tache na holatra

1. mimich ( 12/09/2006 11:13)
misy fomba ve ahafahana manala ny tache mainty na holatra kely vokatry ny fery na ratra tamin'ny vatana
novalian'i fijo ny 18/10/2006 21:23
2. Fiffi ( 12/09/2006 12:43)
hummm! mety ho afaka tokoa ve ireny ?
3. Belle ( 12/09/2006 12:49)
Manao ahoana Mimich,

Misy fomba tokoa ary tena mandaitra raha ny nahazo ahy no jerena. Nisy kyste teo amin'ny ampelan-tanako (poignet) teo dia nodidina tamin'ny volana mai teo. Nony sitrana soa aman-tsara aho ka niverina nijery ilay mpandidiko hojereny dia nolazainy hoe: raha tianao hanjavona io holatra io dia asio "crème écran solaire isan'andro mandritra ny enim-bolana". Manisy foana tokoa aho izao ary efa miverina tsikelikely miha-maka ny mason-koditro ny faritra nodidina. Mbola misy telo volana moa izany dia mety tsy ho hita faritra intsony akory ilay izy antenaiko.

Torohevitra fotsiny ihany io fa araka ny fahavaranao ihany koa no hahamety na tsia azy.

Veloma indray,
Belle
4. tsoah ( 12/09/2006 15:54)
mandehana nama makany @ radoko specialista de araho tsara izay lazainy de OK izay blem @ tenanao :wink::wink::wink::wink:
5. bibilax ( 12/09/2006 18:41)
slt ary misy mahita fanafody ve ilay tache fotsifotsy otrany bobo ireny , misy namako izay misy anireny fa mbola kelikely ihany ny azy , maro ny olona no efa feno anizy ireny fa tsy haiko, na mety ho afaka ihany misaotra mialoha ok
6. andry08 ( 12/09/2006 19:19)
mandehana nama makany @ radoko specialista de araho tsara izay lazainy de OK izay blem @ tenanao
hoy i tsoah
7. Fiffi ( 12/09/2006 20:48)
nahita an'ity aloha aho sao de misy mahasoa hiany ?
http://www.scarfix.ca/
8. watafon ( 12/09/2006 20:53)
azo esorina ireny k , sady efa misy manao chirurgie plastique eto amintsika zao !
9. nambina ( 13/09/2006 07:28)
Fiffi> koa hisy anio ve any dago akia?
watafon>azo hatokisana ve ireo dr manao ch.plastika, izany hoe tena kalifié tsara ve zareo?
10. fijo ( 13/09/2006 21:31)
taty ivelany anie ireo no nianatra e.ka raha tsy mahay izy,dia ny fampianarana azony aty no ratsy
11. watafon ( 14/09/2006 20:29)
nambina : manana ny diplaoma ara-dalàna ireo k ! tsy mena-mitahy @ ny avy any ivelany ! misy patient ko zay nalàna cicatrice chéloide ngoza b zay fa afaka tsara k !
12. fijo ( 14/09/2006 21:41)
ka izay wa,matoa mahazo faripahaizana dia nianatra
13. nambina ( 15/09/2006 17:19)
f'anga akia ry fijo izay nianatra rehetra d mahay a, betska ny cas henoko any an-dafy any fa tsy misy simba mihintsy ny tarehiny olona. Ohatra ny mamany Sylvestre Stallone, efa mba hitanareo, tena mividimbidina tsy misy hilavana azy izany nefa zareo aza b vola mbola tratrany tsy mahay ihany nefa hoe to manana diploma firy ilay mandidy azy no kalifier efa firy tona ihany koa!
14. watafon ( 17/09/2006 16:14)
zay ndray no tsy haiko kle !
15. Fiffi ( 17/09/2006 20:23)
ohatran'ny nahasimba ny tarehin'i Michael Jackson koh! tsy nahay le nanao azy de efa im-piry natao operation izy ? saika efa tsy nisy orona intsony !
16. HESHA ( 18/09/2006 08:59)
le creme solaire mety hoe mandaitra ra am faritra azon ny masoandro ilay holatra, fa aona ndray ra ny kibo ohatra no misi na ny tratra, le tsy azon ny masoandro ini ra tsy eny am plage nefa tsy afaka hijann 6 mois eny am plage ry reto ?
17. mimich ( 19/09/2006 14:36)
ka ny tena prb anie de ny ranjoko no misy ilay tasy sy holatra ee nefa sasany am le izy aza efa tam za nenjera tam mbola kely an!!! de wain be refa manao jupe fa be kotro maro holatra,hita miavaka eny tsinn le izy nefa ny andro zao efa mafana de mba te hanao jupe matetika eee.
18. fijo ( 19/09/2006 21:59)
manaova jupe ry mimich an,izay maso mijery eny ve .ssshhhhhh
amiko klo izay nianatra ka nahazo faripahaizana dia mahay e.raha tsy hoe diploma novidiana ngaha.
19. mimich ( 20/09/2006 06:37)
fijo>sotsa eeee
20. fijo ( 26/09/2006 21:39)
tsy misy saotra ka,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0945