Ny stigmates (stigmata)

1. ikaretsaka ( 19/09/2008 22:29)
Ny olona atao hoe misy stigmates dia ireo olona izay heverina sy hinoana fa nahazo fanomezana manokana ka mitondra ireo mariky ny fery dimin'i Jesoa
http://fr.wikipedia.org/wiki/Stigmates


wikipedia:
Dans l'acception religieuse, stigmates est toujours un nom masculin pluriel, à la différence des significations médicale (plaie, cicatrice), judiciaire (marque d'infamie), militaire (marque faite sur les recrues dans l'Empire romain), botanique et autres (voir stigmate).


Flagellation de Jésus
À l'imitation de Jésus, diverses personnes ont présenté, dans l'histoire du christianisme, des marques semblables à celles du Christ sur diverses parties de leur corps :
sur les mains ou les poignets, rappelant les plaies causées par les clous,
sur les pieds ou les chevilles, rappelant les plaies causées par les clous,
sur la tête, rappelant les plaies causées par la couronne d'épines,
sur le dos, rappelant les coups de fouet,
sur le flanc, rappelant la plaie causée par une lance.
Les personnes présentant ces marques sont appelées « stigmatisé(e)s ».


marihina @ katolika dia betsaka ny olona nasandratra ho olomasina no mitondra io famantarana io anisan'izany i Md Paoly araka ny filazany ao @ faran'ny taratasiny ho an'ny Galatianina hoe "mitondra ny Mariky ny ferin'ny Tompo"

(St Jean de Dieu, St Francois d'Assose, Padre Pio, Catherine de Siena...


Ahoana tokoa ny fijerin'ny finoana hafa ankoatran'ny katolika an'io zavatra io

Misaotra
novalian'i coopsal ny 10/11/2008 08:26
2. rakaroka ( 19/09/2008 22:58)
Mino aho fa vao2 ho an'ny maro izany ka! Fa tandremo anie hoe "iniana asiana olatra fantsika ny tanana na tongotra dia "izy izany!" :-D :-D :-D
Mbo mahadini-javatra koa 'nareo, mampatsiahy ahy ilay namana izay izay, nojereny misy tandra ny tavan'ny vadiko dia lasa curieux be izy, dia noverifié-ny hoe misy tandra hafa koa ve any @ faritra hafa sady nasainy nesorina ny "akanjo" :roll: :?: :?: :oops: 8O 8O
Ka ny tandra hono, voatendry, voatrondron'Atra :roll: :?: 8O 8O :-D :-D
Nefa rehefa alaiko ambony alaiko ambany tsy itoeran'ny fanahy Masina akory ty voatandra :roll: :?: :?: 8O 8O :-D :-D
3. niryna ( 20/09/2008 01:12)
rakaroka:

Mino aho fa vao2 ho an'ny maro izany ka! Fa tandremo anie hoe "iniana asiana olatra fantsika ny tanana na tongotra dia "izy izany!" :-D :-D :-D
Mbo mahadini-javatra koa 'nareo, mampatsiahy ahy ilay namana izay izay, nojereny misy tandra ny tavan'ny vadiko dia lasa curieux be izy, dia noverifié-ny hoe misy tandra hafa koa ve any @ faritra hafa sady nasainy nesorina ny "akanjo" :roll: :?: :?: :oops: 8O 8O
Ka ny tandra hono, voatendry, voatrondron'Atra :roll: :?: 8O 8O :-D :-D
Nefa rehefa alaiko ambony alaiko ambany tsy itoeran'ny fanahy Masina akory ty voatandra :roll: :?: :?: 8O 8O :-D :-D

=))

4. ikaretsaka ( 20/09/2008 14:45)
efa azokazoko veroka fa somary vaovao @ protestanta le izy!
fa le izy ange tsy namboarina e.. fa nisy ho azy ilay fery ary tsy voazava ara tsiansa sy ara-pahasalamana hoe inona no nahatonga azy...
ary efa nojeren'ny dokotera sns le izy rakaroka fa tsy ohatran'io tantaranao io a
5. fahamarinana ( 21/09/2008 10:00)
:arrow: mahaliana tokoa,zà manokana tsy mbola nahare ihany koa...vao hamaky ny rohy napetraky ika aloha dia avy eo miverina ndray raha manan-kambara :) (l)
6. bor2lais ( 21/09/2008 14:01)
Zava-baovao amiko koa izy ity ! Ny efa henoko dia zaza gasy \"vita didim-poitra\" hatrany am-bohoka : henoko hoy aho fa tsy nahita akory !
7. ikaretsaka ( 21/09/2008 15:10)
dia eo 2 izay ary ilay fanontaniako hoe inona no antony tsy nahafantaranareo azy?
fanahy iniana nafenina ve sa somary manelingelina le finoana sa tsimpona iniana tsy notsimponina sa?
8. rakaroka ( 21/09/2008 16:09)
:roll: Heu.... fiheverako ry Ika ny "finoana protestanta" dia manalavitra kokoa ny "symbole" hita maso (sahala @ hoe "sampy" no andraisana izany matetika.
Izany hoe tsy te hifikitra @ karazana "fahitana" fa plutôt mitondra sy manorina ilay finoana ao anaty. Ny "hazofijaliana sy zavatra vitsy ftsn 'ngamba no mba neken-drizareo hisy "symbole" noho ny "importance nomeny izany ary tsy fampilahatra @ hafa rehetra
9. rakaroka ( 21/09/2008 16:21)
Ka izay no mahatonga ny fomba "firesako somary manalalaka ny "anjerimanontolo" (horizon na fomba fijery mba hihevitra misimisy ny zava-misy manodidina, handalina, hamakafaka sns.... mba tsy hianina ftsn @ ilay principe de base napetrak'ireo "fondateur" ny fiangonana protestant hoe
"Finoana irery ihany!"
Fahasoavana irery ihany!
Jesoa irery ihany
Baiboly irery ihany".
Donk saika ireo no mihazona ny fomba fijery hanompanana ny fiainana sy ny fitaizana manontolo! Anefa mazava tokoa fa mbola ny zavtra hafa tokony hi-s'interesse-vana koa!
10. ikaretsaka ( 21/09/2008 16:35)
de zay rakaroka no vao mainka (ho anay ivelan'ilay fiangonana) tsy azahoanay azy...
jereo indray izao ny resaka fifohazana ohatra.. ireny izao eken'ny protestanta (enfin ny gasy moa izany) nefa ireny saika basee @ le fahitana koa (nisehoan'i Jesosy "hono") koa

dia ny tsy azoko heo rehefa inona le izy no ekena de rehefa inoan le izy no tsy ekena?
11. rakaroka ( 21/09/2008 16:44)
'zany hoe plutôt "intériorisén-drizareo izany ny finoany . Izany hoe avy ao anaty no maniteraka ny finoana, ka ny fifohazana mahita fahitana avy ao anaty dia "ekeny"!'ngamba
12. ikaretsaka ( 21/09/2008 16:54)
de ahoana le interioriser-na?
inona ohatra izoa no maha samihafa ny mpiandry nisehoan'i jesosy sy ny stigmates nisehoan'i jesoa? na atao hoe Mb Faustina http://fr.wikipedia.org/wiki/Faustine_Kowalska ohatra
Taoko samy nahita fahitana ireo?
de rehefa iza izany no interiorise de rehefa iza no exteriorise?
hahafahako manavaka le ouioui atsy sy non non aroa
zay le tsy azoko anie e
13. rakaroka ( 21/09/2008 20:33)
Heu... :roll: :-w :-w :-w :-$ Raha ny marina dia manana "fitaizana spesialy izay isika:" dada sy i mama", i dadabe sy bebe, zoky sy zandry, dadatoa sy totoa. Dia rehefa misy vahiny dia somary mipirina na "MATAHOTRA" koa ny ankizy, manampitotraka izany ny vala sy ny karazana fomba amam-panao
izarana ny ankizy : sahala amin'ny hoe "hanefena ny personnalité-ny" dia izay maha- izy azy à l'écart des autres fa beazina ao anatin'ireo "principe voalazako etsy ambony.
Raha toa ilay zaza manifika ny hafa dia satria misy takon'ila fa "ny izao tontolo izao "araka ny resak'i Nirina, izany hoe ny natao ho akifika sy tsy ho tiavina sy his'iteressévana loatra ny hafa, satria moa karazana rafiny angaha no hiheverany ny hafa fa raha ny fifohazana nekeny dia raisiny ho rahavavy satria misy sampana fifohazana izay manao asa soa sy fandrohana devoly ao anaty fiangonana, donk raisiny tsy ikala hafa izany fa tahaka ny tenany.
Ka raha rizareo no mahita fahitana dia "inoany" fa raha ny "hafa" dia karazana antechrist na sns no hiheverany azy!
14. rakaroka ( 21/09/2008 21:15)
Io anie no manahirana amin'ilay resaka finoana: lasa nopotehana ilay saina tokony hihevitra sy handinika ny misy ;" ny "ésprit" d'observation et "Analyse" izay marihiko sy tsipihiko mazava fa "ANGOVO" GOAVANA" BE ihavahantsika @
voahary hafa rehetra mihitsy fa nosoloina ftsn hoe mino ftsn
ihany!
ary izay no mahatonga ahy midrikina @ hevitro ary @ "size siansa sy fivavahana" satria
mila tandremana fa misy fifamatorana anie ny misy sy isika fa tsy hoe mitsingevaheva ftsn isika. Et n'oublie pas aussi fa "terrien" isika izany hoe en relation permanent pour ne pas dire hoe dépendant ny zavatry ny tany aloha. Fa 'ngaha miaina raha tsy misy oxygène ohatra!sns ary na ny saina aza misy logique mifehy manoloana ny lois isan-karazany! Raha tsy izany dia "bonjour l'ignorance 'Nefa hoe "Fantaro ny zavatra rehetra ary mahazoa fahalalana. cf tsipona Ohabolana
15. fahamarinana ( 22/09/2008 02:49)
ika:
dia eo 2 izay ary ilay fanontaniako hoe inona no antony tsy nahafantaranareo azy?
fanahy iniana nafenina ve sa somary manelingelina le finoana sa tsimpona iniana tsy notsimponina sa

:arrow: raha ny momba hy manokana dia tena tsy nandalina mihintsy,tsy hoe sanatria nanelingenina satria na ny finoana protestanata aza taty aoriana ihany koa vao mba nanomboka niditra lalina ary mbola manohy izany. (l)
16. ikaretsaka ( 22/09/2008 03:07)
Raha toa ilay zaza manifika ny hafa dia satria misy takon'ila fa "ny izao tontolo izao "araka ny resak'i Nirina, izany hoe ny natao ho akifika sy tsy ho tiavina sy his'iteressévana loatra ny hafa, satria moa karazana rafiny angaha no hiheverany ny hafa fa raha ny fifohazana nekeny dia raisiny ho rahavavy satria misy sampana fifohazana izay manao asa soa sy fandrohana devoly ao anaty fiangonana, donk raisiny tsy ikala hafa izany fa tahaka ny tenany.
Ka raha rizareo no mahita fahitana dia "inoany" fa raha ny "hafa" dia karazana antechrist na sns no hiheverany azy!

hmmmmm mety ho izay tokoa angaha

fa io ignorance io mihitsy ry rakaroka no tsy mety azoko an..
ny manaiky fa betsaka manko ny tsy hay (iny ataoko hoe acceptance ary) dia maro tokoa , fa avy eo anefa tsy misy finiavana ny handalina io betsaka tsy mbola hay io, io no tsy azoko hoe fa maninona ary? inona no manakana?
17. fahamarinana ( 22/09/2008 05:27)
:arrow: ny fihevitro azy ndray ika dia angamba hoy aho ,rahatoa i Jesoa no niseho tany Lourdes dia mety nino sy tsy nametraka olana ny protestanta fa ilay izy amin'ny maha-Masina Maria azy no mahatonga tsy finoana na fanontaniana .Iny moa efa debat be foana e...Hevitro manokana io fa mety tsy heken'ny hafa ! (l)
18. rakaroka ( 22/09/2008 05:34)
Ka "justement" , nisy fotoan'andro teto niresahako "Maitreya" karazana hoe "architect de l'univers izay fa tsy nilaza tena ho Atra akory satria ny Créateur mbola "hierarchie amboniny; dia nilaza mazava izy fa tsy "tsara ny "IGNORANCE" . Tsy marina ny hoe "mamela ny helony fa tsy fantany izay nataony" satria na ahoana na ahoana dia mi-subir ny vokatry ny "ignorance" foana ny ol Rehefa tapahinao ny antsy ny tananao dia "tapaka e", ny "magie" c'est encore autre loi. ary misy lalàna mifehy ny zava-drehetra koa antsika no mi-profite mampiasa ny saina izay "grand trésors nomen'Atra antsika fa tsy hianina ftsn @ finoana anjambany wa!
19. fahamarinana ( 22/09/2008 05:42)
:arrow: eka ozy :) (l)
20. rakaroka ( 22/09/2008 05:51)
Hoy Ika hoe Inn no manakana?
Ny fomba fitaizana borné mazava loatra. Ireo "limitations" hoe "izao ...ihany" voalazako etsy ambony anefa apetraka "doctrine de base" dia mifikitra amin'izay sy mi se suffir amin'izay. Ny fandraràna isan-karazany sy ny fankatoavana izany. Manery sy manety saina ireo mpitaiza sy mpitarika. Ohatra 'zao "malgachisation" anefa ny zanany ampianariny any amin'ny sekoly vahiny :roll: . Ny "aza manaraka ny fanaon'izao "tontolo" izao" dia=> renfermé"
=> Normaly raha hahantra satria tsy mba mahay mi-profite ny "Hary rehetra fa mitsipona sy secteur GOAVANABBbbe koh, Na tapak'hazo atao fanafody any aza ahiana avokoa hoe "asan'ny maizina" sns....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8219