Lokomena

21. ikaretsaka ( 06/08/2008 01:31)
angamba fitia te hampiseho ny lokomena amin\'ny 1 kilasy aminy le fanorohana le fitaratra e... sady ditra koa e... tsy misy hasfa @ le manoratsoratra rindrina ihany

ilay ramatoa noteneniko mialoha ka ..hoe amin\'ity indray mitoraka ity dia ny rano ao an0kabone no mody hanasanao ny fitaratra
22. Bola ( 06/08/2008 03:12)
Hay ve e! ...Mahita atao koa nareo marina! :-D
Toran ny hehy indray aho nony hoe nolazainao mialoha ilay ramatoa! :-D
Zao zany ilay hoe: tsy mahay an Ikaretsaka ... taovy fa ataony mahalala ny anarany eo! ....
@ manaraka hanontanio ilay antony tena hanaovan dreo zavatra hafahafa na ditra e...dia zareo aminay hiomehezana! Raha ditra fotsiny dia mety tena interessant ny valin teny omendreo ankizy ireo...satria izy hamorona aminio!!!
23. ikaretsaka ( 06/08/2008 03:28)
efa manontany tokoa .. fa ny valiny matetika azo dia ny hoa nanao ny namany dia nanao koa izy ( iza no hanaiky ho gisitra eo)
24. sakaizakely ( 06/08/2008 09:52)
:-D :-D :-D :-D

ary ika ve mahita hevitra ho an'ireny mpanao graffiti am rindrina ireny ?
25. ikaretsaka ( 07/08/2008 02:53)
ny nanoratsoratra teny ratsy t@ saribao no efa hitako fa tsy nataoko fa mompera namako izay no nampanao azy...
nasain'ilay mompera nolelafin'ilay nanao azy ilay soratra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.258