Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mimich, milahatra araka ny daty
mimich ( 09/11/2007 05:59)
Nodimandry i Père Michel Ralibera
Ho an'izay mahalala, nodimandry omaly tokony ho tamin'ny 11 alina tany ho any i Père Michel Ralibera , zandrin'ny Père Rémi Ralibera. Mopera miaramaila no nahalalan'ny maro azy.Teny amin'ny chapel... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2007 23:37
mimich ( 01/12/2006 07:02)
tokony ho tapitra koa ny fampielezan-kevitra eto am sera2???
Fara-doboka anio ho an'ny fampielezan-kevitra manerana ny lafy valon'ny Nosy. Midika izany fa mifarana androany ihany koa ny fampielezan-kevitra. dia lasa ny eritreritro hoe tsy tokony hofaranana and... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 17:06
mimich ( 28/11/2006 05:41)
joyeux anniversaire ari.malala sy sera
miarahaba an'i ari.malala sy sera tratry ny tsingerin-taona nahaterahana:-*:-* , ho lava andro iainana ary mirary ny soa sy ny tsara ho anareo ombam-pitahian'Izy Tompo. dia mirary soa ihany koa ho ... tohiny
novalian'i sera ny 08/12/2006 10:41
mimich ( 30/10/2006 12:19)
bon annif sasa sy avylavitra
miarahaba an'i sasa sy avylavitra tratran'ny tsingerin-taona nahaterahana. ho lava andro iainana, hambinin-java manasatra , hahazo izay iriana ary mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo... tohiny
novalian'i mimich ny 13/11/2006 06:15
mimich ( 18/10/2006 09:22)
ahoana kay ny fomba nahitanareo ny tranokalan'ny sera2
ahoana ny fomba nahitanareo ity tranonkala n'ny serasera ity kay??? ny ahy an!! tam 2003, leo ny mamaky forum wanadoo , de nikitikitika teo, tao am site wanadoo io an!!de misy we annuaire /correspon... tohiny
novalian'i zazoo ny 18/11/2006 13:54
mimich ( 21/09/2006 08:20)
mianatra miteny
vakio miadana tsara aloha an!!!, dia hafainganina arakaraka ny fahazarana: [b]"Voropotsy fito fotsifotsy foto-tsofina"[/b]... tohiny
novalian'i mimich ny 05/10/2006 12:30
mimich ( 20/09/2006 11:29)
fitsaboana tatsinanana
Malaza efa hatry ny ela ny fitsaboana tatsinanana ary tena nanana ny nahaizy azy tokoa hatramin'izao. ahoana ny hevitrareo amin'io , ankasitrahinareo ve indrindra fa ianareo Dr izay azo lazaina fa nif... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:00
mimich ( 18/09/2006 08:55)
kambo-tenda
Samy manana ny heviny ny dr amin'io resaka kambo-tenda io , misy ny milaza fa tsy de tsara loatra ny manala azy io satria ilaina ilay izy. Misy ny milaza fa mitarika aretina maro izy io ka tokony eso... tohiny
novalian'i valkev ny 15/03/2011 23:12
mimich ( 12/09/2006 11:13)
tache na holatra
misy fomba ve ahafahana manala ny tache mainty na holatra kely vokatry ny fery na ratra tamin'ny vatana... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 21:23
mimich ( 11/09/2006 12:42)
pazzapa endrika 1 itarafana ny tontolon'ny concours eto mada
Fifaninana ny pazzapa ary marina fa hoe kilalao sy hoe resaka varotra no atao raha ho an'ny RTA manokana , fa na izany aza dia araka ny hevitro dia efa azo itarafana sahady io fa toy izao avokoa ny en... tohiny
novalian'i rasoul ny 12/09/2006 13:25
mimich ( 28/10/2004 08:37)
mba fantaro ihany ny tena anaran\'ny namana e!!!!
Nahita namana iray aho, sady fantatro endrika tsara izy no mahafantatra ahy ihany koa satria efa tany @ fihaonanan’ny namana rehetra nisy. Somary lavidavitra ahy izy, ary saika hoarahabaiko, nef... tohiny
mimich ( 25/10/2004 11:50)
Ny tena lehilahy!!!!!!!!
“Na mahery aza , malemy toy ny zaza ny lhl hoy ny hira”. Ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:19
mimich ( 30/08/2004 07:48)
serasera vary amin'anana!
Ho an'ny rehetra! raha tsy diso aho dia anisan'ny tanjon'ny mpandrindra ity takelaka ity ny fampiasana ny teny malagasy eo @ serasera, toa mitady hivadika izany tato ho ato fa efa maromaro ihany iza... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 00:35
mimich ( 07/07/2004 08:07)
serasera.org, hay dimy taona @ ity 2004 ity
Sendra namaky ny tantaran’ny serasera aho io dia nahatsikaritra fa hay efa 5 taona 2004 ity ny tranokala sa vohikala serasera.org . Dia miarahaba an’i hery sy ny namany tonga @ izao fahad... tohiny
novalian'i kitjo ny 10/07/2004 17:01
mimich ( 24/06/2004 14:53)
teny malagasy
Andao hiteny malagasy ranoray tsy misy fangarony eto, dia ezahina ihany koa mba tsy ho diso tsipelina . sa ahoana hoy ianareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2004 21:20
mimich ( 17/06/2004 12:44)
ahoana ny fomba nahitanao ny tranokalan'ny namana serasera
Mba ahoana tokoa ny fomba nahitanareo ny tranokalan'ny naman e! mahaliana!... tohiny
novalian'i rambofrau ny 02/07/2004 14:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0629