Ny stigmates (stigmata)

21. Mandefitra ( 22/09/2008 09:00)
Dia mitondra inona ho @ finoana raha stigmatisé ra Ika ohatra?
Ny miracles anie efa betsaka, ka ataoko fa karazana decouvertes toy ny rehetra ihany zany fa tsy misy mampiavaka azy loatra @ hoe efa maty dia nitsangana t@ maty ohatra (neny lava). Ny tokony hisongadina dia ny voninahitr'Andriamanitra manoloana zany fa tsy ilay olona nisehon'ny miracles loatra ka hitenenana fa borne sy tsy nitsimpona ny tsy fahalalana an le izy.

ny scientifique aza mbola tsy resy lahatra ny maha miracle azy ra ty zao article tao @ journaldunet ty no jerena :
Padre Pio

Béatifié par le Pape Jean-Paul II, le Padre Pio est un prêtre italien du début du XXe siècle. Alors qu'il prêche dans le Sud de l'Italie, il constate l'apparition de stigmates sur ses chevilles et ses poignets. Connu pour d'autres miracles encore plus étonnants, comme le don d'ubiquité, il devient célèbre à travers le monde. Mais si son extraordinaire souffrance, qui le fera saigner pendant plus de 50 ans, fut authentifiée par le Vatican au terme d'une enquête, elle n'est pas reconnue comme un miracle par les scientifiques. De nombreux doutes furent émis sur le sérieux des stigmates du Padre Pio : ses plaies seraient en fait les traces d'une automutilation à l'acide nitrique. Il s'agit d'un composé chimique très corrosif qui occasionne de graves brûlures lorsqu'il est en contact avec la peau. Il laisse autour des plaies une coloration jaune, résultat d'une simple réaction chimique avec la kératine.
22. tywa68 ( 22/09/2008 09:05)
Mandefitra : ahoana ny fijerinao azy raha tsy katolika enao ? :lol:
23. Mandefitra ( 22/09/2008 09:16)
Io efa nolazaiko io ka ... ny herin'Andriamanitra afaka asehony @ fomba rehetra :
fanasitranana marary efa tsy ahitam-panafany zany, fitsanganana @ maty, fandroahana demonia, stigmates :)
Normales ho an'ny mpino ny fisiany, fa enga anie ka hampiova fo ny tsy mpino.
Tokony rehefa avy namaky ty zany zao ry fijo sy ry badboy dia lasa Kristianina.
24. tywa68 ( 22/09/2008 09:18)
25. fahamarinana ( 22/09/2008 09:58)
Mandefitra:

Io efa nolazaiko io ka ... ny herin'Andriamanitra afaka asehony @ fomba rehetra :
fanasitranana marary efa tsy ahitam-panafany zany, fitsanganana @ maty, fandroahana demonia, stigmates :)
Normales ho an'ny mpino ny fisiany, fa enga anie ka hampiova fo ny tsy mpino.
Tokony rehefa avy namaky ty zany zao ry fijo sy ry badboy dia lasa Kristianina.

:arrow: ohatr'izay fomba fijerin'ny mandefitra izay dia mahaliana tokoa ...ary mety amiko ihany koa.. :) (l)
26. naughtyboy ( 22/09/2008 10:46)
za kalo de mitovy hevitra @ rakaroka eto fa tsy azo atao ny mino2 foana na mifanohitra @ zay fa ilaina fandinihana ny zv rehetra satria fanomezana sy fitaovana azo ampiasaina ny saina andinika ,oh fotsiny zao tsy A.tra ihany nge no mahavita fahagagana fa na ny heriny maizina aza e ka ilana famakafakana tsara ireny fa tsy arahina ambokony fotsiny akory ,misy tsy azoko ko eto le milaza oe tsimpona ny zv rehetra anie de tsimponina fa tsisy namorona intsony na ny ao @ BAIBOLY AZA E fa maninona no tsy lazaina oe mandika vilana ..reny milaza ol ho pitsipona ireny manko no tena mpitsimpona iringiriny fa tsy mahatsapa tena :lol:
27. fahamarinana ( 22/09/2008 10:59)
naughty:
ka ilana famakafakana tsara ireny fa tsy arahina ambokony fotsiny akory

:arrow: marina tanteraka ny voalazanao fa koa,efa misy mamakafaka daholo ireny efa eken'ny fiangonana ireny ,mandalo fitsapana...(ohatra ry Neny sy Dada ao amin'ny fifohazana ao...,ny toerana any Lourdes sns...sns...) na ireny miracle amin'ny fahasitranana avy any Lourdes ireny aza toa mbola fakafakaina tsara vao lazaina tanteraka fa izy.Izay no fahitako azy aloha.Ity stigmates ity ndray moa zava-baovao amiko dia mba hikaroka ihany koa ny tena...satria tsara ho fantatra rahatoa ka herin'Andriamanitra tokoa,inona moa no maharatsy tokoa ny mandinika sy mampiasa saina mba ahazoana ny valiny.:) (l)
28. ikaretsaka ( 22/09/2008 13:59)
ka le izy ange ry noty sy ry faha sy ny sisa ka efa narafana famakafakana tsara e.. ary hentitra ny katolika @ io resaka famakafakana io
29. tywa68 ( 22/09/2008 14:12)
Ika : raha ts mifanerasera @ilay olona misy stigmates angambany mety tsy hanaiky ny fisian'izany koa :°)
30. ikaretsaka ( 22/09/2008 15:15)
tywa68:

Ika : raha ts mifanerasera @ilay olona misy stigmates angambany mety tsy hanaiky ny fisian'izany koa :°)


de izya ny vao mainka tsy azoko. betsaka no hoe tsy nifanerasera mivantana t@ nenilava ohatra an.. fa miaiky an'i nenilava

de rehefa hoe tsy nifanerasera t@ padre Pio (izay misy stigmates) ohatra de tsy miaiky an'azy

de rehefa inona le izy no ekena de rehefa inona no tsy ekena??
misaotra sahady @ izay mety ho valiny mahitsy sy mazava

31. fahamarinana ( 22/09/2008 16:24)
:arrow: Raha ny mikasika ahy manokana no ho tantaraiko eto dia zà tsy mba nahalala akaiky ny fifohazana izany,miampy ny hafatrafatra taloha satria tamin'izany na fjkm aza no naleha dia tsy nisy sampana fifohazana akory,ny taty aoriana no tsy haiko.Raha tsy nihaona tamin'ny Mama rabea harilala aho vao niditra lalindalina sy nanadihady ihany koa.Zà moa ny toetrako koa no efa probleme fa tsy avy dia mandray zvtr izany fa mamakafaka aloha,mijery..Amiko rehefa avy nandalo fitsapana sy famakafakana fa marina sy misy ilay cas eo anivon'ny fiangonana lehibe dia azoko ekena...mila mahita maso koa anefa aho ho fanampiny (iny moa cas-ny fahamarinana manokana ihany koa e)
Ohatrany mety ho tiako sy mahaliana ahy zao ohatra ny hifanena amin'ny olona misy izany stigmate zany,na dia ny fanazavana azony zaraina amiko monja aza.Hay efa voafakafaka mihintsy sy eken'ny vatican izany io cas io ? Zany hoe ireo rehetra milaza misy stigmates ve atao famontorana daholo ohatra ?(l)
32. ikaretsaka ( 22/09/2008 17:38)
faha> eny.. mazava ho azy fa eken'i vatican matoa nasandratra ho olomasina ka
http://www.dailymotion.com/relevance/search/padre%2Bpio/video/x6lh8s_padre-pio-partie-55_news
33. bor2lais ( 22/09/2008 19:39)
Taiza ho aiza @ vatan\'i Paoly ilay \"stigmate(s)\" ry ika ?
34. naughtyboy ( 22/09/2008 20:24)
voalaza teo
"de izya ny vao mainka tsy azoko. betsaka no hoe tsy nifanerasera mivantana t@ nenilava ohatra an.. fa miaiky an'i nenilava
de rehefa hoe tsy nifanerasera t@ padre Pio (izay misy stigmates) ohatra de tsy miaiky an'azy
de rehefa inona le izy no ekena de rehefa inona no tsy ekena "

efa novaliny tywa oe
" Ika : raha ts mifanerasera @ilay olona misy stigmates angambany mety tsy hanaiky ny fisian'izany koa "
za ko de manaiky anzay ,ty misy oh.ahona no fomba anekenao fa mafy ny mosary na ny noana aza tsy fantatrao tsy satria mpanadihady avy ao @ ny ONU nilaza anzany de ho marina daoly fa mila hita maso sy fantarina izany ary iainana .Ny ahy manko de zao resaka fivavahana sy politika na tsy mifandray aza de mitovy anisany mampisavorovoro ny fisainany fiarahamonina ary mahatonga olona tsy mandinika sasany mandefitra fotsiny @ hevitra tsy ekeny sainy...ny tsy afaka ato antsaiko na ny baiboly aza milaza tsy haiko tsara oe aiza fa ny heriny ratsy de afaka manao fahagagana sy famantarana marobe ka izay no mahamailo ahy tena izy ve sa tsy izy na ekeny hafa aza mbola ilaina ny hevitry ny fanahy ilaza ny marina(Andriamanitra 3 izay 1)
35. rabilabila ( 22/09/2008 20:32)
fa le izy ange tsy namboarina e.. fa nisy ho azy ilay fery ary tsy voazava ara tsiansa sy ara-pahasalamana hoe inona no nahatonga azy...


Tsy nisy nahazava hatramin'izao , ary mety mbola ho voazava any aoriana any , ary mety tsy hovoazava mihitsy ..... dia ahoana ?
Ka raha voazava tampoka ilay izy any aoriana any dia ahoana hoy ny Vatican ?Holazaina indray hoe "plus qu'une hypothèse"?
36. rakaroka ( 22/09/2008 20:46)
Ahitsiko ny teniko ery ambony: "selecteur" fa tsy secteur.
Dia iverenako @ izay ilay "tsipona".
Ilazana ftsn ny fomba firesaka mampiasa ny verset iray sans avoir mi-referé amin'ny contexte dia mandrirotra izany araka ny hitiavany azy:"sens inductive" fa ny tsy tsipona dia misy "ésprit d'analyse profond, mi-referer amin'ny "contexte", donk cela donne ny sens déductive".
Tsy ampitoviako ny olona sy ny fomba firesany satria mikaonty BBbbbe tsy misy ohatr'izany ny "Bagages culturelles" sy ny profondeurn'ny zavatra lazaina
eto amin'ny misy ahy eto. Ary ny heverina mi-passe any ho any hanahirana ny hiresaka, mainka moa handresy lahatra indrindra fa izany hoe tsy mpino. Samy manana ny zavatra mi-capte sy mis'interesse azy, ny an'ny sasany izao ny voninahitr'Atra no repère-ny, dia 'ngamba tsy hitany amin'ity stigmate izany nefa tsy efa mitory ny zava-bitan(ilay créateur v izany?....
37. rakaroka ( 22/09/2008 20:58)
En faite, betsaka @ zavatra inoan'ny kato anie no nampianarina ho tsy misy heviny loatra amin'ny pro. Ka ny hoe "Jesoa irery ihany: Ny Pape sy ireny karazana olo-masina aminareo ireny tsy inona amin'izy ireo mihitsy. Nekeny i Nenilava satria nisy soa "direct" azony. Rahateo raha ny marina "tsy ho inona amindrizareo mihitsy ny fahafantarana sy ny famakafakana ny "sujet"-nao eto satria karazana "derives" ho an-drizareo vu que tsy ao anatin'ireo principe de base-ny.
Fa ny mampieritreritra ahy dia misy "symbole" tokoa anie ahatarafana "sages" sns.
Tahaka ny an-dry Dalai Lama dia misy tantara lay "enfant au Tibet"; dia fantatry rizareo mialoha koa ilay "sages"
38. ikaretsaka ( 22/09/2008 23:17)
ny tsy afaka ato antsaiko na ny baiboly aza milaza tsy haiko tsara oe aiza fa ny heriny ratsy de afaka manao fahagagana sy famantarana marobe ka izay no mahamailo ahy tena izy ve sa tsy izy na ekeny hafa aza mbola ilaina ny hevitry ny fanahy ilaza ny marina(Andriamanitra 3 izay 1)


1) ilay andriamanitra telo izay iray aloha tsy voalaza ao anaty baiboly mihitsy nefa inoanao (tsetsatsetsa ny ahy iny) :-D :-D :-D
2)Andriamanitra no fahataperana fa tsy ny baiboly

3) raha tranga hoe expert sy tena nahazo sy nanovo fianarana tanteraka momba ilay tranga no mi reconnatitre azy sy mahatonga azy ho reconnu


Taiza ho aiza @ vatan'i Paoly ilay "stigmate(s)" ry ika ?

"I bear on my body the marks of Jesus," hoy ny faran'ny gaslatianinina
amiko tsy hoe aiza ho aiza no izy fa betsaka io matoa natao pluriel

ny fipetraky ny fanontaniana amiko tsy hoe firy ny isan'ny akibetongotr'i Jodasy no mahavaky loha ahy..fa ny hoe nanana akibetongotra ve jodasy?! Eny nanana izy ... firy ny isany.. na 2 na mihoatra tsy raharahako
39. bor2lais ( 23/09/2008 07:32)
Misaotra an\'i Ika namaly ny fanontaniako mikasika ny \"stigmates\" n\'i Paoly.

Ny nahatonga ahy nametraka ilay fanontaniana dia satria :

1. napetrakao tsara ny famaritana ny antsoina hoe \"stigmate\" araka ny wikipedia nosoratanao (1 @ ireo fery 5 n\'i Jesoa)
2. voalazanao fa rehefa zavatra tahaka itony dia mahagaga fa tsy \"nahataitra\" ny finoana hafa ankoatry ny Katolika

Ka eo indrindra mantsy Ra Ika ny olana : samy manana ny fandraisany azy io \"tsimpona\" nalainao ao @ Galatiana io. Ny anareo izany dia stigmate na fery physique (hita maso) no andraisanareo azy, ny an\'ny hafa kosa tsy izay ... Ary efa maro ny tranga hafa tahaka izany (tsy fitoviam-pijery) izay efa noresahina teto @ ity serasera ity ...

Ary izay no tsy maha Katolika Romana ny finoana hafa ange !

PS Milaza ianao fa tsy raharahinao na firy na firy ny rantsan-tongotry Jodasy fa ny maha rantsan-tongotra azy no zava-dehibe aminao : ny olana dia tsy rantsan-tongotra mihitsy no andraisan\'ny hafa azy ...
40. tywa68 ( 23/09/2008 08:26)
Hoy i Ika :
de rehefa inona le izy no ekena de rehefa inona no tsy ekena??misaotra sahady @ izay mety ho valiny mahitsy sy mazava

Amiko manokana rehefa ny "experts" ao Vatican no milaza fa tsy misy fanazavàna afatsy ny hoe tena fisehoana masina satria sady tampoka no sady tsy hay ny manazava azy ara-tsiantifika d ekena : @ maha-olombelona be fanontaniana d faly raha mahita olona niaran’ilay izy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2726