kolotora kamikaze

1. ikaretsaka ( 27/01/2009 23:55)
Anisan'ny fomba fitenintsika malagasy ny hoe " efa nisotro ny aleoko maty" sy ny hoe efa "mby an dakana ka tsa mimpoly koa". Na "ze sahy maty no mifono lambamena" De mba lasa ny heritreritro hoe taloha ange izany dia hay efa tena kolotora malagasy mihitsy ny banzaii sy ny kamikaze e..isika rahateo moa milaza fa misy ifandraisany @ iny faritra atsimo atsinanan'i asia iny...
Lasa maha 8O be antsika manko ny manao sorona ny ainy..nefa kay izany efa ao anaty ra malagasy
novalian'i ndenn ny 07/03/2009 15:32
2. xxx ( 28/01/2009 01:12)
Dia mbola hiverina @ izany indray ve re?
3. ikaretsaka ( 28/01/2009 03:44)
Manontany sy remarques ary mampatsiahy sy mampandinika ohatran'ny hevitra rehetra io ry ndenn a
4. sitlo ( 02/02/2009 07:11)
Ilay kamikazy aloha dia na ny japoney aza dia nifamaly tamin'io. Maro ireo nandà fa noterena fotsiny. Ny sasany indray efa very fanahy mbola velona dia aleo maty toy izay babo.

Raha ireo an'ny malagasy ireo indray dia ireo vatan-dehilahy amin'ny tafika no tena mpiteny an'ireo. Ary fantatsika fa efa hatry ny naha-gasy ny gasy no nanana tafika ny toerana tsirariray.
5. ndenn ( 21/02/2009 18:39)
Andriamanitra ô ,aza mitondra anay ho amin' ny fankampanahy ,azon' ikaretsaka vé ?
6. ikaretsaka ( 22/02/2009 01:28)
Tsy hitako ny idiran'ny resaka fakam-panahy @ io. Ianao izany ve raha manontany ny tenanao @ zavatra miharihary fanao nefa odian-tsy hita de tsy mahazo satria hoe {akam-panahy"?
Hazavao ny fifandraisany azafady
7. Mirananirina ( 22/02/2009 16:53)
Ika: tara indray aho amin'izany tantara Kamikaze izany fa azonao hazavaina ve
8. ikaretsaka ( 22/02/2009 20:51)
mirana> vakio ny tari-kevitra eo ambony
9. Koditra ( 22/02/2009 21:47)
Ika : zay tsy napenarina sy tsy nozarina t@ zany, ny manao lalampoza ra vao misy ny oaiaoay no napenarina anay :-D :-D
10. ikaretsaka ( 22/02/2009 22:21)
Kolotsaina gasy koa na jiosy aza le hoe manao fialan'ny jiosy ka
11. Koditra ( 25/02/2009 17:54)
kay nisy anzay fomba fiteny zay ko mou klé :-D
12. kelly13 ( 25/02/2009 18:26)
pov jiosy
13. ndenn ( 07/03/2009 15:32)
Very fanahy mbola velona dia aleo maty toy izay babo.
Raha ho faty aho matesa rahavana .

Mbola manginy ny efa notanisainareo teo ambony ireo.Ary angaha hadino fa betsaka anie ny gasy no taranaka arabo efa hatry ny ela ,jereo fotsiny ny fanonona ny volana sy ny andro @ teny malagasy .Alatsinainy (alatnain ),Talata (talat ) .....Alahady (Alahamad)teny arabo tsy misy valaka .
Janoary ,Febroary ,....Alimanara (Almanar ),Samy misy kiolitiora kamikazy daholo rehefa sivilizasiona nanana ny naha-izy azy talohan' ny taonjato faha6 taoria' i J.C.Fa tena nisongadina be izany t@ andron' ny mpanjaka taloha teto Mcar.
Raiso ohatra ny tenin' Andrianampoinimerina hoe : " ny ranomasina no valamparihiko" .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745