mba fantaro ihany ny tena anaran\'ny namana e!!!!

1. mimich ( 28/10/2004 08:37)
Nahita namana iray aho, sady fantatro endrika tsara izy no mahafantatra ahy ihany koa satria efa tany @ fihaonanan’ny namana rehetra nisy. Somary lavidavitra ahy izy, ary saika hoarahabaiko, nefa variana be mihitsy , saika hantsoiko fa teo aho vao tonga saina hoe kay moa tsy fantatro ny anaran’ilay olona fa ny ps no fantatra, nefa sarotra be ny hiantso azy @ ps-ny, de farany navelako amin’izao. Teo aho vao nihomehy irery sady tonga saina hoe hay tokony ho fantarina ihany ny tena anaran’ireny namana ireny , indrindra fa ilay efa fantatra endrika mba tsy hisian’ny oh izay.
2. bichette ( 28/10/2004 08:47)
efa nahavoa ahy koa io...; izaho aloha antsoy hoe bichette na any an-dalana aza fa mitodika foana aho e ! hi hi hi
3. zandrinifijo ( 28/10/2004 09:17)
aona no afatarana oe iny bichette ra tsy manome sary any zokinay alo?
4. ravatorano ( 28/10/2004 11:27)
za aloha na hiantso anah ravatorano aza ianao eny andalna d tsisy olana sady ny ato aminay efa mahalala an io ps io daholo ny fianakam \'s aftsy ny mpiara miasa sasatsany ihny no tsy kopy amin azy.
Marina tokoa fa mety misy olona hainao nefa mananihany b ilay psny nefa ianao hiantso anazy amin iny d manahirana ihany.
Ny an i fijo,ralay,ramaso ramoul tsy d olana fa ny andry djioul , ny andry Ikaretsaka sns bichette izany va sarotra ny hiantsoko anao an izany eny imasom bahoaka kah. :-D
5. moi ( 28/10/2004 13:16)
appelle moi

Fa be dia be no hiherika !!
6. fijo ( 28/10/2004 19:44)
bichette>mba henoy zandrinay e. :-D :-D :-D
za koa aloha dia i fijo ihany no efa ahalalan\'ny olona ahy ka mety io na isika roa irery na eny imasombahoaka.
7. ralay ( 28/10/2004 21:08)
Raha jerena anie izany dia toy ny PS ny tsirairay ihany no fiantsoana mahazatra azy na ahafantaran\'ny ol azy na koa azo iantsoana azy ka maninona moa raha izay aloha no hiantsoana anao dia rehefa miresaka avy eo vao mifampanotany ny tena anarana e.
8. fijo ( 28/10/2004 22:40)
izay indrindra.ny ahy koa ny PSko tiako ka.
9. mimich ( 29/10/2004 09:37)
ka izay indrindra anie e! zatra an\'io tsy mila anarana io de oh hadino hoe manana anarana ilay oll , de eny imasom-bahoaka vao manondrana, ny ps-ko alo de tsy olana raha iantsoana ahy e na eny an-dalam-be aza! na ny ao an-trano aza mahalala an\'io, fa raha hitady ahy any an-toeran-kafa oh fiasana dia tsy hisy hahalala. Ho fehiny de izao e! mba ataovy tsaratsara ihany ny ps ary e! @ izay afaka iantsona fa raha sampona iny mety hisy hifalelaka eo mantsy raha tena antsoina!
fijo> ary nankaiza i zokinifijo , no toa lasa i zandrinifijo indray ity no mikarama mafy ho an-jokiny eto.
asa rehefa kelikely indray izy io dia hiova ho inn \'i fijo indray no hipoitra eo :-D :-D :-D
10. zandrinifijo ( 29/10/2004 12:43)
za anga mikarama fa mba te aazo kilalao. vadinjoky kilalaonjandry :-D :-D :-D
11. yonikafopl ( 29/10/2004 17:27)
ny ahy indray ianareo namana ihany no mahalala io, fa rehefa hiantso ahy dia aoka mba esorina le fopl :-D :-P
12. sipagasy ( 29/10/2004 19:06)
dia ny ahy izany mba ahoana??? tsy hierika daholo ny iray lalana?? hihihihi :-D
13. kitjo ( 30/10/2004 17:32)
ny anah alou d io no be mpahalala aza noho ny anarako e
14. ikaretsaka ( 30/10/2004 23:34)
fa marina ihany aloha le hoe yokony ho fantatra e..
misy ve nama hoe sokril ny anarany..
mety hafahafa be ilay izy rehefa rencontre namana dia sendra tsy manaikitra ohatra ny frein an\'ny taksi brosy (soukril ny saofera) dia i mumu no manao hoe tsakio soukril tsakio soukril..
mety ho sendaotra ihany ry fijo sy ny mpisotro taoka ary afara ary!
15. zandrinifijo ( 31/10/2004 10:29)
fijo sy bichette> aza adino ny kilalaonjandry fefa akaiky ny noel :-D :-D :-D
16. mimich ( 31/10/2004 16:04)
zandrinifijo> :-D :-D :-D
17. ikaretsaka ( 31/10/2004 22:23)
noel aiza sahady e.. ny vonambra aza tsy manomboka akory
18. fijo ( 02/11/2004 00:05)
mimich>mbola hoavy eo koa aza ny hoe vadin\'fijo ko.
19. mimich ( 09/12/2004 08:20)
de mipetraka ilay fanontaniana hoe ilay vady fahafiry ???? :-D :-D :-D :-D
20. fijoda ( 09/12/2004 22:14)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1957