PAZZAPA iza ny iray hiala

21. ditrakely ( 08/09/2006 11:46)
aza faly manenjika sy manaratsy an'i Justin fa tohano fotsiny ny olona tianareo dia izay fa samy manana toetra ratsy daholo ireo ankizy rehatra ao ireo. Fa izy dia tsy maintsy lany no ady eo.
22. Simpona ( 08/09/2006 12:08)
okony mba hisy norme koa ilay izy we raha mihoatra ny in-2 na in-3 no nominé de eliminé d'office fa tsy we zay manana mpanohana be vola foana no tafakatra .

Tena miombo-kevitra am mimmich za amin'io

ditrakely> ny olana @ ny an'i justin anie de za mino fa olona vitsy no mifidy azy fa mifidy imbetsaka fotsiny, hafa ny an'ny sasany hoe olona maro no tena tia azy. Mety io eto amin'ny vote fa raha raisina hoe manao spectacle zany i Justin de olona vitsy ny hijery eo fa hividy billet bdb ve izy ??:-w:-w:-w
23. mimich ( 08/09/2006 14:17)
ditrakely:

aza faly manenjika sy manaratsy an'i Justin fa tohano fotsiny ny olona tianareo dia izay fa samy manana toetra ratsy daholo ireo ankizy rehatra ao ireo. Fa izy dia tsy maintsy lany no ady eo.



ditrakely> aza entina amin'ny ditra kely oh io fotsiny izy io fa mba ento amin'ny saina mandinika sy mieritreritra . tsy nisy niteny teo hoe tsy muisy manana kilemen ny hafa , fa hoe raha tsaraina amin'ny saina tsy miangatra , dia misy ny manan-talenta kokoa noho izy amin'ireny mihintsana ireny dia izay.
24. tsoupou ( 09/09/2006 06:32)
yumi:

za alo de tsy tia an'i justin olona ratsy toetra iny de bola misy mifidy iany,za manokana alo de iny mitsy no tokony miala nefa hatramin'izay tafa fona izy asa ny @ty raha anao ahona,aiza na misy an'izany oe arina any @poubelle ny sakafo tsy medrika ny atao artiste zany amiko asa raha mitovy hvtr amiko ianareo
Tsy aleon-toi ve izy manary sakafo fotsn toy izay mifoka rongony otran'ny artiste rehetra e ???
Sady zay nge lé oe caprice d'artistes e


25. tsoupou ( 09/09/2006 06:36)
bozycate:

za koa tsy tia ùaizina an'iny justin iny. na ny mijery azy aza mahasosotra ahy mihitsy. hatramin'izay aho tsy mba mifidy izany fa ohatrany mandany volabe fa amin'ity izaho hifidy an'i rojovola foana fa iny ny ahy no mba mahafinaritra ahy. sady mahasosotra ana ny toetrany no mahasosotra ana ko ny mijery azy ohatran'ny pelapelaka izay rehefa mitsiky. tsy hoe inona akory fa mba tena marina kosa, nareo ve tsy nanamarika an'izany?
Ô ry Bozy a, ne juges pas sa personne mais ce qu'il fait. Iz nge no ambianceur-n'ny pazzapa e, otran'ny Oméga tam taloha iany io.


26. tsoupou ( 09/09/2006 06:40)
Fiffi:

de mba lazao eto rehefa vita ny vote fa tena tsy maharaka mihintsy ny aty eh! :o

Tonga dé omeko an toi mialoha lé résultat androany hariva
Mijanona ao am villa :
1ère Rojovola
2ème Justin
Mody any an-tranony :
Onja


27. tsoupou ( 09/09/2006 06:45)
pissoa:

Misy sary azo jerena ve ... zah mba te hijery sary.
Tao amin'ny sobika no nisy fa toa efa ela be :(

Salut Pissoa,
Namaky tsara ny resaka reetra teo ngamba toi fa tsy tian'ny olona mitsy lé Justin e, lery tsy dé oe bogoss fa misy charme dé bedabe ny sipa tara aminy. Zay ko ngamba no tena blem ho an'ny sasany :D. Izy ko tsy dé mahay fa ambianceur.
Tsy hiala ao am villa izy fa farafaharatsiny ho ao anatin'ny Top 8.
Tsy intéressant tsony ao am villa ao raha vô tsy ao Justin :D


28. Fiffi ( 09/09/2006 06:52)
tsoupou: misaotra akia an! :D:-*
29. tax00 ( 09/09/2006 08:28)

andefaso hafatra eto refa vita ny vote ho anareo zay maharaka fa ny aty te hanaraka fa tsy afaka. Mahantra RTA ko ny aty ngeh. Asivo RTA aty Moramanga
30. Fiffi ( 09/09/2006 08:56)
tonga de alefa eto ny valiny rehefa vita ny voty de mba samy mahita daholo isika koh! :D
31. pissoa ( 09/09/2006 17:26)
tsoupou:
Salut Pissoa,
Namaky tsara ny resaka reetra teo ngamba toi fa tsy tian'ny olona mitsy lé Justin e, lery tsy dé oe bogoss fa misy charme dé bedabe ny sipa tara aminy. Zay ko ngamba no tena blem ho an'ny sasany :D. Izy ko tsy dé mahay fa ambianceur.
Tsy hiala ao am villa izy fa farafaharatsiny ho ao anatin'ny Top 8.
Tsy intéressant tsony ao am villa ao raha vô tsy ao Justin :D

Sali tsoupou
Ka zah hoa te hahita ny sarin'i justin fa ngo de mba hifidy anazy koa :-D:-D:-D

Melsiii de i Rojovola njay aza azavaina e :-*
32. pissoa ( 09/09/2006 17:31)
[quoet=Tsoupou]Tonga dé omeko an toi mialoha lé résultat androany hariva
Mijanona ao am villa :
1ère Rojovola
2ème Justin
Mody any an-tranony :
Onja
[/quote]
Ouji ... ngah mpaminany no hoe resulat androany hariva dia efa omena zao? :^):-D:-D:-D
33. Fiffi ( 09/09/2006 18:24)
:-D:-D
34. ravatorano ( 11/09/2006 11:07)
tsisy lasa zareo na d i Onja aza no tsy lany e
izao no vokatra
1 rojovola
2 justin
3 Onja
fa izao najanona ao amin ny villa daholo ry zareo izany hoe i onja zany bmola manao pzp ao amin ny villa fa tsy mandray anjara tsony fa efa nominée tsy fidiana intsony
Momba an i justin dia izao marina tenin i mimich hoe mandeha ordre alphabetik no hi classéna an ilay izy fa tsy hoe pzp 1 lery d tsy maintsy lany.
Aza hadino fa misy hatrany amin ny 130 millions any ny saran ny sms amin ireny voting ireny
ity koa aza hadino fa aminaraeo ireo v dia tena tsy mahay tokoa i justin raha miohatra amin ireny seho ataony ireny fa zao fotsiny ilay zavatra tsy nety nataony d nabaribary hitambahoaka satria :
a- rha marketing commercial d izao hitan ny rta fa rangitra ny pokona amin i justin d natao fanahy iniana ny namoahana an ireny mba hihamaro indray ny vote hidiran'ny sosy.Aoka tsy hadinoina fa ny mpifidy an i justin no tena mamelona an io pzp io
b- nihevitra zareo fa tsy ho lany i justin amin ny voting saingy ny miffanohitra an izany no niseho
Ary raha i justin zany no mibata ny amboara d aoana ary ? ? ? ? ?:-D:-D:-D:-D
nareo ange zareo harary fo eo eh io zé tian ny rta ihany io sady zao firy tamin ireo ankizy nivoaka tamin ny pzp ireo no manan carrière musical izao.
Ny ho singanikomoa dia i Aina sy Tosy irery ihany izay hitako matetika manao fampisehoana , mahatafavoaka album sy clip fa ny sasany zany an d zara nandalo villa;
Aiza zao ilay tafita tamin ny pzp3 iny ? ao Bira ao lery fa tsy mihevitra ny hihira na hanaa matihanina amin ny lamozika zany.
Amiko ireo ankizy maro b nandalo sy mbola handalo ao amin ny pzp ireo d manao fifaninana nihany hahazahoana volaohany amin io fa tsy hihevitra mihitsy hoe hanao matihahina amin io sehatra io ary aza adinoina fa mbola tsy tena mahavelona ny reska mozika eto amitsika tany andalampandrosoana ireny ka aleo ry zareo izy hanophy fianarana an !
d averiko farany aza marary fo fa mijereva prime d manaova voting zé revinareo d aza marrary amin izay charcuterie arian i justin any fa zay no revy mianga eo sady rah tian i rta tsy naseho anie iny d tsisy nahita e satria tsy en direct miitsy
mazotoa daholo e
35. mimich ( 11/09/2006 12:36)
tsouspou, ravatorano> Mbola averiko indray fa raha ho ahy manokana dia tsy misy hoe fankahalana na tsy fitiavana , fa fitsarana araka ny fitsipi-pitsarana no niaingako ka nitenenako hoe efa tsy rariny intsony fa misy ny manan-talenta kokoa noho izy nefa nihintsana( na fitsarana araka ny sarababem-bahoaka tsy manatalenta amin\'ny mozika fa sofina mihaino fotsiny ,na ny fitsaran\'ny mandalina manokana momba ny mozika).
Zoukki ravato>Ekena fa mety tsy manana eritreritra ny hanao mpihira matihanina ireo ankizy ireo rehefa tafavoaka ao , fa na izany aza , matoa niditra tamin\'ny fifaninana dia misy ihany fieritreretana ny hahazo izay toerana tsara indrindra tratra ao anatin\'ilay fifaninanana no tanjona ka miezaka manome ny tsara indrindra izay azo atolotra , nefa dia toa sosoa voatapo-drano ny herim-pon\'ny ankizy amin\'izany. Dia raha ianao io no mipetraka amin\'ny toeran\'ny iray amin\'ireo ankkizy ireo dia inona no mety ho ratram-po mipetraka ao aminao ao. Ambonin\'izay , ny ankizy ankizy ihany.
Fifaninana ny pazzapa ary marina fa hoe kilalao sy hoe resaka varotra no atao raha ho an\'ny RTA manokana , fa na izany aza dia araka ny hevitro dia efa azo itarafana sahady io fa toy izao avokoa ny endriky ny fifaninana misy eo amintsika( concours magistrature , enam, sns) , izay manambola no afaka , na izay tian\'ny mpikarakara. io aza kilalao dia azo lazaina hoe kilalao dia efa misy manao toy izao , ka maika moa fa ny tontolo mandrafitra ny ho avy toy ireny???? asa , am-bava homana am-po mieritretitra ( ary eo aho dia tonga saina tampoka fa hapetrako ho lohahevitra manokana rehefa avy eo ity resaka ity.)

Raha izaho manokan aloha dia mbola tsy nandray anjara tamin\'ny voting ee, satria fantatro tsara fa varotra no atao amin\'io (izay tontolo tsy dia manavao ahy loatra (sa tsy zany ravatorano hihih) ary tsy dia nandefa aretim-po be loatra tamin\'izy io fa na izany aza tsongoy fo tena tsongoy fon\'oll , mba manao ahoana kosa ny nataonareo raha ny zanakareo no mba nanam-paniriana nandray anjara amin\'ny kilalao miendrika fifaninana toy ireny ???? noraranareo , ve ??? raha eny , de efa zay izany , fa raha tsia , dia zakanareo ve ny nanaovana tsinotsinona ny talenta izay ananany nefa talenta no tsaraina fa tsy ny fananam-bola????? asa re ??? samy manana ny heviny ny tsirairay ka tsy ifanomezan-tsiny io
36. ravatorano ( 12/09/2006 05:32)
mimich< za manaiky an ilay fomba fitsarana miangatra izay miainga avy aty amin ny voting fa zao kosa iza no namapanao an io tsy ny tompon andraikitra v ?
ka na inn na inn d izao izay no eo ary averiko indray fa io zé revindry zareo ao ihany fa mba tsidiho anie ny tranokalany eh d ho gaga enao ao fa na zareo tompona nadraikitra ao aza tsy sahy mamaly anao akory hihihihih:roll::roll::roll:
za aloha tsy ho eo amin ny place dry zareo satria ravatorano fotsy feo sady tsy bogossy no tsy mahay manaraka mesure zany ary na sioka aza tsy hainy ka d sarotra amiko ny hipetraka eo amin ny toerany
raha ny zanako indray na te hifaninana aza izy defa fantany hatramin ny voalohany fa tsy hotafa izy ary raha te hihira izay tsy toy ireny no sehatra hidirany miitsy satria maro ny toerana hahafahana mianatra vokal sy mozika ary tsara lavitra noho izay ny olana hipetraka fotsiny d i dada ravatorano tsy afaka mi sponsss an izany ! :wink::wink::wink:
fa io wa tsy maintsy lasan i justin io raha mbola voting foana ary tsara koa izay mba hieritreretan ireo tompon andraikitry ny pzp ireo amin ny fomba fitsarana ny ankizy amin ny manaraka:idea::idea:
raha mbola misy io pzp io amin ny manaraka ka mbola ohatran izao foan ny procedure amin ny fitsarana ny mpifaninana d za sahy milaza ny marina fa izay nominé voalohany eo ka gidrain i tompon andraikitra no hahazo ny loka voalohany :oops::oops::evil::evil:
37. hps ( 12/09/2006 17:02)
Slt!an ,ny tena mampalahelo aloha de natao ny prime mba hifidianana ny handeha hody,tsy lany ntsony i Onja izay tokony hody,nefa notazonina ihany de lasa 9 ndray zany zao no mbola mijanona ao mampanontany hoe : tsy nety ve raha 10 ohatran'ny t@ heritaona ireny de naverina ihany larissa ny tsy ao anatin'ny mpifaninana intsony koa aza? sa menatra ve ny mpikarakara raha averina ao ndray Larissa:-/:-/:x
38. xxx ( 13/09/2006 09:17)
sali a!
Hitanareo? Mazava am reny tsy nampodina an'i onja reny hoe hambody an'i justin no tena tanjon'ny mpikarakara. Za mino fa raha i justin no farany dia nangoronentana e! Eo no miseho ilay tsy rariny ... Maninona tsy sahy nolazaina mialoha hoe samy tsimisy mody ??? Prévisible be nareo ry rta a!
Dia mihamaro ho azy ny mpifidy an'i justin, izy koa anie tsy vendrana toy ny filazan'ny sasany azy e! Matoa tian'ny olona dia ao ny potentiel ananany! Sady misy personalité tsara léry matoa mahatanty an'ireny scène rehetra ireny! izany no artiste !!!!:lol:
mba diniho kely ange io e!
39. Fiffi ( 13/09/2006 09:47)
misaotra anareo aloha nizarazara fa tena tsy maharaka eh!
40. mimich ( 13/09/2006 11:14)
xxx> raha mnba nahasahy niseho masoandro kely ianao dia mety ho mafonja kokoa ny fandraisana ny hevitra narosonao . Ka enao ary tsy sahy miseho masoandro koo. ze tinao ihnay io eee:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3374