OLONA NALEFANY TANY SATRIA FANTANY TSARA NY ZAVATRA HISEHO AVIEO !!!!!KA FILM EFA NANDEHA ANGE IO E. NY MAFY LOHA NO MITONANTONANA ENY HATRANY.
9. kelly13
(
07/02/2009 18:54)
sanatria v d oe moutons reto oul reto ka d manaraka anjambany fotsiny tsy midinika kely alou? sshhh, mampalahelo sady mahasosotra
10. ni81
(
07/02/2009 19:00)
sanatria v d oe moutons reto oul reto ka d manaraka anjambany fotsiny tsy midinika kely alou? sshhh, mampalahelo sady mahasosotrazany mihitsy e! raha hoe norahonana t@ basy fa tsy maintsy mandeha dia ekena, saingy manana safidy ny tsy hipoitra eny akory ange e!
:(
11. Noue
(
07/02/2009 19:28)
ny voalaza anie dia oe tsy manifestants hono no tany fa ny pilleurs eee !
12. ni81
(
07/02/2009 19:36)
ny voalaza anie dia oe tsy manifestants hono no tany fa ny pilleurs eee !mifangaro ao daholo ny akoho sy ny vorona e! F'angaha moa misy marika eo @ handrina hoe ireto ny mpandroba dia ireto ny mpomba an'i ra8 na tgv?
13. Andribe
(
07/02/2009 20:29)
FILM EFA NANDEHA OOOOOOOOOOOOO TOKONY AVERINA ALEFA TELE KELY NY NATAON I DEBA TENY IAVOLOHA HO AN IREO IZAY TSY NAHITA NA NAHAZO TAPIMASO :^) :^) :^) :^) :evil:
14. xxx
(
07/02/2009 21:22)
loooozzza!!!! fa dia hiatrika ny feon'ny ran'ireo izay novonoina ireo koa aloha ny rangory fototry ny afo namono azy eee! ny fahefana sy ny harena seza sy vola ho azo ihany raha ho azo fa ny fanahiny sy ny mahaolona azy amizao mba very aiza sy aiza?? na hibebaka toy inona aza angamba asa anefa...
15. Zazala
(
07/02/2009 22:30)
Mampalahelo be le iz, Raha izao no nomena basy hitifitra d napôkako ambony nenahako, mety ho tena vorona no ho azoko fa tsy ireo ain'olona ireo. Tsy Gasy io nitifitra io ka. Na d pilleur ireo : just olo noana fotsiny e! ka inona no ho anina ao @ lapampanjakanao ao? tsy mpandroba kosa ireo é! fa olona lina fiovana, lina demôkrasia, Vonona hiala ny fanagejana.
16. heidi
(
07/02/2009 22:41)
10. Mpandefa : Noue [ Valio ] 07-02-2009 20:28:47
Lohateny : Re : ra mandriaka foana ve
ny voalaza anie dia oe tsy manifestants hono no tany fa ny pilleurs eee !
MANIFESTANTS NO FAHALALAKO AZY TAM VAVAO ANGAZETY TETSY SY TEROA
17. heidi
(
07/02/2009 22:45)
Zazala:
Mampalahelo be le iz, Raha izao no nomena basy hitifitra d napôkako ambony nenahako, mety ho tena vorona no ho azoko fa tsy ireo ain'olona ireo. Tsy Gasy io nitifitra io ka. Na d pilleur ireo : just olo noana fotsiny e! ka inona no ho anina ao @ lapampanjakanao ao? tsy mpandroba kosa ireo é! fa olona lina fiovana, lina demôkrasia, Vonona hiala ny fanagejana.
KA TSY ILAY OLONA MIBAIKO AZY VE AMZAO NO MPANGEJA AZY IREO aloha voalohany indrindra dia ny mpibaiko azy i tgv ihany .....