Tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny
21. Miharena
(
07/09/2010 04:24)
Mazava Ika fa raha tsy misy aho na ianao io dia tsy afaka ny hiresaka finoana akory aza. Ny finoana voalohany hananan'ny tsirairay raha vao teraka ambonin'ny tany izy, alohan'ny handrenesany izay fitantaran'ny olona isan-karazany, dia mazava fa ny hoe misy izy aloha ary mahafantatra fa misy ireo manodidina azy. Dia miainga eo avokoa ny fanadihadiana rehetra momba ny voary avy amin'ny tsirairay.
Ilay manadino ny fametrahana ao antsaina ny fisian'ny tena mihitsy no mampisavoamboana ny olona ary mihevotra izy fa ivelany no ahazoany ny fahalalàna na finoana. Nefa izany dia ao anaty ary fohazina raha matory.
Ilay manadino ny fametrahana ao antsaina ny fisian'ny tena mihitsy no mampisavoamboana ny olona ary mihevotra izy fa ivelany no ahazoany ny fahalalàna na finoana. Nefa izany dia ao anaty ary fohazina raha matory.
22. ouioui
(
08/09/2010 22:51)
andrywui:
ataondra ouioui miaingainga amin'ny tany mihitsy Ika ato zany le ! ..... Ikaretsaka ve ahavoa an'i ouioui na handeha mbamin'ny lohany eo aza e !
Ny tena mampmé @ lery anie dia izao e, lazainy fa hoe efa nihinanana OGM daholo hono ny olona satria efa voagreffés daholo ny ankamaroan'ny zavatra rehetra , teo no nanitsiako azy fa tsy mitovy ny OGM sy ny grefy, dia io misarizoro io nedala , dia hoatran'ny mahazatra ihany dia iny no hialany ny fanontanian'olona, dia mody @ resaka hoe samy modifiés indray no hanodinana ny valinteny boraingona
Averiko @ elah le fanazavana bainn ika a! mety tsy nianaran'ela tany @ teolojia izy ity fa raha nanao agronomia elah tonga de mazava be
OGM; ohatra , iny voatabia iny dia mora lo, sy hanin'ny bibikely, dia misy kosa anefa gènes hafa @ karazana voatabia hafa mahatohitra kokoa an'ireo voalazako etsy ambony dia iny no alaina dia ampidirina @ adn'ilay voatabia mora simba ...,tsy hitan'elah maso akory ny fiaovana bainnn a
Greffes; tapahin'elah ny rantsam-boasary dia tohizana rantsam-boasary hafa ohatra dia manomé mandarine na hoatran'izay , hitan'elah maso fa zavatra voasary hafa mihitsy no vokany
Iza moa leity no tsy mahalala fa samy zavatra niova ireo fa filazan'ingahy samy efa nihinana OGM satria greffe daholo no mampihomehy[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
