Blasphemy tokoa ve?
1. ikaretsaka
(
24/09/2008 18:49)
Tsary haiko aloha raha resaka fiaraha monina ity na resaka fivavahana sy finoana fa alefako eto ihany:
HO an'ireo izay tsy mahalala ny tarika Vetson'i Fianara dia tarika katolika mpanao hiram-pivavahana amin'ny teny betsilleo ry zareo (tsy ataoko hoe evanjelika loatra fa raha tianareo tsy maninona)
misy hiran'ireo izay manao hoe "Razezo zanak'Andriamangintsa": saika hirainay (ny Kato) amina fiaraha mivavaka (antsam-panahy) izay ( marihina fa kato sy prot sy ny sisa no manao azy ) fa tsy nanaiky ry pasitera ary ankilany @ le hoe "Razezo" hono fa Blasphemie hono...
dia ny mahagaga ahy dia hoe tena izany tokoa ve? sa coince indray ry Pasy sa ignorance de culture sa?
izao manko
Ny betsileo rehefa mivavaka ka tarogniny @ teny betsileo pur ilay izy (izany hoe tsary manaraka ilay missel au texto) de mampiasa io "Ra" io izy ho marika fanajana raha ny fahalalako azy, tsy vaovao any @ faritra iny mihitsy ny "Razezo" sy ny "Ramaria" sy ny "Ramompoera" sns....
Ankoatran'ny fivavahana dia fanandratana ny maha malagasy sy fampitana sy fampahalalana hira vaovao hatagny antagnagna io fotoana io... dia raha ny fahalalako dia mbo gasy kao ny betsileo!
ny eritreritrareo?

novalian'i fijo ny 01/10/2008 20:26
2. booboo
(
24/09/2008 19:17)
bof ! samy manana ny maha-sarotiny ny @ fanomezan-kasina izay inoany, dia sendra pasitera sarotiny ny @ anarana angamba miampy tsy fa fahalalana...
Be dia be ny pasitera sy zoky ara-panahy protestanta fantatro miteny " razoky ", " leiry ", " Mec " sns...rehefa tafita tsara, azo araka sady mazava, ny hafatra dia izay no zava-dehibe amiko...

3. fijo
(
24/09/2008 20:23)
marina izany ry booboo.maro koa ny rapasy haiko,sy namako no mbola mivazivazy amiko amin'io ralavavolo sns io.fa misy tokoa aloha pasitera zokiny tena mbola tery dia tery tokoa ny sainy.indridra ny rapasy avy ao atsimo atsinana ao.
efa nolazaiko teto moa fa ny anabaviko no efa nahita raharaha tamin'ny rapasy avy ao,fa nipataloha nandeha niangona.
akory atao letsy fa sendra ny maizina izany laisany tany ko.

4. rabilabila
(
24/09/2008 20:44)
Ny fondamentaliste ihany no mihevitra an'izany ho "blasphème" fa raha mpino tsotra tsy mampaninona azy .
8. rabilabila
(
24/09/2008 20:51)
Teo ambaravarakely aho no nitazana
Isan'andro 'ty ala maitso mavana
sns sns.............................
:-D :-D :-D
Voan'ny kisidà dia ireo ihany no zavatra mba azo natao hi!hi!

15. fijo
(
24/09/2008 21:12)
rabila an,aza misaraka amin'nybaiboly intsony ndry fa manahirana be izy izany an.
17. rabilabila
(
24/09/2008 21:14)
Ka ilay olona no nandona ahy no tian'lery fa tonga dia nalainy kouuu!! lozaloza fa tena loza :twisted:
18. fijo
(
24/09/2008 21:16)
kay notahian'ny devoly izany ko.aza mivavaka rah aizany fa mamonjy ihany ralava tandroka
19. rabilabila
(
24/09/2008 21:19)
:-D :-D :-D eh!! aza laozanareo mi-blasphème eo an!! lasa misy exorcisme tamopka eo rapitso vao maraina .