Lokomena

1. ikaretsaka ( 05/08/2008 04:34)
Fizarana kely zavatra nitranga e, :

tantara tena marina ity ary nitranga tamina sekolim-behivavy (ilay genre Maria Manjaka ireny ) anankiray omaly sy anikeheo.

Ny ankizy vavy moa rehefa ilay eo @ fotoanan'ny miala sakana iny dia manomboka jejojejo izay ..ao anatin'izany ny fanaovana lokomena.... matetika anefa mbola bedy rehefa any an-tranon-dray amandreny ka rehefa tonga dia any @ WC no manararaotra manosotra...
hatreo aloha ok!

fa ny tena olana sy somary nampaditra azy ireo dia rehefa avy manosotra izy dia ataony ba kely ny fitaratry toillettes ary lasa feno diana milotra misy lokomena kely bedebe (gafy e)

diovina ka e e e..rahampitso de misy indray... dia toy iznay foana

Farany tsy hitako intsony (manao mpanabe summer school ao aho io izao) izay atao ka dia ny fara heriko dia nampanatsoiko aby ny ankizy ary nampanatsoiko koa ilay ramatoa mpandio ny toilettes mba hampiseho ireto ankizy ny fomba fandiovana ilay fitaratra


Somary tambanivohitra ra izay ilay mpandio (somary sahirana ireny) .... nampisehony tokoa... nalainy ilay ohatran'ny kofafa eponges ireny dia a dia nasiany savony dia nalonany tao ankabone fosse sceptique le misy rano iny ... dia iny no nikosehany ilay fitaratra mandra pahadiony....

nony tonga ny ampitso (androany izany) ... dia tsy nisy diana lokomena intsony ny fitaratra!

de eo tsika indrindra izao.... ahoana ny hevitrao?
naka fanapahankevitra hentitra ve izao sa trop loatra sa ?


:wink: :wink:
2. ari.malala ( 05/08/2008 05:34)
Efa nande tam télé kou emission mitovy tsy misy valaka amin'io tantarainao io. Raha ny hevitro aloha d ts trop e, mety tsara, satria mba aina kou nge ny manadio an'iny fitaratra iny e! hihihi fay zay ireo sipakely jejojejo ary mety rikoriko tam teneny hoe nanoroka fitaratra misy ranona wc anie hatrizay hihih
3. fahamarinana ( 05/08/2008 07:18)
:arrow: tena hentitra marina tokoa ilay fanapahan-kevitra, :-D :-D ,ka raha hitan'ny ankizy vavy teo am-panosorana dia amiko mety satria au courant izy ireo fa raha natao kiafinafina kosa ilay izy dia lasa manao maloto ndray,eny na dia diso aza ny ankizy.Ny zaza moa zaza foana e... (l)
4. ratonga ( 05/08/2008 08:07)
ika> mlay lé désizô ka, fa mba vôloany sady farany kosa ngamba lé ranona gabôuné t@ lé fampisehoana t@ ny akizy:°) fa ra tsy zany dray dé trop lôtra :lol:
5. fahamarinana ( 05/08/2008 08:11)
:arrow: ka na 1er na farany aza ,ratonga angaha mpanao ba kely am fitaratra koa ? :-P (l)
6. ratonga ( 05/08/2008 08:49)
ra fitaratra i fahamarinana (lava lotra ko lé ftaratra klé :-D ) dé ataoko ba kely isaky ny jereko :-P :-D :-D
7. kelly13 ( 05/08/2008 09:25)
:-D :-D :-D
8. fahamarinana ( 05/08/2008 09:42)
:arrow: ratonga tsy lany ambara an.. :-w (l)
9. ainaheri ( 05/08/2008 10:50)
Miteny irery zany zao ireny mpanao ba kely @ fitaratra ireny fa nioroka ny tsy orohana :-P :-D :lol:
10. Koditra ( 05/08/2008 11:59)
Ika> fanapahankevitra hentitra fa tsy trop. :-D
11. ikaretsaka ( 05/08/2008 12:58)
misaotra e.. izoa mba mandry ny konsiansiko.. fa tena somary rikoriko kely aby aloha ry sipa isany e..
misy le nitsinjatsinjaka rikoriko ireny :°) ny nigobsa tany @ sisiny no tsy haiko
12. simplex ( 05/08/2008 13:19)

:D:D:D

ny aza hitako ka otr'zany ihany koa ny fanadiovany ny "sink" (evier sa in ny dikany @ teny baiko) :lol::lol:
13. ikaretsaka ( 05/08/2008 16:33)
nga i simp manoroka sink? ny ahy ireny ataoko fanatazan-drano fotsiny fa tsy apetrako eo izany ny entako kle
14. Herimiafina ( 05/08/2008 18:35)
Ny olana dia fitaratra aiza indray izao no mety horohan\'ireto sipakely? :-D
15. ikaretsaka ( 05/08/2008 23:12)
1 ihany ngezabe ny kambonem-bevavy ka ...fa raha tena misy tokoa ny hoe mandeha any @ kabonen-delilahy izy mangalatra mametaka ny loko menany dia tena tsy hitako ny fika an...
na eo imason'ny bandikely aza mety ho sadaikatra ihany hoe iza no nanao itony ba kely bedebe @ fitaratra iotny
16. Bola ( 05/08/2008 23:13)
Ny ahy koa tsy azoko hoe fa maninona no horohana ilay fitaritra e...
Raha jejo manko...jejo mifanina entre izy samy izy zany...Satria raha jejo @ ankizilahy nefa tsy misy ankizilahy akory ao @ ilay sekoly...Sa sao dia jejo @ Ikaretsaka ireto ankizy reto... :D nefa inona no ndeha ataonao any @ toilettes pour ladies...Sa moa zany tsy misy hoe ladies sy gentlemen fa iray ihany satria vehivavy daholo ny mpianatra... Fanina indray aho izany fa dia tena tsy mazava amiko ny ao an tsain ireto ankizivavy ireto...Sa zao no tonga amin ny hoe tsy ato amiko ny lelo ka tsy afaka mi comprendre za hoy ny lehibe zay...

Ankaotra an izay: nokaramainao ve ilay Ramatoa io ry Ikaretsaka hanao an io sa ahoana no nahaizanao hoe io no fomba fanadiovany ny fitaratra...

Maditra ny ankizy @ zao e...sa ahoana...Mba naniry ho mpanabe za fa zay angamba no tsy nahalasa mpampianatra ahy...Toa tsy hatanty an izany! :) Bon courage ra Ikaretsaka a!
17. cutie ( 05/08/2008 23:14)
de eo tsika indrindra izao.... ahoana ny hevitrao?
naka fanapahankevitra hentitra ve izao sa trop loatra sa ?

hita fa trop loatra matoa nahitam-bokany lol
18. cutie ( 05/08/2008 23:16)
Bola [ Valio ] 06-08-2008 01:13:44
Lohateny : Re : Lokomena
Ny ahy koa tsy azoko hoe fa maninona no horohana ilay fitaritra e...

just for fun :-D :-D :-D :-D :-D
19. cutie ( 05/08/2008 23:25)
Somary tambanivohitra ra izay ilay mpandio (somary sahirana ireny) .... nampisehony tokoa... nalainy ilay ohatran'ny kofafa eponges ireny dia a dia nasiany savony dia nalonany tao ankabone fosse sceptique le misy rano iny ... dia iny no nikosehany ilay fitaratra mandra pahadiony....

maintimainty sa fotsifotsy le ramatoa?
20. cutie ( 05/08/2008 23:26)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 05-08-2008 10:07:04
Lohateny : Re : Lokomena
ika> mlay lé désizô ka, fa mba vôloany sady farany kosa ngamba lé ranona gabôuné t@ lé fampisehoana t@ ny akizy fa ra tsy zany dray dé trop lôtra

eny wa
za koa mba mieritreritra an'zany :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2874