PAZZAPA iza ny iray hiala
1. Simpona
(
07/09/2006 08:41)
Iray sisa no miala am villa pazzapa fa ny ambiny manao album. Ho afaka ihany ve i Justin sa tsia. efa in-6 nominé zay.
Tairo ny fanetanana izay fidinareo ...
Tairo ny fanetanana izay fidinareo ...
novalian'i mimich ny 18/09/2006 08:10
2. vahatra22
(
07/09/2006 09:03)
za lo mino fa tsy miala izany i Justin e!ny any antalaha tsy maintsy hanavotra azy hatr@ farany! ny a lo i Rojovola no tiko e! mampalahelo a izy ra mihintsana eo! d manentana antsika rehetra hifidy azy e!:D:lol::wink:
3. yumi
(
07/09/2006 10:02)
za alo de tsy tia an'i justin olona ratsy toetra iny de bola misy mifidy iany,za manokana alo de iny mitsy no tokony miala nefa hatramin'izay tafa fona izy asa ny @ty raha anao ahona,aiza na misy an'izany oe arina any @poubelle ny sakafo tsy medrika ny atao artiste zany amiko asa raha mitovy hvtr amiko ianareo
4. Simpona
(
07/09/2006 10:39)
Ny ahy koa zao dia i rojovola no tiako.
Efa ela mihitsy iny tokony niala noho ny toetrany saingy manana mpifidy matanjaka manohana azy avy ao riana
za manokana alo de iny mitsy no tokony miala nefa hatramin'izay tafa fona izy asa ny @ty raha anao ahona,aiza na misy an'izany oe arina any @poubelle ny sakafo tsy medrika ny atao artiste zany amiko asa raha mitovy hvtr amiko ianareo
Efa ela mihitsy iny tokony niala noho ny toetrany saingy manana mpifidy matanjaka manohana azy avy ao riana
5. Simpona
(
07/09/2006 10:41)
Asa na mety ny fifidianan am SMS am siten'ny madacom.
Nde tkouandramana
Nde tkouandramana
6. bozycate
(
07/09/2006 11:40)
za koa tsy tia ùaizina an'iny justin iny. na ny mijery azy aza mahasosotra ahy mihitsy. hatramin'izay aho tsy mba mifidy izany fa ohatrany mandany volabe fa amin'ity izaho hifidy an'i rojovola foana fa iny ny ahy no mba mahafinaritra ahy. sady mahasosotra ana ny toetrany no mahasosotra ana ko ny mijery azy ohatran'ny pelapelaka izay rehefa mitsiky. tsy hoe inona akory fa mba tena marina kosa, nareo ve tsy nanamarika an'izany?
7. Rainilezo
(
07/09/2006 11:42)
Aza gaga nareo, fa raha zao no mitohy dia i Justin no voalohany @ty. I lery tena manana mpakafy (fan) matanjaka be mihitsy.
8. tax00
(
07/09/2006 11:58)
i ROJOVOLA rangà mampalahelo raha miala fa tohano izy mba ho olon-malaza e! Zay ok!
9. rasoul
(
07/09/2006 12:00)
aleo @zay mba miala le bandy iny fa efa ampy azy ny grady amiral @ nominé.
aleo mba ny sipa no tafajanona @ty e!
10. bozycate
(
07/09/2006 12:02)
ka ratsy ange izany satria refaveo izy tsy halaza akory indray ohatran'ireo olona efa voalohany teo hatramin'izay e!:?:x
tsy aleo ve atao matotra amin'izay ity zavatra ity e!:wink:
mba olona tena manana potentiel no entina eo.:)
izany akory tsy midika hoe tsy manana potentiel mihitsy izy. non. raha tsy nanana potentiel izy tsy tafiditra tao amin'ny villa akory. :!:
fa ao amin'ny villa ao izao be dia be no manana tsara lavitra noho ny azy. :P na ireo efa voatsoka aza mbola misy manana potentiel be lavitra noho izy fa izany hoe ny sosy ny tsy ampy.:roll:

12. Fiffi
(
07/09/2006 12:21)
de mba lazao eto rehefa vita ny vote fa tena tsy maharaka mihintsy ny aty eh! :o
13. mimich
(
07/09/2006 14:03)
tena lasa oh ilay maha fitadiavam-bola ilay fandaharana sisa no mitranga tamin'ity indray mitoraka ity satria miha mitombo hatrany ny iasn'ny mpifidy mba hanohanan ny ankizy tiana hijanona , oh ny cas n'i justin aloha dia hita hoe efa tena tafahoatra ny mety ee, tokony mba hisy norme koa ilay izy we raha mihoatra ny in-2 na in-3 no nominé de eliminé d'office fa tsy we zay manana mpanohana be vola foana no tafakatra .
Ny amin'ity aloha dia efa tsy poss intsony ny ahafahana mametraka iny fepetra iny fa ny hany azo atao angamba hoy aho de tokony tazomina ho equipe pazzapa avokoa izy sivy , na izy 11 mihitsy aza( miampy an'i larissa sy fanie io) satria raha ilay justin sy ny volan'ny mpanohana azy dia tsy hita izay hatao.Ary raha mbola ny voten'ny pub no hifidianana izay voalohany dia mety mbola ho lasany io. Tsy sanatria hoe fanakianana be fotsiny azy ee, marina fa hita ny fivoaranay , ary tena nahavita ezaka izy , fa mihoatra amin'ny sasany aloha dia hita ihany we latsaka kokoa ny azy noho ny an'ny hafa ee.
Sady hafatra ampitaina ihany ny ahy io raha misy mpiasan'ny RTA mandalo eto amin'ity forum ity.

14. rasoul
(
07/09/2006 14:36)
zany mintsy ry mimich a ,lasa tena bizna be ho an'ny rta le izy fa tsy hoatran'ny h@zay. sady misy tsindrio fa lavo an!!
15. robot
(
07/09/2006 15:09)
slt dol nareo an
indrindra isika mpakafy ny pazzapa eh
za ndray tsy de be zvtr ho lazaina fa le izy araka ny fandinihanay azy
de misy zvtr tsy mandrary ao @ rta ao eh
fa manin i justin refa nominer to pzp 1 fona eh
satria raha ao @ pzp 3 na 4 de miala
za lol tsy mahay ny fandehanio fa tsy mamely le izy eh
fa manin refa vita ny fifidianana @sms vao alefa reny zvtr tsy mety ataon'i lery reny
comble be le izy eh
zay ry reto fa nena klon i rojovola no mampalahelo eh , tsy fialonako an'i justin mintsy le izy fa ny ao @ rta ao araka ny efa voalazako etsy ambony no tsy mamely
jereo ny nahazo andry larissa reny ka
zay fa mazotoa ry reto ah
tohano zay tokony ho tohanana @ izy reo eh

16. mimich
(
08/09/2006 06:56)
robot>ny maha pzp 1 an'i justin indray aloha dia par ordre alphabetique no hi classer-na an'iny ee
i fanie anie zao no pzp 1 tamin'ny farany teo satria F vao J ee.
Za koa nahatsikaritra an'iny we fanahiniana we efa tapitra ny vote vao naseho iny am zay ve tsy mi influencer- ny oll am vote , asa
ry zareo koa moa voalaza fa nisy nandrahona ka tsy haiko eee.
Za moa de efa ela no sorena tamin'io resaka Justin io. Mbola averiko indray , tsy izy no tsy tiana fa ilay zava-mitranga sy ilay izy misy fiantraikana any amin'ny hafa mana-talenta tsara kokoa noho izy no mampalahelo

17. pissoa
(
08/09/2006 07:41)
Misy sary azo jerena ve ... zah mba te hijery sary.
Tao amin'ny sobika no nisy fa toa efa ela be :(
Tao amin'ny sobika no nisy fa toa efa ela be :(
18. tendriko
(
08/09/2006 08:14)
momba an le hoe fa manin Justin pzp1 foana, ts foana ngamba de fahalalako az miankina @ le naoty ny maha pzp1 na faha2 sy ny manaraka, fa marina aloa le hoe tokony misy fetrany le iz e, refa imbetsaka nominé de miala fa ts voter na tsony.Rojovola mety koa saingy mbola tokony hianatra raha ts hoe nga doubler ny sady mianatra no mihira,fa ry zareo ao koa HONO efa misy mpanohana fa raha ratsy2 tohana de e,e,e,Justin HONO Dahma2 no manohana azy!
19. yumi
(
08/09/2006 09:52)
sltn daolo e,@zao zao de i rojovola no mitarika @isa fa asa dray ze fiovany otrny t@erinadro efa kely ny isany bola yzy dray no nijanina.d manin ko ny hira irainy no to hira efa ainy fona sady hira fiteny paritra fa tsy hira @fiteny gasy ofisialy str ve tsy mahay ny teny avy eto izy otrany hafa2 iany alo e
20. ditrakely
(
08/09/2006 11:42)
za indray aloha dia hifidy an'i justin h@ farany ary manohana azy @ farany fa izay tsy faly mahazo mitomany.Fa iza no sahy milaza fa tsy manana ny toetra ratsiny ireo ankizy ao @ pzp ireo fa manafinkilem