fitsaboana tatsinanana

1. mimich ( 20/09/2006 11:29)
Malaza efa hatry ny ela ny fitsaboana tatsinanana ary tena nanana ny nahaizy azy tokoa hatramin'izao. ahoana ny hevitrareo amin'io , ankasitrahinareo ve indrindra fa ianareo Dr izay azo lazaina fa nifototra kokoa amin'ny fitsaboana tandrefana .
Misokatra ny adi-hevitra
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:00
2. adidy ( 20/09/2006 12:24)
Tsy haiko aloha hoe aiza ilay faritra atsinanana lazain'i mimich, fa ny ahy izao ny fitsaboana asiatika tiako satria sady mitana ny nentin-drazana izy no mahafehy ny fitsaboana moderna!
Ny hitako mety mahavoa dia ny tsy fahafantarana hoe hatraiza ny limite-ko na ny fahaizako ka indraindray tsy maka hevitry ny namana hafa dia lasa ny marary no voa!
3. cutie ( 20/09/2006 13:40)
fitsaboana asiatika le tatsinana.
Ny ahy koa io fitsaboana tatsinana io no tiako :lol:::lol::lol:
4. mimich ( 20/09/2006 13:50)
adidy> ie amin'ny ankapobeny aloha dia fitsaboana asiatika ilay tatsinanana tiana holazaina eto , nefa tsy voafetra raha misy hafa ankoatra izay ka azo ambara.
5. rasoul ( 21/09/2006 09:19)
tsara ihany ny fitsaboana tatsinana fa ny tsy itiavako azy kely de ry zareo tsy mino an'andriamanitra fa raha ampifandraisindryzareo io de tena tonga lafatra
6. Vaika ( 21/09/2006 09:26)
rasoul : tandremo fa na ny fitsaboana "tandrefana" aza dia tsy mampiasa baiboly na fivavahana rehefa mitsabo an ! Ny tiko lazaina dia tsy vaha-olana amin'ny rehetra ny finoana (na tsy finoana) fa samy manana ny place-ny ny zavatra rehetra. Tsy mifandaka velively amin'ny finoanao ny fitsabona tatsinana, araka ny hevitro. Azonao atao tsara ny mivavaka ho anao (sy ho azy) no sady tsabona amin'io fomba io.
7. Vaika ( 21/09/2006 09:39)
Araka ny hevitro dia maro karazana ny fitsabona asiatique. Fa ny "médecine chinoise" angamba no saika mba asiko resaka kely satria tena lavorary tokoa. Afangaro amin'ny médecine traditionnelle izy io (à tort !) nefa tena efa lasa lavitra mihintsy. Matetika mantsy dia ampitahaina amin'ny médecine occidentale (la médecine classique et scientifique) ny médecine chinoise fa raha ny tantara no jerenea dia tokony hifamadika ny fampitahana (raha ny marina dia mifameno ireo fomba fitsabona ireo fa tsy mifaninana) satria efa 5000 taona no nisian'ny médecine chinoise na dia vao tamin'ny 1978 aza ny OMS no ni-reconnaître officiellement fa ny acupuncture dia pratique médicale efficace !
Marihina fa ny acupuncture dia branche iray amin'ny médecine chinoise ary efa ho 3000 taona no au point tsara io tekinika io.
Raha fintinina dia zavatra telo no fototry ny médecine chinoise :
- méditation (encore ?:-D )
- ny fomba fisakafo sy tam-bavy (ny sakafo dia mitovy amin'ny herbes médicinales)
- acupuncture (acuponcture)
Ny tena hahafantaran'ny be sy ny maro ny medecine chinoise dia ny acupuncture : fomba fanasitranana amin'ny alalan'ny fanjaitra kely hatsatoka amin'ny points amin'ny vatana.
Io fomba fitsabo io no spéctaculaire indrindra ary koa sarotra hazavaina indrindra. Ka lasa spectacle be loatra indraindray. Samy efa nahita fandaharana tamin'ny TV angamba isika : opération goavana na vhv miteraka en césarienne et en direct nefa tsy misy anesthésie akory fa fanjaitra kely mitsatoka dia vita, ilay didina amin'io miresaka tsara ary tsy rototra akory:-D
Hatramin'izao aloha dia mbola mistery tanteraka amin'ny science ny acupuncture fa mbola mitohy ny fikarohana.
8. booboo ( 21/09/2006 11:32)
méditation

:°) re-re-re-....encore ?
9. Vaika ( 21/09/2006 12:19)
booboo : :-D:-D:-D
Oui, encore et toujours !:-D
Araraotiko asiana resaka kely fa i ndry efa kôpy an'io. Ny tsikaritro mantsy (na za koa aza tamin'ny volohany) dia ampifandraisina amin'ny fivavahana io notion io. Nefa anie "mode de vie" mihintsy ilay méditation. Amiko manokana dia tena repos tanteraka mihintsy no dikan'io. Fa ho an'ny asiatiques dia "regénération" du Qi (Chi)no tena dikany.
Io Qi io no tena fototry ny médecine chinoise !
Qi : énergie régulatrice de l'équilibre général (mental et physique)
Ka ny méditation (non-pensée !) dia manome hery (regénère) io Qi io. Ahoana ? Tena tsy mbola nahita valiny fa raha misy afaka manampy dia hisaorana mialoha !
10. cutie ( 21/09/2006 16:43)
Qi : énergie régulatrice de l'équilibre général (mental et physique)
Ka ny méditation (non-pensée !) dia manome hery (regénère) io Qi io. Ahoana ? Tena tsy mbola nahita valiny fa raha misy afaka manampy dia hisaorana mialoha

ka mbola tsy tonga tany @ "enlightning" vaika zany de tsy mahazo .
Za koa mbola tsy tonga tany :-D:-D:-D
11. fijo ( 21/09/2006 21:06)
io ki io tia mahafehy ny rehetra tokoa.ohatra akaiky.raha taitra enao na matahotra be na faly loatra.ka mahay mampiasa azy io,dia milamina.ny aretinandoha koa na ny te handoa dia azonao fehezina amin'io.
rasoul an,aza dia fehezina loatra ny saina.tsy misy hidiran'izay fivavahana eto fa fitsaboana.
12. mimich ( 22/09/2006 06:28)
Vaika> azo omena fanazavana tsotsotra ve mikasika ny fomba fanaovana ilay fanaovana méditation.
Ny olana mantsy dia ilay eritreritra mandeha2 kely foana
13. mimich ( 22/09/2006 06:51)
io fa nanaovan'i diams lohahevitra manokana ny resaka méditation fa mba valio hoe izay mahay fa tena manampy be io!!! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/topic&topid=t408977449c426
14. Vaika ( 22/09/2006 16:29)
cutie : ny mba tiko ho fantatra dia tsy hoe : ahoana no fomba fanaovana méditation mba ahatongavana amin'ny illumination na nirvana (resaka spirituel iny), fa ahoana no mahatonga ny méditation mi-regénérer ilay Qi ?
Ilay Qi mantsy dia misy tokoa fa nisy expérience nampiseho ny fisiany. Izany hoe misy ireo atao hoe méridiens làlan'io Qi io.
Natao ny expérience dia fanjaitra (acupuncture)misy radioactivité kely no nampiasaina, ka nony natao ny radio dia tena nisongadina ireo méridiens ireo. Ny olana tamin'ireo siantifika fotsiny dia ireo méridiens tsy misy hifandraisany amin'ny hoditra, taolana, nofo, rà, lymphe na ny nerfs 8O8O8O Tsy fantatra hoe avy aiza ireo méridiens ireo !
15. fijo ( 22/09/2006 21:15)
vaika izay aloha tsy haiko,fa fantako tamin'ny nanao art martiaux,dia mila sy mampiasa an'io,ka rehefa eo dia haiko ny mampiasa azy.
16. Vaika ( 25/09/2006 10:03)
fijo : Tsy haiko raha io Qi (Ki amin'ny Japonnais) io no ampiasain'ny aratra. Dia ahoana leity no tokony atao ? Dia misy koa no atao hoe "méditation dynamique", toy ny manao Tai Chi Chuan.
Raha misy afaka manome fanazavana amin'io Tai chi Chuan io angamba dia vao mainka tsara be.
17. booboo ( 25/09/2006 11:24)
Samy manana ny fomba fiantsony io énergie positive io aby isaka ny finoana na firenena sns (Qi zao anisany ). Samy manana ny fomba fi-exploiter-na azy aby fa ny but mitovy aby aby na inona finoana na inona fombafomba atao ary n'aiza n'aiza. Ny oul aby aby samy manana io aby fa tsy mahay mitrandraka sy tsy mahafantatra fotsiny ny fananany an'io. Ny Tai Chi Chuan isany fa tsy zay ihany fa mbola misy maro beeeeeeeeeeeeeeeeeeeee ( cri, loko, architecture,alim-bavaka ... ).
18. adidy ( 25/09/2006 14:35)
Marina mihintsy izay lazain'i booboo izay fa tena arakaraky ny finoana izy! Satria jereo na ry zareo silamo hiditra ramadan aza dia izay no isan'ny foto-pisainana hijoroany hoe fifehezan-tena (@ ilay tsy mihinana io) dia raha ny finoany moa dia t@ izay no nisian'ny révélation t@ mpaminaniny!
Raha mijery ny baiboly koa isika, na Jesosy aza nandeha nankany an'efitra nifady hanina nandritra ny 40 andro ilay nalain'ny devoly fanahy iny!
Ary raha mandinika ny civilizationa hafa isika mandritra ireny rite d'initiation ireny , na famorana, na hafa dia asaina mifady hanina aloha!
Fehiny: mba hahatongavana @ ilay état de méditation izany dia tsy manokatra ny "menu du jour".:^):^)
19. fijo ( 26/09/2006 21:36)
vaika ie,tena le "ki" lazaindry io tiako lazaina io.enarana io,satria isika dia manana azy daholo tokoa,fa tsy mahay mampiasa azy.
ohatra,ny vehivavy raha mahita ny zanany misy loza dia lsa manana hery tsy azo atao inona.izay ilay "ki"raha zao "tsotra "izao anefa izy tsy mahatafavoaka io hery io.ka izay no mila hianarana
20. mimich ( 27/09/2006 06:06)
Fehiny: mba hahatongavana @ ilay état de méditation izany dia tsy manokatra ny "menu du jour".

Vaika : menu du jour aiza io , le any am resak'olon-dehibe sa le any am resaka sakafo :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2395