sekta sy ny pedofila (lasa lamaody indray)
1. ikaretsaka
(
09/04/2008 01:09)
HO an'ny miteny anglisy
http://news.yahoo.com/s/ap/20080409/ap_on_re_us/polygamist_retreat;_ylt=AnZOtp9PfTuJ_LLICInd3oes0NUE
HO an'ny miteny frantsay
http://cf.news.yahoo.com/s/05042008/3/world-texas-retirees-d-une-secte.html
Miala tsiny fa tsy misy amin'ny teny gasy aloha fa mandeha miandalana eo ihany ny fampintinana e
fa mampalahelo le ankizy ity sekta sekta voanjo alika anareo ity ka!

novalian'i fijo ny 11/04/2008 20:47
3. ikaretsaka
(
09/04/2008 01:50)
asa re..
fa io le rehefa fondamentalist sy freako right wing lazainao e

4. Mandefitra
(
09/04/2008 09:00)
Efa ela ny olona no nanararaotra @ fampiasana ny fivavahana ho fitaovana hanatanterahana ny sitrapony, hanambakana, hangoronan-karena.
Fantany tsara fa mangetaheta fahamarinana ny vahoaka.
Efa mba tokony hahiratra @ zay ny mason'ny olona ka tsy hanaiky ho voarebirebin'ny ambodia mitafy hodi-janakondry ntsony.

5. milaibe
(
09/04/2008 13:40)
Marina mintsy io ika ao dago misy karazan-javatra toy izao koa fa mbola lay la loi de silence ,d tsisy milaza ampahibemaso zay voa fa ampitahorin'ny piray secta ,efa nisy koa ny cardinal nanimba ankizy firy vao haingana tao usa tao dia nalamina ara-bola fotsiny dia mbola mitazona ny toerany ihany ,tena amboadia mitafy volokondry fotsiny
7. ari.malala
(
09/04/2008 14:31)
mila mailo fa tena mahay mandambolambo toko alou zareo e! mody Andriamanitra sy Kristy no abosesiny nefa hay zava mamohehitra no avoakany avy any...
10. ikaretsaka
(
09/04/2008 16:18)
mandinintena aloha vao miditra fa tsy tonga de velona jesosy miaraka @ versets biblique sy ny fampitahorana devoly sy afobe de de :^) :^) :^) :^) :^)
12. pissoa
(
09/04/2008 17:52)
Ika : mba omeo le famintinana @ teny gasy fa mbola kamo be za hamaky an'ireo :oops: :-D :-D :-D
13. ikaretsaka
(
09/04/2008 18:22)
cutie> mba jerena ambony ohatra de jerena ambany (dinihina iznay e) fa tsy hoe vao manao hoe ..velona jesosy @ megaphone de oueeeeeeeeeeeeee
15. ikaretsaka
(
09/04/2008 18:35)
tsy maintsy avy any ivelany aloha vao miditra anatiny...
izya foana anie raha vao zava baovao ry cutie e.
[size=8px]raha mikoty anao aho ohatra dia ianao ivelany aloha no jereko vao miditra anatiny aho[/size] :-D :-D :-D :-D

16. cutie
(
09/04/2008 18:37)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ary le izy teo nge heveriko fa leo oul te hiditra no mila mandinintena alou e :-D :-D :-D :-D

17. fijo
(
09/04/2008 20:24)
tsy mbola henon'ilahay ngaha ilay tao la reunion????
bandy kely mbol ampianatra no namorona hoe mahita an'i maria foana di aizay.nino aby ny vendrana,dia iny lery fa nanomboka nanararaotra ny ankizy,ary niafara tamin'ny fangalarana ankizy mo any farany,ka izay no nampigadra azy.
ny olana anie dia izao e,asaina mivavaka ilay olona,nefa raha ny fahalalako azy dia 80% ny mpino ,no tsy mahalala akory izay tena anton hinoany izay hinoany.hany ka lasa minomino foana

18. Rground
(
09/04/2008 21:08)
>>>Raha à perpetuiter ny peine omena ny mpamono olona dia ny an\'ny pédophile tokony ho peine de mort, ary omena 3 andro izy mihidy ao anaty efitra maizina alohan\'ny mise à mort; tsy omena na sakafo na rano mba hahafahany miomana mibebaka hahatsapàny tsara ny heloka vitany ka hihatrehany ny fitsaràna azy any ankoatra any!
>>> Satria raha ny mpamono olona, ....nanome saran-dalana ho an\'ny olona novonoiny izy, ary ny heloky ny olona novonoiny, dia izy namono no mizaka izany mandra-pahafatiny fa ilay olona maty, afaka tsy mahare fanaintainana intsony, Avy eo ny fianakavian\'ny maty malahelo, maratra fa mba mionona kely fa migadra mandrampahafatiny ilay namono ny havany
>>> Fa ilay pédophile nanolana zaza kosa.... tsy fantatra na hanao ahoana ny takaitra mahazo\' ilay zaza mandritra ny androm-piainany vokatry ilay habibiana nahazo azy, na lasa biby koa ilay zaza avy eo ka ho feno fankahalàna sy tahotra sy henatra mandrampahafatiny, fa ny azo antoka aloha dia voafatotra ilay zaza ka na tsaboina aza misy takaitra foana, ary ny fanahiny tsy fantatra na ho avotra na tsia raha sanatria lasa mivadika biby izy... ny fianakaviany indray sady marary no menatra no toy ny voahozona hanamelo-tena mandrakizay....
Mendrika ny hatao toy ny fanao taloha hoe fatorana vato ny tendany dia hatsipy any anaty ranomasina... fa manimba ny fanahy maha-olona

20. ikaretsaka
(
09/04/2008 22:00)
mbola eto an-tany aby izy @ iznay fampijaliana isan-karazan'i laisany izany .. fa ny tena milay dia alefa en orbite ry zareo dia hanaovana karazana prison eny mihitsy dia ny T... sy ny am.... ny any no processer-na ho haniny...
rehefa tsy mivalana intsony dia maty
rehefa maty dia tsy eto an-tany intsony fa any @ ze misy azy any... na ny ahita ny fasany aza manko mahakamo