sekta sy ny pedofila (lasa lamaody indray)

21. fijo ( 09/04/2008 22:16)
ka ny zon'olombelona kosa tsy manaiky izay ka.raha hovonoina izy,aleo avy dia vonoina fa tsy atao izany,na dia "tiako koa aza"ny hampijaly azy.
22. ikaretsaka ( 09/04/2008 22:29)
ko efa processer-na ange hoa le zavatra fa tsy hoe hampihinanana azy manta e...
23. kiadi ( 09/04/2008 22:39)
nisy amako zay nilaza tamiko fa ny religion retra de secte doly na katolika io na protestant io na...........sns! fa misy ny secte "legal" de misy ny tsy legal!
any amerik du nord (canda/us) betsaka ny secte legala any nefa tsy legal @ firenena maro eto europe! de nisy ko aza secte teto europe nifindra tany satria lasa tsy legal ry zareo taty!
24. fijo ( 10/04/2008 20:57)
marina fa sekta daholo aloha no niantombohany.tsy mbola nisy nanda izany na ny pretra aza,fa manomboka amin'ny fotoan ahoe eken'ny maro ilay izy,dia miova ho finoana malalaka izy.
25. ikaretsaka ( 10/04/2008 21:50)
tsy hoe rehefa eken'ny maro.. fa tsy rehefa nuisible eo @ fiaraha monina
26. niryna ( 11/04/2008 15:50)
io dia endrika iray misy ary fivavahana mormone no manao an'io.Tsy misy miafina izay tsy ho hita ary tsy misy takona izay hipotra koa manaova ny marina foana fa na ny eitreritra aza dia efa mamosavy sy hanenjika raha tsy manaraka ny tenin'Atra.
Izay koa no antony hitenenana lava hoe diniho ny soratra masina,araho izay voalaza fa tsy izay mifanaraka ny saintsika ihany akory.
Asan'i satana daholo izany ary ny lalana dia na miankavia na miankavanana na mandroso na mihemotra fa raha eo ampovoany hianao sady tsy miditra no tsy mivoaka,tsy mangatsiaka ,tsy mafana,miroradroraka toa hivoaka ,toa hiditra toy ny lelon-jaza eo fontsiny =)) =))
27. cutie ( 11/04/2008 16:58)
le filazan'i niryna koa mampime mitsy =)) =)) =)) =)) =)) =))
28. ikaretsaka ( 11/04/2008 19:07)
le izy hoe "fundamentalist"
dia rehefa fundemantaliste izany dia mifandray @ satana foana raha jerena ilay lojikan'i niryna?
29. fijo ( 11/04/2008 20:47)
misy tsy nuisible nefa tsy mbola ekena ho religion ka.misy pretra vazaha izay efa nanazava an'io hoe,rehefa maro ny olona no manaiky sy manaraka ilay izy,dia lasa religion le izy.tamin'izay io rangahy io dia nanazava fa raha tsy nanaiky ny kristianisma i contantin dia tsy nihitatra taty europe io sekta io,ary raha ireo vitsy tao palestina fotsiny no nanaraka io finoana io dia nijanona ho sekta io.
izay no mbola maha sekta ny siantolojia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4143