Tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny
1. ikaretsaka
(
01/09/2010 22:28)
nasain'i Mpanazava nanokafana lohahevitra vaovao moa ity ka indro ary:
somary manampy an'io fotsiny...ny ahy ity mba tsetsatsetra
fa maninona ho' a ireo manao baiboly fotsiny no mainka nisaratsaraka be noho ilay nampiasa io toko telo mahamasa-nahandro lazain'i hery io e?
nefa raha ny tokony hoe izy dia hoe ny "mino zavatra 1" no tokony hoe ho "iray tsy mivaky nohon'ny mino zavatra maro"
nuy tsapa izao samy mino baiboly aby, kanefa samy hafa ny hevitry ny TJ (izay mampiasa baiboly fotsiny) sy ny Loteranina (samy mampiasa baiboly fotsiny) sy ny (fiangonan'i miharena moa ilay misy miplonge be iny rehefa atao batisa)? momban'ny lakroa ohatra na momban'ny batisa ohatra..
nefa ilay mampiasa ilay zavatra hafa ankoatran'ny baiboly , izay raha ny tokony ho izy dia ry zareo no tokony hisaraka beeee mihitsy.. nefa mitovy foana ny heviny ohatra momban'ny trinite ( izay tsy ao anaty baiboly)ohatra, na raozery, ny sapile sns.. na any Afrika ianao no manontany na any shiine
hoy i hery momban'ny resaka tary ambany tary momban'ny katolika:
Tsy avy ao amin'ny baiboly daholo ny foto-pinoan'ny Katolika. Lany andro eo ianao raha hitady ny zavatra rehetra iainan'ny katolika ao amin'ny Baiboly FOTSINY. Satria amin'ny Katolika dia 3 no fototra mahamasa-nahandro. Ny Baiboly, Ny Lova-tsofina nifandimbiasan'ny ankohonana (traditions), ary ny firaisana ao amin'ny mpitondra ny Fiangonana (magistère).
Ireo no mbola mahatonga ny Katolika ho katolika hatramin'izay 2000 taona mahery izay.
somary manampy an'io fotsiny...ny ahy ity mba tsetsatsetra
fa maninona ho' a ireo manao baiboly fotsiny no mainka nisaratsaraka be noho ilay nampiasa io toko telo mahamasa-nahandro lazain'i hery io e?
nefa raha ny tokony hoe izy dia hoe ny "mino zavatra 1" no tokony hoe ho "iray tsy mivaky nohon'ny mino zavatra maro"
nuy tsapa izao samy mino baiboly aby, kanefa samy hafa ny hevitry ny TJ (izay mampiasa baiboly fotsiny) sy ny Loteranina (samy mampiasa baiboly fotsiny) sy ny (fiangonan'i miharena moa ilay misy miplonge be iny rehefa atao batisa)? momban'ny lakroa ohatra na momban'ny batisa ohatra..
nefa ilay mampiasa ilay zavatra hafa ankoatran'ny baiboly , izay raha ny tokony ho izy dia ry zareo no tokony hisaraka beeee mihitsy.. nefa mitovy foana ny heviny ohatra momban'ny trinite ( izay tsy ao anaty baiboly)ohatra, na raozery, ny sapile sns.. na any Afrika ianao no manontany na any shiine
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 22:51
2. ouioui
(
01/09/2010 23:06)
Ity lesy misy tsetratsetra tsy aritra koa a, ny anelah anie izany dia OGM, Andriamanitra mahay ny zavatra rehetra izany ve leisy de hamela ny tia ampitaina @ olona @ lovan-tsofina a?? Tsy miady zany bainn a, fikabe nataon'ny kato hanamboamboarana ny dogmes fotsiny io
Ty kofiboay ty ary mahay manazava noho elah , henoy tsara ny fanazavany aloha , fa aza maika tsy faingana ny mamaly [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
3. andrywui
(
02/09/2010 09:41)
mahamay be ikaretsaka ato zany !...
-- ny fanotaniako ao ambany ao amizany tsy valian-draika mihitsy fa mitsoatsoaka aty !

4. ikaretsaka
(
02/09/2010 13:20)
andrywui:
mahamay be ikaretsaka ato zany !...
-- ny fanotaniako ao ambany ao amizany tsy valian-draika mihitsy fa mitsoatsoaka aty !
bedebe ny pieces nodinganin'ilay quebecois ohatra hoe ny Kato nge no namorona sy ni preserver ny baiboly e, ohatra hoe adinony hoe tsy hahita baiboly hiondanana ny mpiondana baiboly fa dia mbola ho rouleaux sy tablettes kely bedebe no ho hitany
Miresaka ogm lery. amiko le izy tsy mitombina , satria na iza na iza amintsika miresaka eto izao , tsy maintsy efa nihinana na nikitika OGM... iza no tsy mbola nihinana zavatra natao grefy, iza no afaka milaza ga tsy "ketsa 9 andro" io vary nohaniny io?
iza no tsy sahy milaza fa tsy misy Ogm ireny menaka sy ronono hafarantsika any ivelany ireny?
dia ny adinon'i lery koa dia hoe fa naninona Atra no nandefa an'i Jesoa fa tsy soratra dia ampy?
nanontaniako azy moa io fa tsy mbola novaliany mandrak'ity
5. Mpanazava
(
02/09/2010 14:32)
Misaotra betsaka amin'Ikaretsaka aloha nanao ilay sujet fa tena tsara eh! Tsy tiako hifangaro manko ilay tary nahatonga ahy nanasa anao hanokatra hafa satria zavatra tsy mitovy.
F'angaha tsy ilay toko telo nahamasaka andro no tena nisarasaraka ka lasa an'alina eh? Raha Katolika fotsiny taloha no atao hoe Kristianina; tsy tokony ho voatana ve izany toerana izany fa naninona no nizarazara nisy ny Prot, Anglikanina, TJ, ....feno page? Tsy fantatra hoe iza no tena niparitaka?
fa maninona ho' a ireo manao baiboly fotsiny no mainka nisaratsaraka be noho ilay nampiasa io toko telo mahamasa-nahandro lazain'i hery io e?
F'angaha tsy ilay toko telo nahamasaka andro no tena nisarasaraka ka lasa an'alina eh? Raha Katolika fotsiny taloha no atao hoe Kristianina; tsy tokony ho voatana ve izany toerana izany fa naninona no nizarazara nisy ny Prot, Anglikanina, TJ, ....feno page? Tsy fantatra hoe iza no tena niparitaka?
6. ikaretsaka
(
02/09/2010 14:39)
satria te hampiasa baiboly fotsiny ireny
dia naninona zao samy prot ohatra ry mpana dia misy ny huguenots sns... na avy eo nisampana t@ fjkm de nisy tanin'anandrano , avy eo misy koa any US le hoe 1st baptista sy second batista ireny...

7. Miharena
(
03/09/2010 05:56)
Raha miresaka momba ny fitsipotipotehan'ny fiangonana dia zavatra normal tsara. Fomban'ny olombelona avokoa izany satria rehefa leoleo ny fombafomba iraisana teo aloha dia mamorona fomba hafa indray hanompoana ka lasa tarika maro samy manana ny fombany avy eo.
Ny maha-raharaha izany toetra izany dia rehefa tsy hita intsony ny Loharano fa tototry ny dogmes sy fitsipika ny fifampitaizana ao amin'ny fiangonana misy araka ny tariny avy.
Ny baiboly fotsiny tsy misy vokatra mivaingana amin'ny fitomboana ara-panahy dia tsy misy varany.
Ny fomba fiainan'ny Mpino dia tokony ho hita taratra amin'ny fivelarany tsara ary tsy manam-petra ny fomba fijeriny. Izay no antony hijerena taratra ny vokatry ny finoana nisy teo amin'ny tsirairay izay afaka nijoro sy nanoratra izany satria toetra mizara avokoa izany rehetra izany.
Hoy Ika etsy ambony hoe ny an'i Miharena angamba ireny mitsobo-drano ireny, dia hoy aho hoe tsy izany mihitsy fa raha izaho no anontanianao ny amin'ny finoako dia hoy aho hoe tsy manam-petra ny finoako fa tsy fombafomba ivelany.

9. ikaretsaka
(
03/09/2010 12:31)
Miharena:
Raha miresaka momba ny fitsipotipotehan'ny fiangonana dia zavatra normal tsara. Fomban'ny olombelona avokoa izany satria rehefa leoleo ny fombafomba iraisana teo aloha dia mamorona fomba hafa indray hanompoana ka lasa tarika maro samy manana ny fombany avy eo.
de eo no mahagaga ahy ry miharena...
satria raha jerema manko ka raha izay metimety aminao @ momban'Atra ihany no ekenao fa izay tsy metimety na mankaleo anao na manafintohina anao dia tsipahinao na odianao fanina na ignorevanao, na amoronanao vaovao karazan'ny fanambarana iny "metimety aminao" iny... dia mazava be fa tsy Atra intsony no inoanao @ izay fa ny tenanao
10. ouioui
(
03/09/2010 14:59)
Kay klé , ika indray no miteny izay metimety , impiry impiry leisy elah izay no maka izay ohatra mampetipety anelah bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
Tsy mitovy ny ogm sy ny grefy bainn a???
Sarotra @ ika ny mamaly an'io , lasa nitady roue de sécours ndray nedala zay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
ika:
Miresaka ogm lery. amiko le izy tsy mitombina , satria na iza na iza amintsika miresaka eto izao , tsy maintsy efa nihinana na nikitika OGM... iza no tsy mbola nihinana zavatra natao grefy, iza no afaka milaza ga tsy "ketsa 9 andro" io vary nohaniny io?
Tsy mitovy ny ogm sy ny grefy bainn a???
mpanazava:
F'angaha tsy ilay toko telo nahamasaka andro no tena nisarasaraka ka lasa an'alina eh? Raha Katolika fotsiny taloha no atao hoe Kristianina; tsy tokony ho voatana ve izany toerana izany fa naninona no nizarazara nisy ny Prot, Anglikanina, TJ, ....feno page? Tsy fantatra hoe iza no tena niparitaka?
Sarotra @ ika ny mamaly an'io , lasa nitady roue de sécours ndray nedala zay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
11. ikaretsaka
(
03/09/2010 15:08)
samy modifier ry ouioui na grefy na ogm a fa tsy eo no mody anona eo... na lahy lasa vavy na vavy natao eprouvette dia vavy ny anarany
fa tsy hoe samihafa ny nataio operation sy ny tao anaty eprouvette
ka izao ny katolika nitana ny toko telo..mbola katolika ihany ny anarany hatramin'izao, fa ireo izay tapak'hevitra fa ny boky 1 ange de ampy ireo misaratsaraka be ireo..
hoe aleo izahay hiala fa 1 de ampy.... ireny no mainka nisaraka anie e!
fa tsy hoe samihafa ny nataio operation sy ny tao anaty eprouvette
mpanazava:
F'angaha tsy ilay toko telo nahamasaka andro no tena nisarasaraka ka lasa an'alina eh? Raha Katolika fotsiny taloha no atao hoe Kristianina; tsy tokony ho voatana ve izany toerana izany fa naninona no nizarazara nisy ny Prot, Anglikanina, TJ, ....feno page? Tsy fantatra hoe iza no tena niparitaka?
ka izao ny katolika nitana ny toko telo..mbola katolika ihany ny anarany hatramin'izao, fa ireo izay tapak'hevitra fa ny boky 1 ange de ampy ireo misaratsaraka be ireo..
hoe aleo izahay hiala fa 1 de ampy.... ireny no mainka nisaraka anie e!
12. ouioui
(
03/09/2010 15:34)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Organisme_génétiquement_modifié
http://fr.wikipedia.org/wiki/Greffe_(médecine)
Samihafa ny greffe sy ny greffe-ogm bain a,
Greffe fantatr'ela ireny voasary tapahian dia afatotra eo ohatra ny palmos ohatra tsy misy hitovizany mihitsy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]

13. ikaretsaka
(
03/09/2010 15:40)
fa samy modifie letsy zany an.. any no tiana hahatongavana fa tsy hoe ahoana ny nanaovana azy
14. ouioui
(
03/09/2010 15:52)
Zay le valintenin'olona matikambo , adinon'elah sahady ve ny nolazain-drahery hoe mila fanentretena bainn
Ko lazin'elahn fa nihinana OGM daholo ny olona klé , tsss diso be elah bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]

15. ikaretsaka
(
03/09/2010 16:11)
izya indray le mitsaratsara fahatany! inona izao no idiran'ny matikambo amzany?... zany ve letsy de tsy hitan'ialahy hoe samy modifiena ny zavatra 1 na ogm na grefy?
16. ouioui
(
04/09/2010 00:07)
ika:
Miresaka ogm lery. amiko le izy tsy mitombina , satria na iza na iza amintsika miresaka eto izao , tsy maintsy efa nihinana na nikitika OGM... iza no tsy mbola nihinana zavatra natao grefy, iza no afaka milaza ga tsy "ketsa 9 andro" io vary nohaniny io?
iza no tsy sahy milaza fa tsy misy Ogm ireny menaka sy ronono hafarantsika any ivelany ireny?
Resak'elah io , iza no mi-affirmer an'io izao raha tsy elah irery nefa raha ahitsy elah dia avadika fa mitovy ihany, ka tsy any le kôzy bainn , samihafa hoa izany , izay fotsiny fa tsy eo ndray no ananona eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
17. ikaretsaka
(
04/09/2010 19:24)
hazavao ny maha samihafa anazy : io foana ange ny nangatahina amin'ialahy hatramin'izay e
raha milaza ialahy heo izoa ny hevitr'ialahy dia lazao hoe satria nahoana?
raha miteny ialahy hoe samihafa.. alefaso ny arguments handresen'ialahy lahatra ny olona tsy mitovy hevitra @ ialahy
izay fotsiny ange e!
amiko izao ny zavatra hoe hoe "modifie" dia izay zavatra hoe nasiana intervention hafa sy fanovana natao t@ ilay concept original hatrany am-boalohany: samy mahafehy io fepetra io na ny grefy na ny OGM--> donc samy modifie
Hoy ialahy hoe samihafa... hazavao ary!

18. Miharena
(
06/09/2010 06:36)
Miharena:
Raha miresaka momba ny fitsipotipotehan'ny fiangonana dia zavatra normal tsara. Fomban'ny olombelona avokoa izany satria rehefa leoleo ny fombafomba iraisana teo aloha dia mamorona fomba hafa indray hanompoana ka lasa tarika maro samy manana ny fombany avy eo.
Ika:
de eo no mahagaga ahy ry miharena...
satria raha jerema manko ka raha izay metimety aminao @ momban'Atra ihany no ekenao fa izay tsy metimety na mankaleo anao na manafintohina anao dia tsipahinao na odianao fanina na ignorevanao, na amoronanao vaovao karazan'ny fanambarana iny "metimety aminao" iny... dia mazava be fa tsy Atra intsony no inoanao @ izay fa ny tenanao
Dia hoy aho aminao hoe aza gaga fa normal izany satria ny finoanao ny tenanao no voaloham-pahendrena mba tsy hamaritanao be fahatany ny momba an'Andriamanitra.
Rehefa fantatrao fa misy ianao ary Izy no namorona anao araka ny endriny ary miaina ara-dalàna ao anatinao dia izay ilay finoana tsy manam-petra. Hevi-dravina ny ambiny rehetra izay miserana ka tsy tokony hifikirana.
Na isika milaza tsipotipotika io aza tsy haharitra izany satria hevi-dravina ka ho rava ho azy avokoa rehefa tafatoetra tsara ny maha-izy ny tenantsika tsirairay izay manana fiainana mandrakizay.
19. andrywui
(
06/09/2010 08:04)
ataondra ouioui miaingainga amin'ny tany mihitsy Ika ato zany le ! ..... Ikaretsaka ve ahavoa an'i ouioui na handeha mbamin'ny lohany eo aza e ! ... aleo r'ika miala raha vao ouioui fa sady teoloziannn gaigy io no psycholog mozatra be no politisiannn goaika antitra a ! .. nareo vao zaza omaly io tsy ahavoa an'io mitsy fa petsa eo fona Ika io ! jereo anie ny valitenindra ika fa boraingona daholo sisa anaovanlery azy e hon hon hon
20. ikaretsaka
(
06/09/2010 16:53)
Miharena:
Miharena:
Raha miresaka momba ny fitsipotipotehan'ny fiangonana dia zavatra normal tsara. Fomban'ny olombelona avokoa izany satria rehefa leoleo ny fombafomba iraisana teo aloha dia mamorona fomba hafa indray hanompoana ka lasa tarika maro samy manana ny fombany avy eo.
Ika:
de eo no mahagaga ahy ry miharena...
satria raha jerema manko ka raha izay metimety aminao @ momban'Atra ihany no ekenao fa izay tsy metimety na mankaleo anao na manafintohina anao dia tsipahinao na odianao fanina na ignorevanao, na amoronanao vaovao karazan'ny fanambarana iny "metimety aminao" iny... dia mazava be fa tsy Atra intsony no inoanao @ izay fa ny tenanao
Dia hoy aho aminao hoe aza gaga fa normal izany satria ny finoanao ny tenanao no voaloham-pahendrena mba tsy hamaritanao be fahatany ny momba an'Andriamanitra.
Rehefa fantatrao fa misy ianao ary Izy no namorona anao araka ny endriny ary miaina ara-dalàna ao anatinao dia izay ilay finoana tsy manam-petra. Hevi-dravina ny ambiny rehetra izay miserana ka tsy tokony hifikirana.
Na isika milaza tsipotipotika io aza tsy haharitra izany satria hevi-dravina ka ho rava ho azy avokoa rehefa tafatoetra tsara ny maha-izy ny tenantsika tsirairay izay manana fiainana mandrakizay.
dia eo no fanintaniana ary ry Miharena ho'a .. hoe noho ianao sa noho i Atra..no antony inoanao?