Ny stigmates (stigmata)

81. fijo ( 30/09/2008 22:00)
hoy rakaroka:"Koa na isika mamaky aza ve tsy mahatsapa hoe misy mandingana izany tantara izany? "

tena sahindry ny nilaza ny marina an,de hobedy eo indray izao ndry io.
82. ikaretsaka ( 01/10/2008 03:20)
fijo:

hoy rakaroka:"Koa na isika mamaky aza ve tsy mahatsapa hoe misy mandingana izany tantara izany? "

tena sahindry ny nilaza ny marina an,de hobedy eo indray izao ndry io.



ny tena misy ange ry fijo sy rakaroka de vitsy ihany ny hoe mamaky tena hoe mamaky fa toa
mitsimpona no betsaka de ka tsy hitany loatra io fahabangana be io

tsy haiko hoe oviana angaha io "trend" io hoe rehefa mahay mi citer andininy maromaro de mamerina an'iny sy mampifandraika azy @ izay tranga misy , indraindray aza mi forcer mampifandray @ zavatra tsy mifandray mihitsy!

dia hoe mahay mamaky baiboly hoe izany!
83. tywa68 ( 01/10/2008 06:36)
Ika : avelao ny fombany fa ny anao imasohana : raha mahafa-po anao d izay no hifikiro mafy satria efa miorina @izay fomba zay ny finoanao. :lol: :wink: Dia ny andr'izareo koa torak'izany :D

Fijo : ka hitsipona sa hamaky sa hanoratra vaovao ? :-D :-D :D
84. ikaretsaka ( 01/10/2008 13:37)
ka aza mifampikitikitika ny samihafa fomba aza e. misy tsy tia izay de mba hajao..
efa impiry moa izaho no namerina io diso pilipitra io sy heo raha te hitory teny sy hanao tsimpotsimpona ka tsy mahatanty kiana hoe : mandehana manao website na blaogy fa efa omena maimaim-poana izany de any migalabona!
jereo ny katolika.org
ohatra
85. tywa68 ( 01/10/2008 15:37)
:lol:
86. fijo ( 01/10/2008 20:33)
tywa an,ka ny krispijo anie toa an drazezo e,tsy mila manoratra,fa ny ao ahoriana no manoratra ny momba azy.(hic) i fijosy miaina le izy fotsiny aloha.
87. ikaretsaka ( 06/10/2008 18:30)
zany moa izy io ?
de ny inon'i rafijosy no misy stigmates le
88. tywa68 ( 07/10/2008 08:52)
Ika : ho avy eo i fijo hamaly fa tsy voatery hitovy :lol:
89. fijo ( 07/10/2008 21:09)
ny takiba,fa ny ahy ankavia,ny an'i lery tsa haiko marinana havanana na havia.
90. coopsal ( 10/11/2008 08:26)
Ikaretsaka:
Ahoana tokoa ny fijerin\'ny finoana hafa ankoatran\'ny katolika an\'io zavatra io

==>
1- Mety mba tsara tokoa raha mampahafantatra ny finoany izay hilaza ny faharesen-dahany eto mikasika ity lohahevitra ity ohatra?

2- Ny finoako : Ny filazan-tsara araka izay anambaran\'ny baiboly azy

3- Ny hevitro ny @io resaka stigmates io :
Izaho aho vao nahita ilay voambolana hoe \"stigmates\", fa raha ny amin\'ny hoe mitondra ny marik\'i Kristy dia tsy zava-baovao amiko, misoratra ao @ baiboly ary hitako @ fiainako izany. Ity misy andininy :
a- \"Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handà ny tenany ka hilanja ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy\".[Lioka 9:23]
---> Ny fahazoako izany dia signe inévitable ho an\'ny mpanara-dia an\'i Kristy ny mariky ny fiainan\'i Kristy eo aminy. @ fomba fiteny hafa dia hoe, porofo fa velona ato anatiko i Kristy dia misy holatra na fantsika na ratra tahaka an\'i Kristy niaina izany aho.

NB : Maninona tsy nataon\'i Kristy hoe \"hitondra ny hazo fijaliako\" fa hoe \"ny hazo fijaliany\" ?
---> Tsy ilay nahazo an\'i Kristy anie izany no hahazo ahy koa e! Fa eo @ situation-ko, araka ny vanim-potoana iainako sy ny tontolo itoerako dia misy hazo fijaliako, en tant que mpanara-dia an\'i Kristy marina aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1585