Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ikaretsaka, milahatra araka ny daty
ikaretsaka ( 01/09/2010 22:28)
Tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny
nasain'i Mpanazava nanokafana lohahevitra vaovao moa ity ka indro ary: [quote= hoy i hery momban'ny resaka tary ambany tary momban'ny katolika] Tsy avy ao amin'ny baiboly daholo ny foto-pinoan'ny Ka... tohiny
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 22:51
ikaretsaka ( 28/07/2009 15:33)
Valahara sy vakiantatra
fomba fiteny matetika ny hoe[i][b] TSY[/b] valahara[/i] sy [i][b]TSY[/b] vaky antatra..[/i] toa zavatra ratsy matetika no lazaina amin"ireo raha foanana izany ilay TSY dia ny valahara sy ny vak... tohiny
novalian'i soanja ny 06/08/2009 22:49
ikaretsaka ( 14/04/2009 23:12)
Said Omar e, Anjoany e
Asa ho anareo mpitia kalon'ny fahiny ireo angamba afaka hanazava azy misimisy kokoa raha mijery ny tonon'ireny hira taloha ireny (t@ androndry barijaona sy ry Justin rajoro) Misy ilay hira hoe V... tohiny
novalian'i lembelo ny 04/09/2009 08:44
ikaretsaka ( 14/04/2009 16:02)
Tohin'ilay resaka mivatambatana/fahalalan-tsaina/pudisme
Anisan'ny nanaovan'ny namana ao ambadika ao fanamarihana moa ny momba ny tononkira mivatambatana. sy hoe "manafintohina" sy 'mamoa fady hono izy ireny" ka mba lasa eritreritra ihany ahako raha s... tohiny
novalian'i milamm ny 03/07/2009 12:36
ikaretsaka ( 17/03/2009 17:17)
ary noheveriko hoe
St Patrick moa aty Bekintana androany ka mifety ry zareo Amerikanina d'origine Irlandais. dia nisy ireny mpitsoka cornemuse (bagpipe) ilay manao kilt (le zipo) ireny) de ho'zy ilay sipa tao aorina... tohiny
novalian'i molota ny 30/03/2009 18:55
ikaretsaka ( 25/02/2009 15:04)
Hahavita karemy sambatra aby e
Alarobian'ny lavenona androany. dia mirary ireo Kristianian manao karemy rehetra mba hahavita soa, @ fandinihintena, fivavahana, fifadian-kanina sns e.. [i]Ny fifadian-kanina no ain’ny fivavahana... tohiny
ikaretsaka ( 27/01/2009 23:55)
kolotora kamikaze
Anisan'ny fomba fitenintsika malagasy ny hoe " efa nisotro ny aleoko maty" sy ny hoe efa "mby an dakana ka tsa mimpoly koa". Na "ze sahy maty no mifono lambamena" De mba lasa ny heritreritro hoe taloh... tohiny
novalian'i ndenn ny 07/03/2009 15:32
ikaretsaka ( 27/01/2009 19:17)
fomba fivavaka
tsetsatsetra kely fotsiny: raha mamaky ny atsy ambadika aho dia tsy naharitra fa mba hanao remarque kely fotsiny. ny betsaka hita ao @ le toram-po dia ny hoe "Mifona... " Tsara ny mifona nefa inona... tohiny
ikaretsaka ( 14/01/2009 16:57)
radio kato tsy omen dalana
Tsy haiko ity na. Politika na fivavahana fa somary mandray 2 ihany... tsy haiko loatra rahateo ny politika gasy ka aleo alefako ato @ fivavahana sy finoana. Izao ary ilay tantara: ireo chaines radi... tohiny
ikaretsaka ( 10/12/2008 21:07)
P. Collonier
ho an'ireo zanaka Zezoita rehetra sy izay nahalala azy, Indrindra Ireo izay nobeaziny ara-pinoana tao @ Kolejy Masina Misely Amparibe [quote] > Date: Monday, December 1, 2008, 6:38 PM > Le Père ... tohiny
ikaretsaka ( 20/11/2008 20:08)
Zany ahay
[quote=lekspress] Le père Pedro Opeka, fondateur de l'association Akamasoa, fait partie des lauréats du Prix cardinal Van Thuân 2008, « Solidarité et développement », pour ses actions qui don... tohiny
novalian'i fijo ny 26/11/2008 22:16
ikaretsaka ( 06/11/2008 23:51)
Teny inona marina no ampiasaina?
fanahy iniako natao ato ity mba tsy hibahanan'ny resa-pivavahana be aminy ..na somary mifandraika kely ihany aza! Mba lasalasa ny eritreritro ny amin'ny hoe teny inona tokoa moa no hifaneraserana... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 14:35
ikaretsaka ( 20/10/2008 19:13)
fa maninona foana e?
[quote=gazety tribune] Hatramin'izao, tsy mbola nivaha ny olana ao amin'ny FJKM Ampotaka-Mangamila. Vao mainka aza nihamafy izany satria raikitra ny fitokonan'ireo mpivavaka sasany eo anoloan'ny to... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2008 21:50
ikaretsaka ( 24/09/2008 18:49)
Blasphemy tokoa ve?
Tsary haiko aloha raha resaka fiaraha monina ity na resaka fivavahana sy finoana fa alefako eto ihany: HO an'ireo izay tsy mahalala ny tarika Vetson'i Fianara dia tarika katolika mpanao hiram-p... tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2008 20:26
ikaretsaka ( 19/09/2008 22:29)
Ny stigmates (stigmata)
Ny olona atao hoe misy stigmates dia ireo olona izay heverina sy hinoana fa nahazo fanomezana manokana ka mitondra ireo mariky ny fery dimin'i Jesoa http://fr.wikipedia.org/wiki/Stigmates [quo... tohiny
novalian'i coopsal ny 10/11/2008 08:26
ikaretsaka ( 05/08/2008 04:34)
Lokomena
Fizarana kely zavatra nitranga e, : tantara tena marina ity ary nitranga tamina sekolim-behivavy (ilay genre Maria Manjaka ireny ) anankiray omaly sy anikeheo. Ny ankizy vavy moa rehefa ilay e... tohiny
ikaretsaka ( 24/07/2008 22:05)
ny eritreritrareo
(gazetiko androany) Mpanjono vezo Rehefa nodimandry dia masiaka ny tsiokatimo “Maro dia maro ny tantara mandeha mikasika ny tsiokatimo fa isan’ny fantatra aty Toliara dia matoa io mitsi... tohiny
ikaretsaka ( 20/06/2008 17:18)
Fivavahana sy fampianarana
[u][b]Fanamarihana[/b][/u] [i]Tsy haiko ity na eritreritra sendra mandalo ity na fanabeazana na fivavahana sy finoana... fa napetrako ato ihany aloha dia arakarak'izay andraisanareo azy satria misy... tohiny
ikaretsaka ( 18/06/2008 15:09)
Amin'ny anaran'ny Ray.....
Hono tokoa ho'a Fa maninona kay ny protesta sy ny evanjelikaly no tsy manao famatarana ny hazo fijaliana (Amin'ny anaran'ny Ray e) Izao manko... 1) mino ny Andriamanitra 3 no 1 (trinity) r... tohiny
ikaretsaka ( 09/04/2008 01:09)
sekta sy ny pedofila (lasa lamaody indray)
HO an'ny miteny anglisy http://news.yahoo.com/s/ap/20080409/ap_on_re_us/polygamist_retreat;_ylt=AnZOtp9PfTuJ_LLICInd3oes0NUE HO an'ny miteny frantsay http://cf.news.yahoo.com/s/05042008/3/world... tohiny
novalian'i fijo ny 11/04/2008 20:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0625