fitsaboana tatsinanana

21. booboo ( 27/09/2006 07:04)
:-D:-D
22. Vaika ( 27/09/2006 08:51)
booboo : amin'ireo nolazain-ndry ireo dia énergie hafa no azo fa tsy ilay ilay Qi (araka ny fitsabona chinoise). Ohataran'ny mini-thérapie ara-tsaina no azo, ary ny physique ? Ilay Qi mantsy dia misy tokoa :
Ilay Qi mantsy dia misy tokoa fa nisy expérience nampiseho ny fisiany. Izany hoe misy ireo atao hoe méridiens làlan'io Qi io.
Natao ny expérience dia fanjaitra (acupuncture)misy radioactivité kely no nampiasaina, ka nony natao ny radio dia tena nisongadina ireo méridiens ireo. Ny olana tamin'ireo siantifika fotsiny dia ireo méridiens tsy misy hifandraisany amin'ny hoditra, taolana, nofo, rà, lymphe na ny nerfs Tsy fantatra hoe avy aiza ireo méridiens ireo !

fijo : sarotra mihintsy aloha ny mi-maîtriser azy io ankia a ! :D fa raha ny fahazoako azy dia avela hirindra milamina izy io amin'ny fitsabona sinoa. Dia ahoana ny fombafomba fianarana mi-maîtriser azy ?
Mimich : lasa lavitra loatra kosa ilay resaka menu du jour ankia koh !
Raha tsy misy sakafo sy resak'olon-dehibe izany ve tsy ho faty ho azy ty za ?:-D:-D:-D
Fa ny tena marina dia io voalaza etsy ambony io (menu du jour) dia mbola mampifangaro spiritualité sy méditation (fitsabona sinoa) : tsy voatery mivavaka akory rehefa manao méditation (cf méditation de diamondra27).
23. booboo ( 27/09/2006 09:09)
Vaika > tsy miombon-kevitra. Tena mitovy @ asan'ny Qi (tsy matinao lolo) mihitsy ny asan'ny énergie positive azo avy @ reo karazana fitrandrahana azy ireo (raha mahay mitrandraka). Fa ny an'i japonnais, Qi fotsiny no iantsony azy. Ze sais de quoi ze parle :wink:
24. Vaika ( 27/09/2006 09:48)
booboo : parle-nous un peu plus de ce que tu sais aza e !
Ilay Qi lazaiko io mantsy possible ny mi-manipuler azy (acupuncture). Ka raha mitovy fiasa tokoa ny énergie positive sy ny Qi dia ahoana kosa ny hanazavana fa ny acunpuncture (fanjaitra kely tsara petraka) dia mahavita mamadika ny zaza miam-boho (qui se présente par le siège) amin'ny lohany en plein travail (ohatra) ?
Marina fa ny auto-suggestion miaraka amin'ilay énergie positive dia hahafahana manao zavatra maro, fa za tena convaincu fa purement psychologique ilay énergie positive raha oharina amin'ilay Qi. Asa anefa !
25. booboo ( 27/09/2006 10:04)
vaika > tongava aty hampisehoako azy :-D:-D:-D fa zà tsy mahay manazava @ soratra lava beeeeee
26. Vaika ( 27/09/2006 10:24)
booboo : tena ohatran'ny tiko be tampoka izany ilay énergie positive an !:D:D:D
:-D:-D:-D
27. booboo ( 27/09/2006 10:36)
:-D :-D
28. mimich ( 27/09/2006 11:32)
za moa zany rey olona de ilay mpisintona ny lesona azo ampiharina fa de mifanaraha aloha i booboo sy vaika :-*
29. fijo ( 27/09/2006 21:10)
vaika le "ki" io"energie +" io ka.io no tadiavina sy ezahana fehezina.izany hoe mifehy tena aloha.dia mifehy ny siana avy eo.
ny tena tsara hianaran aazy dia ny hanoanana.
ezao ny mifehy ny sainao tsy hisaina kaly rehefa manomboka noana.
30. Vaika ( 29/09/2006 09:45)
Fijo : hay ve ?
Ilay Qi fantatro indray dia équilibre fotsiny no dikany fa ilay Ki lazain'i toi io ve misy hifandraisany amin'ilay ataon'ny Japonnais hoe "Kiaï" ?
Raha fehezina dia izao mantsy : ho an'ny mpitsabo sinoa, ny aretina dia vokatry ny déséquilibre io Qi io. Mazava ho azy fa virus toy ny VIH ets... dia zavatra hafa mihintsy. Ary ny points rehetra d'acupuncture dia misy hifandraisany amin'io Qi io, amin'ny alalan'ny méridiens (mifanojo amin'ny 12 oragnes). Ka raha maka ohatra tsotsotra dia misy point : "vessie 67" (je cite), amin'ny ankihikelin-tongotra, raha atao stimulation dia manampy amin'ny maso (hita amin'ny IRM fa misy hifandraisany tokoa ilay point 67 sy ny maso satria ny partie du cerveau mikasika ny maso dia en activité). Dia mbola maro koa ny ohatra ary tsy ho voatanisa daholo.
Ny tiko ho lazaina fotsiny dia ilay Qi dia tena misy amin'ny tenan'ny olombelona tsirairay ary efa voaporofo ara-siantifika ny fisiany, izany hoe réalité sans ambiguité genre philosophico-spirituel ilay izy. Ny olana fotsiny angamba dia mbola tsy misy fanazavana siantifika ilay Qi (na dia azo manipuler-na directement : acupuncture, na indrirectement : méditation) satria na ireo méridiens aza dia hita fa misy tokoa nefa tsy mbola voazava scientifiquement.
31. booboo ( 29/09/2006 20:18)
Qi fantatro indray dia équilibre fotsiny no dikany

hmm...ndraindray mahery setra ihany izy rehefa tsy mety tsara ny lalany dia mamay zay mifanena aminy...na sokajiana ho énergie positive aza izy....

Ny tiko ho lazaina fotsiny dia ilay Qi dia tena misy amin\'ny tenan\'ny olombelona tsirairay

Tsy anatin\'ny olombelona ihany no ahitana ny Qi fa n\'aiza n\'aiza manerana ny tontolo. Energie tahaka ny energies rehetra tahaka ny hoe misy ny énergie azo @ rano, avy @ rivotra sns. Mbola misy énergie positive hafa koa anatin\'ny olombelona ankoatra ny Qi eo sehatry ny fahasalamana....

Qi (na dia azo manipuler-na directement : acupuncture, na indrirectement : méditation

Tsy ireo ihany no ahafahana mi-manipuler ny Qi fa @ alalan\'ny massages, concentration @ point-na méridien iraika na maromaro na tondé ilay faritra tiana handefasana Qi, sakafo, gym, respiration tsotra sns.
32. fijo ( 29/09/2006 21:15)
vaika,ni "kiai" anie ka hery e,hery avy any anaty any.efa "ki" koa iny.(za manoratra hoe "ki" satria izay izy amin'ny japone)
marina tokoa io lazainao io,fa izy dia fifandanjan'ny hery aoanaty.ary raha tsy mifandanja ny hery ao,dia marary enao.
azo lazaina hoe "fanahy"koa izy.
AI=firaisana
KI=fanahy
DO fitsipika
ka itandry eo fa zavatra iray ireo resahintsika ireo.
tsy ny olona ihany no manana azy fa ny tontolo.
33. Vaika ( 01/10/2006 10:35)
booboo : Ilay tiko tenenina hoe : "mi-manipuler" ilay Qi dia "contrôle". Ny acupuncture hahafahana mi-contrôler ilay Qi. Fa ny massage, respiration... dia mi-influencer azy fotsiny. Azoko ny tian-ndry lazaina fa ho fantatra ihany raha ny énergie positive na ny massage dia mahasolo ny anesthésie any amin'ny bloc opératoire, toy ny acupuncture, rehefa manala kyste (ohatra) amin'ny tsinay ngôza be ohatran'ny boule de pétanque... et sans anesthésie nefa opération mavesatra be ... à "ventre" ouvert !
fijo : ilay hery ao anaty : "Qi", dia energie vitale angamba no mifanakaiky aminy indrindra. Tsy mbola fantatro loatra ny hifandraisan'ny Qi amin'ny énergie hafa (ny tontonlo lazain'i toi). Fa ny fantatra dia efa voabaribary ara-siantifika ilay fisian'ilay Qi (radio !). Ilay energie positive, "fanahy" dia ohatran'ny mbola "vague" be ny fijeriko azy, ka sarotra ihany ny hampifandray azy amin'ny fitsabona : médecine ! Ka ilay hery ao anaty (énergie vitale) dia misy tokoa ary efa ela be mihintsy ny mpitsabo sinoa no mi-maîtriser io size io. Ny olana mantsy ankehitriny dia ny médecine conventionnelle fanina tanteraka amin'ny tekinika sinoa ka lasa ohatran'ny anecdote fotsiny sisa ilay fomba fitsabona sinoa nefa fitsabona efa lavo rary efa ela, fony ny eran-tany mbola tao anatin'ny haizina tanteraka eo amin'ny lafiny "médecine".
34. fijo ( 05/10/2006 21:00)
ka mahaiza fotsiny mifehy azy dia izay e.izay fomba filaza azy tsy olana iny.fa ny vokany no ilaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2998